ahoana no havitana zavatra tsara

1. bazylou ( 28/04/2007 22:39)
sy maharitra amin'ny kibo noana lava izao sy ny fiainana miakatra ??? ny securitè tsy misy, i le8 no manana ny 80%n'ny orinasa, ary manarak'izay zavatra tsara inona no ataonao satria efa ny vazaha izao no manana ny tsara indrindra ao an tanana!!
Ny resaka sosialy tsy misy fa ny famenoana paosy no feno, ilay lalana vita aza nimehezan'ny rivotra dia lasa mbamin'ny vato kely!!
Atao izao map ...me rehetra izao lany andro mangataka etsy sy eroa ramose nefa ny pokona toa mahantra ihany!! Amin'izay mbola 5 taona aorian'ny hahafenoan'ilay 5 miliara de dolaka vao hahazo vokatra ho tsapaina ianareo, dia afaka 5 taona koa izany ianao vao mikaly , ny jiro tsy misy, dia ahoana, hanao zavtra tsara inona ary ho constructif amin'ny inona ???
Constructif amin'ny rora ve???:::;;!!!tssssss mazotoa manonofy e!!!
Barea aza nahazo berger allemand indray rehefa nesorina le rossignol!!!:-D:-D:-D:-D:-D:-D
NY tim atsy mirehareha , ny anay le8 ihany satria merina lery , nanao lalana lery, izy koa no fournissera menaka anay sy ny mpanao ronono,....
Tokony mba hovaliann'y tim ity fanontaniako ity::
"" HATAO 25 TAONA VE IZY ITY ??? SATRIA EF NOVANAREO NY KONSTITY ARY EFA ANAREO NY ORINASA AN'ALINY AO MADAGASIARA, ARY TSY MISY SONIA SY VOLA MIVOAKA RAHA TSY NY AN'DRAMOSE NO TONGA ""
""MANARAK'IZANY, NAHOANA NO MANAO TOMBO SY ALA I RAPREZY???"satria ve hoe merina dia mitady hanao nettoyage ethnique??? tssss, jereo fa tsy bendrana ny cotier ka ho azonao sakanana amin'ny commando 2 helikoptera!!:b:b:b
novalian'i Jeankely ny 30/04/2007 06:37
2. Jeankely ( 29/04/2007 03:15)
Izaho dia gaga mihintsy amin'ny fiasainanao ry Bazylou. Mirehareha ianareo fa miadana any andafy ary mitanisa ny fahasahiranana sy korontana any Madagasikara. Mifanohitra indray koa anefa no lazaina fa Vazaha ny manjaka satria maninona ianao mahatsapa miadana any amin'ny tanin'ny Vazaha koa ny Vazaha lazainao tsy tokony hanao ninoninona? fa inona loatra ny fianarana nianaranao e? fantatrao ve fa raha manaraka izany "GLOBALIZATION" izany dia tsy misy "BARRIER" ka izay mahavita ny asa dia antsoina na iza izy na iza ary na avy aiza. Fa inona no asanao any andafy any sao lahy ka ianao no tsy mahay ninoninona ka matahotra ny rohasin'ny olona avy any? Ny marina dia mahantra isiaka ary sahirana mitady hevitra ny hampivoatra. Izay mifanadrify aminao no hatsarainao fa tsy hain'ny mpamafa lalana akory ny hitondra firenena. Tsy anjarako ny miaro ny fitondrana satria tsy mpitondra aho fa ny anjarako kosa dia manzava fa raha simbanao ny sain'ny olona na ianao aza no tonga mitondra eo tsy ahavita zavatra amin'ny saina marefo sy mpijapy machine.
3. salmo1 ( 29/04/2007 09:21)
jeankely:
Izaho dia gaga mihintsy amin'ny fiasainanao ry Bazylou. Mirehareha ianareo fa miadana any andafy ary mitanisa ny fahasahiranana sy korontana any Madagasikara.
=D=DIzaho koa aza leisy dia gaga mihintsy :-D=))

Izaho ti hanana joba tahakany hilary duff http://www.youtube.com/watch?v=eVExfTxg5is&mode=related&search= fa aleo any alou ny politikany andrabazylou :-P

Zany no atao oe: fiainana fa tsy mitady aretina hanaketrohana anio andrina io leisy.^:^
;-)

4. Jeankely ( 30/04/2007 03:49)
Mazava fa tsy hisy zavatra tsara vita raha manaraka ny hevitrao ry Bazylou ooo. Tsy miandry ny saina motraka avy any aminao ny tanora fa mianatra tsara ireo ary hitokisanay fa tsy sahala aminao ireo. The right place for you is to go back to school to improve your knowledge, Bazylou. You are very weak. Ask the people that you want to support to teach you before telling things. OK
5. Fiffi ( 30/04/2007 06:19)
Jeankely:
Izaho dia gaga mihintsy amin'ny fiasainanao ry Bazylou. Mirehareha ianareo fa miadana any andafy ary mitanisa ny fahasahiranana sy korontana any Madagasikara. Mifanohitra indray koa anefa no lazaina fa Vazaha ny manjaka satria maninona ianao mahatsapa miadana any amin'ny tanin'ny Vazaha koa ny Vazaha lazainao tsy tokony hanao ninoninona? fa inona loatra ny fianarana nianaranao e?
tsy hatao mahagaga io ry Jeankely an ! ny an'i bazylou manko de tahakan'zao foana......


6. Jeankely ( 30/04/2007 06:37)
Ok "Fiffi". Hanareo tanora no manadihady ary aza manaraka ny Vendrana "Tafakatra ambony vao be fahoriana sahala ny tanalahy azon'ny papango". Ato amin'ity Sera2 ity aho mahita resaka fitaritana ny vahiny andeha Madagasikara ary ny hira mandeha ao dia Hira hoe "TIANAY MADAGASIKARA". Asa tsy mahay miresaka ireo tarika namorona io hira io angaha i Bazylou sa hira fe hira io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0561