Déléstage MAHAVARIANA TOKOA!!!!!
1. xxx
(
28/04/2007 11:33)
Mahalasa saina ihany rey olona raha efa @ izao taon-jato vaovao izao ary ny fandrosoana dia efa mbà azo atao hoe tonga ao @ tanàna ihany , fa dia NAHOANA RE no dia ampijaliana toy izao ny vahoaka @ ity déléstage ity?
Firifiry ny manana epicerie no manana frigo sy congélateur no mila éléctricité? firifiry ny olona te hijery télé ? firifiry ny hôpitaly misy olona marary mila jiro? firifiry ny restaurants sns...
Raha izaho manokana aloha dia tena isan'ny point négatif goavana azoko omena ity fitondràna @ izao fotoana izao ny fanapahana ny jiro ,izay antoky ny fiainana sy ny toe-karena.
Efa firy taona ve izay dia tsy mbà misy mésures tokony ho raisina mihintsy ?
Ka omenareo tsiny ve ny olona raha tezitra ka mirotaka?
Ary ity JIRAMA ity dia monopole ary orin'asampanjakàna isan'ny anjakan'ny gaboraraka sy ny baranahiny .Aiza ny maha tomponteny ny mpanjifa :"les clients sont rois" hoy ny vazaha !
Raha tsy mahaloa ny vidin-jiro ny mpanjifa dia tsy miandry ela ny JIRAMA manapaka an'izany ary ady mangotraka ny mamerina ny jiro , fa raha ny JIRAMA manao ny déléstage dia na ampolo taonany aza tsy maninona !
Mbà eritrereto raha eto FRANTSA no misy an'io hanao ahoana ny toe-karena hanao ahoana ny ho fihetsiky ny olona ?
Raha fintinina izany dia tsy mbola tena mahalàla ny zony ny olona ao MADAGASIKARA fa izay ataon'ny mpitonra dia TSY MAINTSY EKENA DAHOLO !

novalian'i Jeankely ny 30/04/2007 03:44
3. Fiffi
(
28/04/2007 11:53)
heu....aza hafangaro kosa ny fitondrana sy ny mpiasa tsy manaony asany eh ! ao am jirama ao ange ka misy olona napetraka justement hi-gerer an'io eh ! io olona io zany no tsy manao ny asany ara-dalana raha izany ka mila hitadiavana hevitra maika......
5. pissoa
(
28/04/2007 17:13)
bazylou : aleo kosa tsy atao an'izany fa hatramin'ireo tsy nifidy (azy) anie ka miara-fesona ao daholo e ! :roll::-D:-D:-D
7. Jeankely
(
30/04/2007 03:44)
Ity Bazylou ity aloha dia tsara enjehina hatramin'ny hidian'ny vavany fa mamosavy tanora ilay io. Misy ny manambady vazaha ary lasa mpanakarena tampoka. Tsy omena tsiny izy fa samy mitady izay hampivoatra saingy tsy ny rehetra no afaka hanao izany. Raha ny kely hananana ao Madagasikara ao no potehina dia hijaly sy tsy hotafavoaka mihintsy ka rehefa tsy mahay ny mpitondra aza ny fananana ikambanana no simbana fa ianao ihany no hitady sy hila an'io amin'ny manaraka. Isiaka tanora dia tsy tokony hiaro mpitondra tsy mamokatra fa handinika tsara kosa hoe ahoana ary avy aiza ny fototra tsy mahatafavoaka. Raha miasa na mianatra ianao no tsy misy jiro dia lozabe izany. Mahita vahaolana ho anao ve ilay mpandrangitra sa mamporisika anao ho tezitra ka hamotika ny kely vita. Anao ny safidy ka diniho tsara.