Zao bavy

1. meva2 ( 02/08/2007 07:07)

Bjr daholo,

Ary mba manao ahoana ny fiaraha moninareo @ zao bavy sy zao dahy?
novalian'i beby2 ny 28/06/2008 09:21
2. xxx ( 02/08/2007 08:32)
ny zao-bavy tsy aleo ve rafozana ary toy zay zaobaby reny mintsy no tena mandreraka nefa ko lo ny rafozana ihany no mamporosika ndraindray eh!
3. bozyboleta ( 02/08/2007 08:38)
Tsara fa misaotra :-D:-D
Tsy mifanadala fotsiny fa samy hendry tsara @ misy azy avy akia de milamina ny fiainana.
Refa hoe manambady de mahaleo tena tanteraka zay de masimandidy @ le tokantrano fa tsy avela hidikidiran'iza n'iza na RAD na mpiray tampo de mande zoli. Resaka ivelan'ny tokantrano de azo iantsoana fianakams, izay ny fihavanana, fa raha ny ao anatiny kosa klou de tsia de tsia.

Ny tena mahatonga ny olana ange hoa matetika de misy tsy mahalala ny toerana tokony hisy azy fa mitsilikalika na mahay atsy sy aroa de miteraka korontana.
Ny zaoba no tena mpanao an'io ary ny antony matetika de fialonana, eo koa moa refa tsy de mifanaraka zay le vinantovavy sy rafozambavy de ny zaoba no mpisintona tady avy ato aoriana de maika raikitra ny lagera.
4. xxx ( 02/08/2007 13:31)
meva2:


Bjr daholo,

Ary mba manao ahoana ny fiaraha moninareo @ zao bavy sy zao dahy?



Milamina fa misaotra

5. xxx ( 02/08/2007 13:51)
tsara fa misaotra,

ary ny anao manao ahoana ?
6. kelly13 ( 02/08/2007 13:55)
ndraso hanontaniko ny zaobaviko
7. Fiffi ( 02/08/2007 14:07)
milay fa misaotra !

kelly: :-D:-D:-D:-D:-D
8. wooda ( 02/08/2007 16:13)
:°) tena milay be ka! Nahazo zandry vavy par procuration tsinona!
9. booboo ( 02/08/2007 16:22)
tsara ihany koa fa misaotra,

ary ny anao manao ahoana ?
10. meva2 ( 03/08/2007 06:28)

Tsara koa fa misaotra na zaobavy na zao dahy na rafozana, izany hoe samy miezaka ny tsirairay mba handrindra, satria ny toetra tsy mitovy, ary tsy ho d'accord foana @ izay hevitry ny hafa fa rehefa samy mahafantatra ny limite dia tsara e!!
11. xxx ( 03/08/2007 08:41)
mampihomehy fa mi-traduire ny ao an-tsaintsika ao na ny fanontaniana mipetraka ny valiny hita eto : misy raha vao miteny hoe zaobavy na rafozana dia tonga OLANA no ao an-tsainy ao
12. ikaretsaka ( 04/08/2007 05:35)
za tsy manana OLANA amin'ny zaobaviko rehetra aloha e
13. Fiffi ( 04/08/2007 08:37)
xxx:

mampihomehy fa mi-traduire ny ao an-tsaintsika ao na ny fanontaniana mipetraka ny valiny hita eto : misy raha vao miteny hoe zaobavy na rafozana dia tonga OLANA no ao an-tsainy ao
ny anaha tsy mampimé fa mahagaga......


14. niryna ( 06/08/2007 00:20)
meva2:


Bjr daholo,

Ary mba manao ahoana ny fiaraha moninareo @ zao bavy sy zao dahy?


Arakaraky ny tsirairay io satria ny olombelona tsy mitovy,mianara mitia mandrakariva na tsy tia anao aza izy,mivavaha ho azy ireo,na iza izany fa hain'Atra foana ny manova zavatra.Ny tenantsika indrindra indrindra mila hivavahana ihany koa satria mety avy amintsika ihany koa no mahatonga ilay olana

15. meva2 ( 06/08/2007 06:37)
Sady miezaka koa ny tena e !! izany no atao hoe fiaraha monina, sady manaja no hajaina. Raha sens unique foana mantsy dia tsy mety.
Tsara ny mivavaka fa na izany aza tokony tsy hiandry miracle midina avy any an-danitra e! io no mahatonga ilay fitenenana hoe: Aide toi et le ciel t'aidera.
16. ikaretsaka ( 06/08/2007 07:01)
ngamba ianao kosa nisekoseko be t@ ireo anabavim-bady hoe azoko ny anadahin-tenisany ka ahoana... dia izay no tsy tantiny
na izy ireo no tsy manaiky hoe sipa ohatran izoa ve de naka ny anadahnay
17. bozyboleta ( 06/08/2007 11:31)
=))=))=))
Miady an'lhl ve zany le manambady azy sy le anabaviny?
18. rhina ( 06/08/2007 11:47)
nareo reto d tsy mahfehy tena mihintsy

ka ovadinareo ary ve ny anadahanareo sa ahoana e
samia fotsiny maka ho azy d zao

tsy akaiza eo ne e
aza be tsikera s be fialonana e, mahaiza mifehy tena mangala tady mahazaka rehefa tsy mahay mifehy tena irery
ary aza tia kiresadresaka fa ny tokatrano atao tsara karakara

fa za manana zaobavy roa fa
samy mande samy mitady rehefa tonga n fivoriana d mifakaty tsara d avy eo samy masina antaniny any d tsy miady zany sady mba mandefitra rehefa misy olana e
fa ts manao ambompo diso toerana zay

19. bozyboleta ( 06/08/2007 13:56)
Zay nge hoa le teniko tery ambony tery hoe tsy mifanadala fotsiny fa samy hendry tsara @ misy azy avy de milamina ny fiainana.
20. meva2 ( 07/08/2007 07:37)
Ikaretsaka,

Iza no novalianao tetsy ambony?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8538