Fombany sasany

1. salmo1 ( 28/04/2007 17:55)
Efa manana harenarena sy fivelomana tsaratsara @ fiainana ndray ny pokona aty ivelany de manakiana ny any atoerana fôna oe: ratsy, ratsy... ny politika mintsy no ratsy, ny fitondrana mihintsy no tsa mba mety...

:-D:-D

Tsy marina ve zany:?:
;-)
répondu par Jeankely le 30/04/2007 12:59
2. bazylou ( 28/04/2007 18:42)
ianareo rehetra efa ratsy ary tsy mahita ny fanalikana atao anareo , ka izany no izy , ny aty andafy tsy hitovy aminareo mihitsy na ny aty aza no mamelona anareo mianakavy!! na tsy manana zo hifidy aza ny aty dia tadidio fa ny aty no manome ny saosy hohaninareo any!!
:-D:-D:-D

Mba fantatrareo moa ohatrinona isan'andro ny vola mandeha mankany Mada amin'ny wu sy madachange na paositra ...tss raha ajanona indray andro fotsiny io dia 100 000 no maty isan'andro!! ka ahoana hanandrana ??
3. xxx ( 28/04/2007 18:42)
iza moa no hanao an'izany raha tsy ry rasalmo hiany?
4. rush ( 28/04/2007 21:04)
aza mivadikatidoha rabazy a!
5. simplex ( 28/04/2007 21:57)
bazy:
tss raha ajanona indray andro fotsiny io dia 100 000 no maty isan'andro!! ka ahoana hanandrana ??
misy ol 100.000 mandray vola avy any ivelany isan'andro ve ao Dago tsy efa mandroso be ny firenena kle. Ra 1 volana izany eo @ 3.000.000 eo hoe eo no mandray sosy avy any ivelany. Tena matanjaka nareo ka ^:^^:^

Aza generaliser-na @ fianakavinareo kosa alou ny gasy 18millions e. Ny ankamaroan'ny gasy tsy mandray vola avy any ivelany izany ary fraction faran'ze minime ngambany no mandray an'zany. Fa misy otrin'ny ny vola raisin'i toi any k misy alefa isan'andro isan'andro izao?
6. bazylou ( 28/04/2007 22:17)
be fialonana indray nysasany fa tsy misy mpandefa!!
Ilay izy ho aho tsy hitanareo raha tsy efa aty ianareo, raha ny jamba sy ny panao ronono an tavy no arahinareo dia andraso eo rapaoly hikarakara!!:-D:-D:-D:-P:-P
7. simplex ( 28/04/2007 22:23)
mba andefaso lesy za ry bazy fa tena mampanaelo mintsy a. Kozy e, na mba sombiny kely fotsiny aza. Hitan'la ihany fa mafy ady ny bandy e :) sady mba mitombo ny fitiavan'la tanindrazana @ zay :°):P
8. bazylou ( 28/04/2007 22:41)
iza intsony koa no handefa saosy ho an'ialahy isany manao tonga namana vao mavomavo!! izahay efa tsya avelan'ialahy mifidy sady ny zanakay sy izahay efa tsy voaklasy gasy intsony ka veloma teo ry MAlagasy fa avelao ianareo ho ao e!! sady ianareo koa anie no nifidy an'io e!!:-D:-D:-D:-D:-D:-P:-P
9. salmo1 ( 29/04/2007 02:23)
bazylou:
ianareo rehetra efa ratsy ary tsy mahita ny fanalikana atao anareo
Fiainana milay be ity kou, de rarahin-lah inn koa izay manalika anay any. izahay aza tsy mirara akoury fa tsy tinay zany manalika anay zany;-)
:-D:-D
bazylou:
ny aty andafy tsy hitovy aminareo mihitsy
Ny any senegale sy ny any cameroune tena tsy mitovy ahy mhintsy. Efa andafy mantsi ny any, knefa izaho mbola fotsi2 marron2 kely;-):-D
Samy olom-belona zany e, tsy akanavaka. http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45fe67f98af3b ny patiny ;-)
bazylou:
na tsy manana zo hifidy aza
mampalahelo ahy mihintsy i bazylou fa tsy afaka nifidy:oops:
:-D
bazylou:
be fialonana indray nysasany fa tsy misy mpandefa!!
:lol:Ny volanareo aza tsy mbola nampilafilaina nalefa ho anay zany akoury. kou hialona izahay, tena tsy mialona izahay Malgache fa tsy mampalahelo akoury izahay.
;-)

bazylou:
Mba fantatrareo moa ohatrinona isan'andro ny vola mandeha mankany Mada amin'ny wu sy madachange na paositra
De tsy aiko rea.. haleo kôtina kely alou: ny kôlaziny fianarako tady havidy descapotabla anakiroa, ilay tady ho sipako nangataka descapotabla anakiray vao2. ôatrinona re zany ny vola alefan'olona avy andafy e:?::idea::-D:-D
bazylou:
tss raha ajanona indray andro fotsiny io dia 100 000 no maty isan'andro!!
Efa tonga anga ny farany andro:?:
:-D
bazylou:
ny zanakay sy izahay efa tsy voaklasy gasy intsony ka veloma teo ry MAlagasy fa avelao ianareo ho ao e!!
Veloma eeee, mampamangy indray zany @ maraka e. Raha mbola hiaona
10. xxx ( 29/04/2007 09:28)
:-P:-P
11. xxx ( 29/04/2007 19:33)
tehaka be ho an'i Salmon eh!=D
Zay vo mba nisy zavatra tsara sy nahafinaritra nolazain'i Salmon.
12. Jeankely ( 30/04/2007 12:59)
Hoy Bazylou hoe:
"Mba fantatrareo moa ohatrinona isan'andro ny vola mandeha mankany Mada amin'ny wu sy madachange na paositra ...tss raha ajanona indray andro fotsiny io dia 100 000 no maty isan'andro!! ka ahoana hanandrana ?? "

Mitombona sa tsia fa MPAMOSAVY no anaran'io Bazylou io. Tiany hisy ho faty ao Mada ao. Any andafy vao lasa Mpamosavy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0493