ka ilay enjana @ilay izy anie ry reto dia izao eh ry zareo tena manao izay fara heriny mihintsy idirany @ tokatranon'ny zanany, dia izay tratrany @ voalohany aloha dia eo no raisina fa dia efa azon'ny devoly eh! ry zareo manko zao eh! ny tena mandreraka dia izao ra miditra izy tsy manina fa raha mahatanty sy mahazaka ny décision raisin'ny zanany ihany izy dia tsy manina fa matetika manko mahatsara sy mampiadana ny tokatranon'ny zanany sy ny vinantony ilay décision dia tsy zakany dia eo @ izay ilay fanaovan-dratsy @ vinanto eh!tena mampieritreritra eh!