bonannif sitlo

41. kelly13 ( 01/05/2007 19:17)
ndao fa tsss, aza miala bala eo e 8)
42. Stretch ( 01/05/2007 19:20)
mety hiaraka amnareo ho any ihany a !
fa tsy atrany am dizouity ,
fa eo am saizy de miverina :{
43. Fiffi ( 01/05/2007 19:22)
de mifanaraha nareo ao an ! :{:{
44. kelly13 ( 01/05/2007 19:24)
matahotsa an'iza njy ary? odivana mivika fotsiny nge le film d milamina e! :°)

fiffi :wink:
45. Stretch ( 01/05/2007 19:24)
sarotra ihany ny hifanaraka am ol ho any am dizouity fa atao aôna e !
ny ôndrana ny hafa hono himeezana
ny an 'ny tena no tafina raglà! sô de manorana.
46. kelly13 ( 01/05/2007 19:30)
eo fa manao raglà za e, asiko sapô mintsiny
47. Stretch ( 01/05/2007 19:33)
sôdy ndry cherieu ko !
nataotsa fiffi , hanatibary any , tsy mora manko ny operatiô, ra izay tokou ny tokou,:-o
48. kelly13 ( 01/05/2007 19:34)
kefa oe tsy maintsy manao mivika sa mivika serié? hahahahahaha

fiffi tsy hanatobary fa hanatitra manga :wink:

za tokou nôna manga ry stetch fa anipazo kely a
49. Stretch ( 01/05/2007 19:41)
Tsisy manga zany tsony zao fa zany tokony ny mapivika anareo klé !
refa kirizy mafy ny fotoanan'ny manga.
aty am dezaka tsisy le trano sôlefanina fambolena artifisela reny.:-D
50. kelly13 ( 01/05/2007 19:43)
tena vôtery hinana coco iany za kle,
51. Stretch ( 01/05/2007 19:45)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Manger/banane.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Manger/banane.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Manger/banane.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Manger/banane.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Manger/banane.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Manger/banane.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Manger/banane.gif[/IMG]
reny ny misy fôna mandrapatapitriny tôna, mila miova drogi.
52. kelly13 ( 01/05/2007 19:46)
hivadika rajako kle
53. Stretch ( 01/05/2007 19:55)
fa ny vôtsinefy ko ngé misy le maina reny e !
reny misy fôna fa le( ) , ko misy fotoanany :°)
54. sitlo ( 01/05/2007 20:04)
zoyeizaniversera i stretch
55. Stretch ( 01/05/2007 20:11)
a a a :{
za ngé tsy teraka zany e ?
taiza ary enao ty no nivoaka [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-danse-6.gif[/IMG]
za avy any am futura no makaty amnareo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Fantastique/momie.gif[/IMG]
56. sitlo ( 01/05/2007 20:26)
Mety zafikeliko ihany izany ito miresaka amiko ito
57. Stretch ( 01/05/2007 20:30)
ha ha ha ha ha ha ah!

io le mangalatahaka atrary k'atraty, tssssssssssss.
ra hilaza ndray ary a fa tsy futura fa passé anterieur de hilaza inn ndray ngà, plus que parfait sa subjonctif :-D
58. sitlo ( 01/05/2007 20:33)
dia raha izany dia zoaizaniversera :-*(l):-*
59. Stretch ( 01/05/2007 20:39)
a a a
mbola am vônambra,averiko le ba fa misaotra.
60. sitlo ( 01/05/2007 20:48)
:-D, kay hitler be, ireny vonambra ireny hono nge lin-dra eh. :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.204