"vavaka" ho amin'ny tsy fankahalana!
21. simplex
(
29/04/2007 11:43)
booboo,
aza manapaka vavaka ndry fa asivo amen alou vao mametraka fanotaniana :°):-P:roll::)
aza manapaka vavaka ndry fa asivo amen alou vao mametraka fanotaniana :°):-P:roll::)
23. vale
(
29/04/2007 12:29)
:-D:-D:-D:-Dtsy azo atao izao ato @ FF:b:b:b:b:-D:-D:-D:°);-):°);-):lol::wink:
24. cutie
(
29/04/2007 20:41)
Mpandefa : karinah [ Valio ] 28-04-2007 22:12:41
Lohateny : Re : "vavaka" ho amin'ny tsy fankahalana!
cutie> mamindra fo ho azy annn
never
25. cutie
(
29/04/2007 20:42)
: rakaroka [ Valio ] 28-04-2007 23:53:40
Lohateny : Re : "vavaka" ho amin'ny tsy fankahalana!
Hoy i cutie:
ary raha sendra an'ze namana mba natokisana nefa mpamadika, ve de mbola hivavaka ho azy ihany
Ka isika heverina fa malalan-tsaina, kristiana tsy misy toa izany, ny mihevi-tena ho ny "alain-tahaka moa mahatsapa ny hasarotan'izany nivadihana mainka fa ireo tsy mahalala loatra sady tsy te ahalala n'inn n'inn afa-tsy ny hoe rangory fototry ny afo: tompon'andraikitra @ "faharavan'ny "fihavanana"
rizareo merina "allié" @ fitondrana!...
Tena "tsotra....in'arivoarivo tsotra" ny filazako eto,
fa ny fitantaran'ilay ranamana en 3 versions Français, Anglais, Malagasy dia HENJANA DIA HENJANA!
Ary miaraka @ "analyse" sy étude des faits concrets"
de ahoana zany :roll:
26. cutie
(
29/04/2007 20:43)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 28-04-2007 23:12:08
Lohateny : Re : "vavaka" ho amin'ny tsy fankahalana!
Hoy i karinah:
cutie> mamindra fo ho azy annn
mamindra fo!mora d mora ny milaza an'io fa tokony miheritreritra alohan'ny hanaovan-javatra ranona a!
sady za koa tsy hamindra fo zany e lol
27. cutie
(
29/04/2007 20:45)
Heu...Marina dia marina ny fihevitr'i xxx eto hoe:
"mila mieritreritra tsara @ zavatra tenenina sy atao.
Rahateo ny vavaka atao tsy sanatria pli-vava fotsiny
fa atao en pleine conscience arahina "fitondra-tena "Tsara" : izany angamba no tokony ho "imagen'ny "kristiana"
Rizareo Silamo voaenjika matetika eto aza nilaza fa
"tohero @ tananao ny ratsy, raha tsy voatohitra @ tanana dia tohero @ herin-tsandry, raha tsy izany tohero @ fo!"
kristiana @ le antsoin'le hira vavaka mihambahamba ngamba zany :-D
28. Fiffi
(
29/04/2007 21:11)
cutie:cutie: zanyve ? nefa tadidio fa olona madiha tany isika....tsy misy tongalafatra.....mety misolafaka koh ! na de tsy natao fanahiniana aza io fahadisoana io....
never
31. cutie
(
29/04/2007 22:20)
cutie: zanyve ? nefa tadidio fa olona madiha tany isika....tsy misy tongalafatra.....mety misolafaka koh ! na de tsy natao fanahiniana aza io fahadisoana io....
matoa za miteny we never de efa fantako fa fanahiniana le izy fa ny zavatra atao rehetra koa tsy maintsy misy valiny foana any aoriana any.
32. rakaroka
(
30/04/2007 05:51)
booboo:
Rakaroka > fa inona ilay tantara niseho fa tsy azo tsy araka tsy mazava lay raha teneninao. Raha nitranga t@ 2002 ? dia taiza ? dia naninona ? sns
"Sambatra ianao: mahay manadino!
Ny zavatra nisy navalon'ny taona!
sambatra ianao f'efa tonga tsy mino
ireo zava nisy ka dia afa-tsaona !"
Ny marina mpitazan-davitra "fotsiny" ihany tokoa isika fa tsy niaina lé nanjo lé olona, donk tsy ahatsapa ny "hirifiry" sy tsy mitondra ny holatr'izany....
N'avancé-na ny "éléction" présindentiel" 2006 iny:
2007 no 5 taona lasa niakaran'i Ra8.
Juste talohan'ny niakarany ilay nisy fifanenjehana
"merina" BBBBe na tany "Diégo" na tany "Tamatave"sns...Ary nohenjehiny rahateo koa ireo olona nosoketaina sy notombanana fotsiny aza fa
mpiara-dia t@ ingahy Ratsiraka...
Ilay filazako 'gné dia tsotra dia tsotra fa ny "publié" t@ izany dia fomba miharo "habibiana"tsy maha te hiresaka intsony, tsy maha te hierika e!
Ny noendrikendrehina ho mpiara-dia dia nisy maty koa nisy i@ ireny na nandevina ny fatin-drainy aza tsy
possible ho an-janany, tsy niharany isika dia tsy mivaky loha @ izany?...Fa Be ireo niharan'izany na ny "merina na ny tanindrana voaenjika tsy fidiny. ce sont des vrai témoignage etsy sy eroa!
du moins I koront 13
nahasoratra fa ny "fitiavana tsy mifaly @ tsy fahamarinana!"....
33. majesty
(
30/04/2007 06:27)
hoy rakaroka:
Marina izany,kanefa na samy hifampivavaka aza isika,ny finoana tsy arahan'asa dia maty,koa eo no ilana ny andraikitry ny tsirairay mba hitandrovana an'izay firaisana sy fifankatiavan'ny samy Malagasy izay.
Tsy mitovy noho ny antony maro ny olona fa noho ny antony maro dia teraka ny fifankahalana...Ohatra rizareo mahitahita, rizareo any an-dafy, rizareo any Dago , rizareo manampahaizana , rizareo "kristiana"...indrindra indrindra @ izao vanin'andro diavin-tsika izao ... rizareo "merina" na
rizareo tanindrana , na entren'ny samy malagasy fotsiny mba tsy hifandrafesana.
Am-pitomaniana no anoratako anareo mpivavaka: mivavaha ho amin'izany!
MISAOTRA!
Marina izany,kanefa na samy hifampivavaka aza isika,ny finoana tsy arahan'asa dia maty,koa eo no ilana ny andraikitry ny tsirairay mba hitandrovana an'izay firaisana sy fifankatiavan'ny samy Malagasy izay.
34. Fiffi
(
30/04/2007 06:29)
cutie:marina zany.....misy valiny avokoh ny zavatra hatao rehetra......alohan'ny hanaovana zavatra de tokony misaina.....t'assumes après....fa olombelona tsy misy tongalafatra.....raha nanao hadisoana izy mety ny tena ratsy tsy avy am-ny akory fa ny mpamadika no tena ratsy any ambadika any.....
matoa za miteny we never de efa fantako fa fanahiniana le izy fa ny zavatra atao rehetra koa tsy maintsy misy valiny foana any aoriana any.
Ka hamela ny fahotany ve zany sa tsia ?..........mamelà ny helokay , tahaka ny hamelany izay meloka taminay......
35. rakaroka
(
30/04/2007 07:15)
[quote=Fiffi]
sarotra ny manenjika ny "any ambadika any" raha tany hoe sur la base du "fait concret"ny resaka
"soulevén'ny olona"
raha nanao hadisoana izy mety ny tena ratsy tsy avy am-ny akory fa ny mpamadika no tena ratsy any ambadika any.....
sarotra ny manenjika ny "any ambadika any" raha tany hoe sur la base du "fait concret"ny resaka
"soulevén'ny olona"
36. rakaroka
(
30/04/2007 07:25)
cutie:
Mpandefa : karinah [ Valio ] 28-04-2007 22:12:41
Lohateny : Re : "vavaka" ho amin'ny tsy fankahalana!
cutie> mamindra fo ho azy annn
never
Marina dia marina ny fihevitr'i "Cutie" hoe "ilay famindra-po 'gné ka tsy tsotra Bé tahaka ny fihevitry ny sasany izany: déjà hoy ny 'Ntaolo:
Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina!
37. booboo
(
30/04/2007 09:53)
Rakaroka > Tsy hoe manadino zà na tsy nihaina an'ireo dia tsy miraraha (disoiko tanteraka ianao @ ireo) fa nisy raha tsy azoko. Noheveriko fa hoe fankahalana @ ankapobeny ny tianao lazaina fa tsy nofaritanao mazava hoe zao sy zao ny raha mitranga...aiza ara no ahaizako zay tena tianao lazaina marina satria tsy tondé tsorinao hoe ny raha t@ ao no tiako lazaina....f'efa azoko kah (mora mahazo ihany zà refa havaina maharitra :°))
38. prime
(
30/04/2007 10:00)
Rakaroka> Fantatro fa na dia mitondra teny sy mitatitra aza ianao dia anisan'ireo tena marary noho ny zava-nisy nihatra tamin'ny namana, ny fianakaviana, ny foko... eny ny tena mihitsy aza angamba...
Ny tena mety satria efa natsidikao ihany ity resaka ity dia ambarao tsara ny zavatra tena ahianao satria sady resaka politika, no fiaraha-monina sy kolon-tsaina, no sady fivavahana... tokoa ny tao ambadik'ireny rehetra ireny... ka raha ny fahitako azy efa mahamenatra rahateo dia aleo vakina ilay ratsy ahafahana miady, manarina, manasitrana, mivavaka ho an'izany toy izay safosafoina fotsiny dia avy eo nefa hilevina any dia hipoitra indray andro any dia indrisy... lasa fitarainana tsy misy farany fa tsy misy asa sy vavaka mitombina marina...

39. tsiafoi1
(
30/04/2007 10:47)
Somary fohy tsy dia maha-taka-dalina ny tena ka sahirana eo am-pamakiana ny tenin'i rakaroka : Ny hany azo ambara dia Na resaka politika io, na resaka fiaraha-monina io, na resaka fivavahana tian-kambara. Ny fanafody tsotran'ny fankahalana dia ny Fanafoanana mihitsy ao am-po sy ao an-tsaina ilay zavatra nandratra
40. prime
(
30/04/2007 12:07)
rakaroka> Izay ilay ambarako foana hoe fantaro ny fahavalo tianao iadivana...
Mikasika ny famindra-po dia mifono zava-dalina io ary fiainam-pamonjena mihitsy no ao ambadik\'io amin\'ny finoana... ka raha olona samy miandrandra famonjena ihany dia tsara arahin\'asa tokoa ka ny voalohany amin\'izany dia ny fifamelan-keloka...