"vavaka" ho amin'ny tsy fankahalana!

41. cutie ( 30/04/2007 15:43)
marina zany.....misy valiny avokoh ny zavatra hatao rehetra......alohan'ny hanaovana zavatra de tokony misaina.....t'assumes après....fa olombelona tsy misy tongalafatra.....raha nanao hadisoana izy mety ny tena ratsy tsy avy am-ny akory fa ny mpamadika no tena ratsy any ambadika any.....

Ka hamela ny fahotany ve zany sa tsia ?..........mamelà ny helokay , tahaka ny hamelany izay meloka taminay......

Tsy hamela mitsy fa ny mpamadika koa nge tafiditra ao anatiny e , satria samy mpiray tsikombakomba daholo ihany reo .
Rano raraka tsy azo raofina tsony, ka in tsony no azoko atao @ zany :roll:
42. cutie ( 30/04/2007 15:45)
rakaroka [ Valio ] 30-04-2007 09:25:25
Lohateny : Re : "vavaka" ho amin'ny tsy fankahalana!
Hoy i cutie:


Voalaza teo :
Mpandefa : karinah [ Valio ] 28-04-2007 22:12:41
Lohateny : Re : "vavaka" ho amin'ny tsy fankahalana!
cutie> mamindra fo ho azy annn

never




Marina dia marina ny fihevitr'i "Cutie" hoe "ilay famindra-po 'gné ka tsy tsotra Bé tahaka ny fihevitry ny sasany izany: déjà hoy ny 'Ntaolo:
Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina!

rakarok a
ka io filazan'ny Ntaolo io koa ny itondrako azy e
Za akory tsy ATRa ka hamindra fo :-D
43. cutie ( 30/04/2007 15:47)
Ny fanafody tsotran'ny fankahalana dia ny Fanafoanana mihitsy ao am-po sy ao an-tsaina ilay zavatra nandratra

marina zany
fa tsy vita vetivety io na vita 1 andro aza, fa refa ela ny ela afaka ihany . Mety ho aman-taona maromaro ngamba :-D
44. rakaroka ( 30/04/2007 19:45)
[quote=booboo]
Rakaroka > Tsy hoe manadino zà na tsy nihaina an'ireo dia tsy miraraha (disoiko tanteraka ianao @ ireo) fa nisy raha tsy azoko. Noheveriko fa hoe fankahalana @ ankapobeny ny tianao lazaina fa tsy nofaritanao mazava hoe zao sy zao ny raha mitranga...aiza ara no ahaizako zay tena tianao lazaina marina satria tsy tondé tsorinao hoe ny raha t@ ao no tiako lazaina....f'efa azoko kah (mora mahazo ihany zà refa havaina maharitra :°))


Mazava ary ekena!:lol::lol::lol::lol:





45. rakaroka ( 30/04/2007 22:35)
prime:

Rakaroka> Fantatro fa na dia mitondra teny sy mitatitra aza ianao dia anisan'ireo tena marary noho ny zava-nisy nihatra tamin'ny namana, ny fianakaviana, ny foko... eny ny tena mihitsy aza angamba...

Ny tena mety satria efa natsidikao ihany ity resaka ity dia ambarao tsara ny zavatra tena ahianao satria sady resaka politika, no fiaraha-monina sy kolon-tsaina, no sady fivavahana... tokoa ny tao ambadik'ireny rehetra ireny... ka raha ny fahitako azy efa mahamenatra rahateo dia aleo vakina ilay ratsy ahafahana miady, manarina, manasitrana, mivavaka ho an'izany toy izay safosafoina fotsiny dia avy eo nefa hilevina any dia hipoitra indray andro any dia indrisy... lasa fitarainana tsy misy farany fa tsy misy asa sy vavaka mitombina marina...


Nnnnnddddrrrriiiiiyyyy!:* "Mahafinaritra ahy ny
resak'i Prime eto: tiako mihitsy!, marina indrindra ny voalazanao fa misy fifamatorana @ ity "lohahevitra", ny lafim-piainana isankarazany, ny fiaraha-monina, sns...
"Tsara ihany koa ny "fahaizana mihaino" mamantatra ny hafa vao manome ny hevitry ny tena.
Ka hiditra @ votoatin-dresaka ary aho araka ny takianao:
Ny marina dia "ananan'ny olona "MARO" ALAHELO
ny merina voabango ho iray ihany noho ny "fihetsika " tsy tambo tanisaina "TSY NETY" niala tany @ mpitondra sy ireo mpanohana azy...Izaho miresaka eto tsy hitatitra ny "doléance" na fitarainana maro na iandany @ izatsy na zary, fa "tsapako fotsiny ny vesatry ny alahelon-drizareo, très probable hivadika "kakay" sns...:
izaho dia olona nifanerasera t@ karazan'olona mmmaaaaro,: ny farintanintsika enina io nananako
namana avokoa: hatraty an-dafy aza aho mbola hofampizaran-drizareo ny manta sy ny masaka: nahazo "invitation" BBbbbetsaka koa aho: mba tongava aty aminay"sns...Ary tsapako hoe @ fon-drizareo tokoa lé izy, sahala @ hoe tsy fantany ny fanenjehana ny vahiny any @ ilay faritra @ fotoana
itenenany , any an-tsaiko any haninona any koa aho?...ny any aza mitsoaka...
46. rakaroka ( 30/04/2007 23:03)
Dia nitohy ny fitantarany ny zava nisy tany Mcar
( vao tonga avy any izy io). Nisy namana hoy izy (tsy holazaiko ny anarany fa nolazainy mazava):
nolazaina izy hoe "tongava any @ biraoko" iélah rahampitso @ "x"-ora. Dia tonga lé namana araka ny fotoana nifanomezana. Tsy afaka nandray azy avy hatrany anefa izy, dia niandry ka niandry ilay ranamana, nony kelikely voalaza fa tsy afaka "handray indray izy" fa mbola "handeha"...voatery nanaraka nivoaka izany lé olona, dia eo am-pidirana ilay fiara izy no niteny hoe "aza miasa intsony ialah rahariva fa efa misy olona nasolo aniélah":roll::oops:. Dia izay dia point final
scénario karazany maaaaro, re @ olona samihafa...
Na ny hintantara izany na ny hisaina izany tiako "fafàna tanteraka ao an-dohako",fa lé vesatry ny alahelon'ny olona, ireo "fahoriany".
Raha toa faly ianareo noho ny zavatra maro: mifalia!
fa aleo aho hiara-ory amin'izay ory:cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:"fa raha misy manana alahelo aminao" hoy ny soratra ...andana aloha
mamitrana ny fihavananao aminy vao..."hainareo.
Izany hoe tsy izaho akory no tokony ananan'ny olona
"alahelo"izany fa dia voafoaka wà, dia lasa mivavaka mba tsy hiaran'izany alahelon'olona izany!
47. Fiffi ( 01/05/2007 11:11)
cutie:
fa tsy vita vetivety io na vita 1 andro aza, fa refa ela ny ela afaka ihany . Mety ho aman-taona maromaro ngamba :-D
Sambatra zay olona tsy mitazona halahelo.....au contraire tokony hampisoana ny nanao fahadisiana hoe tsy mitazona halahelo ny tena mba hampiheritreritra azy mafy ary hitandremany ny tenany sy ny zavatra hataony am manaraka.....(tsy hoe hanomezana sy hihainany am remord akory fa mba hahatonga saina azy ka hitandrina ary tena hifidy ny namany raha mbola misy ny azo hatokisana......(pas evident)


48. niryna ( 04/05/2007 21:15)
ikaretsaka:

raha mitovy daholo hono isika dia tsy fiainana intsony izany. fa ny hahaizantsika hiara miaina sy mifanaja amin'ireo tsy fitoviantsika ireo no tena mila vavaka.
amen


mitovy hevitra amin'ika aho:D^:^

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0484