hatsarana

1. mbolapanda ( 29/04/2007 08:08)
aza de manaonao foana ry reto fa mahamenatra a!
tsy ny olona rehetra milalao sarimihetsika akory dia "acteur" fa misy fiofanana avokoa ireny.
ohatra ny lasa manao daholo na adala na hendry.
aleo maka-tahaka fa tsy ratsy akory izany;
jereo anie ilay horonan-rtsary mitohy tao @ TVM t@ 2002 e? iny no voalohany aryt iny ihany koa no tsara hatramizao aloha fa ny taty aoriany tena tsy de hita izay ho raisina
novalian'i karinah ny 29/04/2007 09:32
2. karinah ( 29/04/2007 09:32)
zaho anefa mbolaponda mahita sarimihetsika malagasy fa tena betsaka ny mahay, tsy haiko na mihofana aloha ireny ol hitako ireny fa tena mahay kosa aloha e !:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3776