Liste des messages

Liste des messages, inserés par meva2, par ordre de date
meva2 ( 01/04/2008 09:51)
les chrétiens et les....reste !!!!!
Mba te hilaza kely ny hevitro aho amin'ilay post nataon'i majesty. Tiako ho faritana aloha fa izaho dia mino an'andriamanitra, nobeazina t@ fomba kristianina kanefa tia koa mahafantatra ireo "kara... suite
répondu par soanja le 12/04/2008 04:48
meva2 ( 31/01/2008 19:24)
AMBONDONA
Andray!!! izay aho vao nhita ny atao hoe ambondrona Mahafinaritra be ny mozikan-dry zareo sady ilay lead koa mahafatifaty kely.... hum,hum, vazivazy raindalana fa raha misy mahafantatra ny concert a... suite
répondu par achrafhanna le 03/02/2008 09:26
meva2 ( 20/12/2007 09:20)
Fahatelo
bjr daholo, Izaho dia mananjanaka roa, ary mieritreritra mafy ny fahatelo, kanefa somary sadaikatra ihany aho satria mila organisation kokoa ets.., izy roa voalohany koa efa manomboka autonomes. ... suite
répondu par tywa68 le 31/12/2007 07:56
meva2 ( 20/12/2007 08:55)
BIO
Manao ahoana ny hevitrareo amin'ireo "produits bio" et frantsa? Somary préciser-ko kely satria ny any mada moa mazava loatra fa paradisan'izy io eny antsena. ... suite
répondu par xxx le 20/12/2007 12:33
meva2 ( 06/11/2007 09:07)
HONO HOA
bjr daholo, Ity mba misy fanontaniana manitikitika ahy ka mba tiako hosokafana ny dinika: Iza no mendrika kokoa ny fanjakan'ny lanitra: - olona mino sy mahafantara an' Andriamanitra nefa dia ... suite
répondu par fijo le 07/11/2007 21:50
meva2 ( 30/10/2007 10:56)
re7 sendrasendra
Tsy dia hitako loatra izay hatao omaly dia namorina2 @ izay nisy tao antrano aho ary tena tsara ilay izy dia hozaraiko aminareo eto raha mety hahasoa. Quiche: dia izao no ao anatiny: - oignon - tom... suite
répondu par meva2 le 19/11/2007 10:07
meva2 ( 02/08/2007 07:07)
Zao bavy
Bjr daholo, Ary mba manao ahoana ny fiaraha moninareo @ zao bavy sy zao dahy?... suite
répondu par beby2 le 28/06/2008 09:21
meva2 ( 15/06/2007 10:31)
tianareo
Inona no karazantsakafo tianareo ankoatry ny sakafo malagasy ? Izaho dia tia sakafo indien sy japonais, ny mba tiako andramana izao dia ny sakafo tibétain.... suite
répondu par mangabe le 20/07/2007 13:00
meva2 ( 15/06/2007 09:26)
TENNIS
Bjr daholo, Izaho dia mitady namana hiarahana milalao tennis.Raha toa ka misy intéressé dia aza misalasala sady mety hahafinaritra koa ny fihaonana ara- panatanjahatena. Ny toerana dia : Suresne... suite
répondu par mandrindra le 06/07/2007 09:25
meva2 ( 04/05/2007 09:38)
3
Bjr daholo, 2 vavy ny zanakay amin'izao fotoana izao ary mitady lahikely ! fantatra fa 50% ny chance fa naika mba hanontany hoe: misy ireo "recettes de grand mère" lazain'ny olona, misy efa nanandra... suite
répondu par xxx le 09/05/2007 13:57
meva2 ( 29/04/2007 20:07)
tiana tsy tiana
inona no zavatra tsy tantinareo indrindra @ vadinareo ary inona no mahafinaritra anareo indrindra aminy, ilay mampisy frisson kely hoe heeee, tiako ty vadiko ity eeee !! hi,hi,hi! Ny ahy ny tsy tanti... suite
répondu par arialy le 07/06/2007 11:17
meva2 ( 23/04/2007 11:16)
grillade
bjr daholo e! ity misy fomba fi griller-na poisson tadidiko tany nosy be teny amorondranomasina ny fihinanako azy dia mba zaraiko aminareo sady koa mampahatsiaro ny vôkansy e! - afangaro ny huile, c... suite
répondu par vale le 24/04/2007 15:17
meva2 ( 30/03/2007 09:52)
Tandremo
Bjr daholo, Efa akaiky indray ity ny été dia hanomboka ny fitadiavana régime surtout hoantsika vehivavy. Ity ny expérience hitako:Nisy régime narahako izay t@ izaho avy teraka kelikely, nisy gÃ... suite
répondu par Fiffi le 05/04/2007 06:55
meva2 ( 23/03/2007 09:22)
AMPIO AZAFADY
Bonjour daholo, Mila mandefa fanafody, 3 boîtes, haingana any antananarivo aho ka mba mangataka raha misy olona afaka iangaviana mba hitondra ireo na koa mahafantatra hevitra afaka handefasako azy a... suite
répondu par Fiffi le 12/04/2007 19:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0515