Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou
(
29/04/2007 23:00)
dia hahavita inona indray ity berger
allemand vaovao ity!! ny barea efa resy tsy hotafakatra intsony!! efa resy indroa!!!...
tohiny
bazylou
(
29/04/2007 22:59)
o ry zalahy!!
raha izao ve no mitohy tsy aleo i deba ihany !! alika sy mpifonda i deba , marina izany fa ity raika lahy ity dia mbola pire noho i lery !!! ary nany tikoboys aza dia tsy menatra intsony mampiseho ny ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/05/2007 05:36
simplex
(
29/04/2007 21:02)
bonannif sitlo
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4605a344d3959
@ 1 volana ndray e :@...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/05/2007 05:52
meva2
(
29/04/2007 20:07)
tiana tsy tiana
inona no zavatra tsy tantinareo indrindra @ vadinareo ary inona no mahafinaritra anareo indrindra aminy, ilay mampisy frisson kely hoe heeee, tiako ty vadiko ity eeee !! hi,hi,hi!
Ny ahy ny tsy tanti...
tohiny
novalian'i arialy ny 07/06/2007 11:17
xxx
(
29/04/2007 18:34)
mila vonjy
reni-mpianakaviana aho mianadahy ny zanko,ny zanako vavy nihinana pilules,nijanona efa tamin'ny novembre lasa teo,tonga ny fotoanany roa volana tao aoriana ny nijanononany,natahotra ho bevoka izy ary ...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2007 10:41
trepy
(
29/04/2007 17:30)
tsy misy toa anao TOVO JAY
Mba saika hangataka kely io hira io...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 29/04/2007 17:49
karinah
(
29/04/2007 17:10)
Mitady an'i Erika JOERG !
Mba mitady an'i Erika Joerg nipetraka Paris (95) t@ taona 2002, manan-janaka kely atao oe Wendy ;..sao mba misy mahalala azy , mba hanoratra aty amiko, misaotra betsaka indrindra!:-*...
tohiny
novalian'i jefijefy6719 ny 04/12/2012 11:51
sirena
(
29/04/2007 13:05)
landshut
hallo
mba te hifandray am gasy eto landshut allemgane e!ra mis eto de afaka mandefa hafatra. merci...
tohiny
novalian'i sympa ny 09/05/2007 23:01
Aino
(
29/04/2007 10:08)
izaho tsy police fa voleuse
ka izay mahery miazakazaka tsy ho tratra ary izay manendrika dia ao ariana faona hanenjika.noho izany TSIKY DIA AMPY....
tohiny
novalian'i Aino ny 01/05/2007 10:07
nikopol
(
29/04/2007 09:29)
zaza tokana
Inona mety mahasamy hafa ny zaza tokana eo amin'ny personalité-ny ? ary inona no maharatsy na mahatsara ny zaza tokana ?
raha hiteny hoe aleo asiana zandriny dia tsy ao anaton'ilay sujet an!
o...
tohiny
novalian'i sallyg56 ny 06/06/2007 11:20
mbolapanda
(
29/04/2007 08:08)
hatsarana
aza de manaonao foana ry reto fa mahamenatra a!
tsy ny olona rehetra milalao sarimihetsika akory dia "acteur" fa misy fiofanana avokoa ireny.
ohatra ny lasa manao daholo na adala na hendry.
aleo ma...
tohiny
novalian'i karinah ny 29/04/2007 09:32
tslem
(
29/04/2007 07:54)
fitia somongamonga
zany hono dia efa maty ilay Remi mpihira iny ?...
tohiny
novalian'i sudou ny 13/05/2007 15:58
Jeankely
(
29/04/2007 07:09)
Izaho no namono ny voay koa ianao no hiravaka ny vanginy????
Ity fitenenana ity dia tsarointsika tsara hoe olona sahala ny ahoana no nampiasa azy. Ny resaka politika izany amindry zareo midika fa rehefa nisy soa na kely vitany dia izy no mihinana an'iny ary pot...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/05/2007 05:32
salmo1
(
29/04/2007 01:04)
salmo1 sy xxx
Rehefa misy mametraka xxx ato, mitovitovy @ dinika hapetrako..., de misy milaza fa izaho ihany ilay xxx... ^:^^:^
ohatra:
*salmo ndray zao io .
*salmonele ndray zao io.
*aza miafina fa tonga de...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 30/04/2007 16:30
diamondra27
(
28/04/2007 22:40)
famonoan-tena
tena ao anatin'ny indray mipi-masao monja no mety hahatongavan'io hevitra io ao anatinao.
Raha olona tsy mafy saina mety mahavita azy.
Ny olona milaza ny hamono tena ireny tsy mahavita manatantera...
tohiny
novalian'i niryna ny 30/04/2007 04:42
bazylou
(
28/04/2007 22:39)
ahoana no havitana zavatra tsara
sy maharitra amin'ny kibo noana lava izao sy ny fiainana miakatra ??? ny securitè tsy misy, i le8 no manana ny 80%n'ny orinasa, ary manarak'izay zavatra tsara inona no ataonao satria efa ny vazaha iz...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 30/04/2007 06:37
hery
(
28/04/2007 22:07)
Ny xxx manevateva namana dia haseho
Ohatry manomboka ampiasain'ny sasany hanaratsiana olona ilay xxx eto. Ho an'izay mbola tsy maharaka dia natao io xxx io mba hahafahan'ny tsirairay manafina ny mombamomba azy noho ny antony samihafa. T...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/08/2007 10:47
cute
(
28/04/2007 21:34)
mba tongava moa aty e!!
misy malagasy ve ry zareo aty hawaii ankoatrany cute sy ny mamany :?:?raha misy dia mba manorata ho an`i cute e!! raha tsisy d mba tongava moa aty e!!:P...
tohiny
novalian'i cute ny 15/05/2007 05:17
bazylou
(
28/04/2007 18:12)
vaovao farany
Pour Tuléar, l'envoi de deux hélicopters plein de commandos pour calmer (ou animer) le jeu et "intelligent" comme reaction, ... avec ceux qui ont été envoyé à Tamatave ... et ceux qui vont gere...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/05/2007 05:47
salmo1
(
28/04/2007 17:55)
Fombany sasany
Efa manana harenarena sy fivelomana tsaratsara @ fiainana ndray ny pokona aty ivelany de manakiana ny any atoerana fôna oe: ratsy, ratsy... ny politika mintsy no ratsy, ny fitondrana mihintsy no tsa ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 30/04/2007 12:59
