TENNIS

1. meva2 ( 15/06/2007 09:26)
Bjr daholo,

Izaho dia mitady namana hiarahana milalao tennis.Raha toa ka misy intéressé dia aza misalasala sady mety hahafinaritra koa ny fihaonana ara- panatanjahatena.
Ny toerana dia : Suresnes Mont Valérien.
Izay fa dia manantena valiny be dia be e!
ny courts dia quick fa misy anankiray terre battue.
2. Fiffi ( 15/06/2007 10:07)
heu....fa aiza kalou no misy an'i meva2 ? satria ny mombamomba anao de tsy nofenohinao akory..... de lahy sa vavy ? :wink:
3. cuhn ( 15/06/2007 10:08)
hay ve ny an la any @ 92 akaikin ny fasana
za aty la roune kouh
.dommage
bizz

cuhn
4. meva2 ( 15/06/2007 10:23)
Ny toerana misy ahy dia côté ny mont valérien.
Tsy ny fasana irery akory no misy any ka!! hi, hi
parc ngeza be izy io sady mahafinaritra no maitso, afaka manao sport, misy parcourt hoan'ny sportif,fa aiza aloha ity la Roune, miala tsiny fa tara e!!
izaho dia vehivavy.
5. vale ( 15/06/2007 11:47)
hihihi, raha mba golf de afaka niaraka:°)
6. ANARIM ( 15/06/2007 12:01)
domazy tsy dago... :(
7. booboo ( 15/06/2007 12:18)
Aiza zany Mont Valérien ?
8. Samoana ( 15/06/2007 13:21)
booboo/ sady misy "quick" azo ikaliana hono izany kouh ! hihihi
Andro sy ora inona no marimaritra azo ilalaovana miaraka ô !? Ary firy ny nomerao bus mankany :D ?
9. xxx ( 15/06/2007 15:49)
meva2> fa nga tsy mety ra ao @ stade ny Roland Garros fa ao zao no akaki anay :°) sady za ko olo malaza de zay, tsy tiko njerijereny ol any :lol: :-P :wink:
10. mandrindra ( 15/06/2007 16:04)
meva2 ve klou classé sao dia oanina be ny tenanay raha mandray anjara?
11. Fiffi ( 15/06/2007 17:44)
xxx:
meva2> fa nga tsy mety ra ao @ stade ny Roland Garros fa ao zao no akaki anay :°) sady za ko olo malaza de zay, tsy tiko njerijereny ol any :lol: :-P :wink:
:-w:-w de miafina xxx ve ? :wink:


12. melody ( 15/06/2007 20:16)
matahotra sahady mandrindra klé:-D:-D:-D
13. mandrindra ( 16/06/2007 07:20)
ka tsy mahay nefa te handray anjara kooo
14. Fiffi ( 16/06/2007 09:02)
de mianatra kah ! heu....manarakaraka aloha de mahita fika hiany farany ! :-D:-D:-D
15. ronaldo09 ( 18/06/2007 08:20)
Ndao fa halefako any i Sharapova!
16. rapala ( 18/06/2007 10:35)
:-D:-D:-D:-D
17. mignone ( 27/06/2007 16:27)
mandrindra > ny dité ataovy bobaka rehefa hanao tennis de resy io :°)
18. mandrindra ( 06/07/2007 09:25)
migone, misaotra amin'ny torohevitra fa i meva2 aza tsy hita knou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2951