bonannif sitlo

1. simplex ( 29/04/2007 21:02)

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4605a344d3959

@ 1 volana ndray e :@
novalian'i Fiffi ny 02/05/2007 05:52
2. mandrak ( 29/04/2007 21:47)
reBON ANNIVERSAIRE lesy sitlo ah
simplex>@1 vola kosa mba ana ndray é :)
3. sitlo ( 29/04/2007 21:59)
:-D http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m462e625bc9d10 ;-)
4. fasaly ( 29/04/2007 22:02)
:roll: tena izy sa blagy:?
5. sitlo ( 29/04/2007 22:14)
blagy :°)
6. Fiffi ( 30/04/2007 06:23)
simplex:
@ 1 volana ndray e :@
de am manaraka koh eh ! :@:@


7. tslem ( 30/04/2007 06:54)
:roll: :-D:-D:-D misy oul be versera koa ato zany d tsy araka tsony =))=))=))=))=))=))=))
8. sitlo ( 30/04/2007 09:06)
:-D izany ahay mba maharaka hafaliana :wink:
9. kelly13 ( 30/04/2007 09:54)
za tsy tia gato fa ramanonaka a
10. tslem ( 30/04/2007 10:05)
kelly13:

za tsy tia gato fa ramanonaka a

:-D:-D:-D sao d mofogasy kosa no tsara e

11. kelly13 ( 30/04/2007 10:14)
aleo le izy 2 mitambatra zany e inn mou ny anarany teo?
12. sitlo ( 30/04/2007 10:36)
mofo girefy no anarany :-D
13. kelly13 ( 30/04/2007 10:39)
zayyyy mintsiny, atao le mafana tsara iny izy tena miam miam b bon annif klou toi ra tena izy androany e, fa na tsy tena izy koa aza d bon annif iany e :*
14. sitlo ( 30/04/2007 10:42)
:-D tsy tena izy izany fa vazivazy, 1er avril, fa na izany aza aloha reveko be mihitsy ilay avy any amin'i kelly13 :*
15. kelly13 ( 30/04/2007 10:45)
soa fa misy anao mba mirevy le :* avy @ i kelly13 zany :°)
16. sitlo ( 30/04/2007 10:53)
reveko be mihitsy ilay :* avy amin'i kelly13 :-D hmmmmmmm:}8)
17. kelly13 ( 30/04/2007 10:56)
sao d misy torana ao ry anona?:wink:
18. sitlo ( 30/04/2007 10:58)
hahaha, ity indray akia ahh :* :-D
19. kelly13 ( 30/04/2007 10:59)
:*:*:* tripler-ko ankia a 8)
20. karinah ( 30/04/2007 11:00)
sitlo:

mofo girefy no anarany :-D
:lol:
farcé-vana mac do :-D:-D

bonanif':-*:-*:-*8)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5094