bonannif sitlo

61. Stretch ( 01/05/2007 20:55)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Divers/flamme4.gif[/IMG]miadaladalà eo azany , feu feu feuer.
62. sitlo ( 01/05/2007 21:02)
kay le, r-kelly izao no tena tia an'io. Ohatra ny chevalier des zodiac izany.
63. Stretch ( 01/05/2007 21:06)
iza le r-kelly , le mpihira ve ?

a a a tsy marina zany ,fa za ol [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Fantastique/fee-017.gif[/IMG]
64. sitlo ( 01/05/2007 21:12)
ra-kelly13 izany retsy eh :-D, za mba nahita tantaran-jaza fa iny peter pan iny tena tsy misy fafiny mihitsy.
Ndrindra moa ilay izy natao film. :twisted:
65. Stretch ( 01/05/2007 21:14)
fa iza no nisy fafiny , ity ve[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Films_et_TV/tete-yoda-3d.gif[/IMG]
66. Stretch ( 01/05/2007 21:16)
67. sitlo ( 01/05/2007 21:20)
tam mbola kely le miady ho luc tam star war:lol:, ilay princesse fiona nampalahelo ery tamn'io strek io

misy zavatra nampihomehy ana tampoka =))=))=))
68. Stretch ( 01/05/2007 21:23)
tantarao . . .ttds.
69. Stretch ( 01/05/2007 21:24)
sarotra soratana ny anaranay sy ry Schreck an !
dison'ny ol fôna.:{
70. sitlo ( 01/05/2007 21:26)
ka zay ndrindra no nampe ana teo ry fiona :-D
71. Stretch ( 01/05/2007 21:31)
ka nanana sipa tena ratsy be zay a ! de nopetahiny akizy we fiona ny tenako.
so hiany fa passé composé.:°)
72. sitlo ( 01/05/2007 21:42)
:-D, ny fo jerena fa hatsaran-tarehy izany mety vidina :°)
73. Stretch ( 01/05/2007 21:44)
ko ra tsy zafy albera ko ahita fo,
aôna aky ny fijerena anzany ra tsy any hopitaly:°)
ny a ny tarehy ihany no haiko jerena fasy à fasy :°)
de ny bika , stilô bika. he he he
74. sitlo ( 01/05/2007 21:48)
hahaha, zay ahay mba nitsiky :-*(l):-*
mampiasa saina kely fotsiny ndry dia fantatr'indry ny ao an-tsainy sy ao am-pony.:idea:
Aleo aloha tsy manao theory be fa ny fanontaniako aza mbola tsy voavaliko. :°)
75. Stretch ( 01/05/2007 21:51)
ka aiza le sipa tany alavitra nosarahana e !
tondé omeo ny je t'amour ko.
ny a ndray zany tsy asiko blem , za mila bôgosy no anjely demony.:°)
76. sitlo ( 01/05/2007 21:54)
izaho bandy kely tsy ampy sakafo sy tsy ampy sokay...
77. Stretch ( 01/05/2007 22:03)
calcium ve zany sokay ?
78. Stretch ( 01/05/2007 22:04)
tsy mba manana zavatra lafo
fa ampy fitia . . .
79. Fiffi ( 02/05/2007 05:52)
aleo aloha avela hiaraka hi-vazo eo nareo 2 :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1998