famonoan-tena

1. diamondra27 ( 28/04/2007 22:40)
tena ao anatin'ny indray mipi-masao monja no mety hahatongavan'io hevitra io ao anatinao.
Raha olona tsy mafy saina mety mahavita azy.

Ny olona milaza ny hamono tena ireny tsy mahavita manatanteraka azy akory...
novalian'i niryna ny 30/04/2007 04:42
2. Zina ( 29/04/2007 03:47)
mapatahotra kle... za aloha tsy mahavita e..
matoa ilay olona mahavita manao an'io dia tena efa "vide" mihitsy angamba ny sainy na entin'ny ny grande deception...ne na dia izany azy...
3. Ralay ( 29/04/2007 03:51)
Vita foana io rehefa te hamono tena fa matoa tsy vita dia mbola tsy vonona izany fa mbola ao ny tahotra hoe sao de marary na hijaly aho.:?::lol:
4. Zina ( 29/04/2007 03:54)
ralay angaha efa nanandrana? hihihih:wink:
5. Ralay ( 29/04/2007 04:04)
Zah indray tsy hamono tena zany fa raha misy aza ny fanalavana andrompiainana dia tohizako ny ahy :lol:
6. Zina ( 29/04/2007 04:12)
Ralay [ Valio ] 29-04-2007 06:04:44
Lohateny : Re : famonoan-tena
Zah indray tsy hamono tena zany fa raha misy aza ny fanalavana andrompiainana dia tohizako ny ahy


zany mihitsy ka
tsara be...:-*
7. diamondra27 ( 29/04/2007 06:06)
Zina:

mapatahotra kle... za aloha tsy mahavita e..
matoa ilay olona mahavita manao an'io dia tena efa "vide" mihitsy angamba ny sainy na entin'ny ny grande deception...ne na dia izany azy...


Tena marina io satria tapi-dalan-kaleha ilay olona. Tsy misy fanantenana intsony . Nisy zavatra nandrandrainy sy tena nifikirany mafy nefa...tsy nahitana vokany dia ny fanafodiny aminy dia ny mamoy ny ainy.
Tsy nahita olona azony ni-confier-na na ny marimarina kokoa tsy nifanena na sendra ny olona tokony hanitsy ny lalany de 'zao sisa ... mamono tena


8. diamondra27 ( 29/04/2007 06:10)
Ralay:

Vita foana io rehefa te hamono tena fa matoa tsy vita dia mbola tsy vonona izany fa mbola ao ny tahotra hoe sao de marary na hijaly aho.:?::lol:



ka izay ange ho aho e!rehefa te-hanao ilay acte de tsy mila mi-culpabiliser olona na manao chantage fa safidinao ilay izy. Tokony tsy hisy tahotra izany.Ary tokony mahay manao azy mba tsy ho raté.
Any USA moa le misy hoe: raha raté lay suicidde de vao maika ianao hampijaliana be , tsy raharahian'ilay centre? Feo honoko io fa tsy haiko na marina na tsia. Ny antony hono dia mba hanakiviana ilay olona fa sao dia mamerina fanindroany indray ilay T.S
9. booboo ( 29/04/2007 10:56)
hafa² koa zany...ampijaliana ve tsy vao maika hi-déprime grave dia hitady fika hamoana tena @ lé tena izy tokoa vokatr'izay ? :roll:
10. Rasiligaoma ( 29/04/2007 11:58)
t@ mbola nisy ny Twin towers an'ny World trade center tao New York tany @ taona 90 tany dia nisy ramatoa izay hoe hamono tena hono dia hitsambikina avy eny ambony eny, dia ilay nanao scene be t@ radio sy Tv ireny.
dia nanaovana negociations fa tsy nety mihitsy ramama.
dia hozizy le bandy nanao negociations hoe andao ary hiaraka, dia ramama indray no nifezaka. fa tonga de no forcen'ilay bandy de notapenana ny mason'ilay ramatoa niara ni saute izy 2.
(ilay bandy nanao para)
de nony tonga tety ambany dia natao interview amzay le ramatou.. dia hoe.. saika maty hono izy sady le natahotra be ireny!
Hamono tena hono izany!! =))
11. laracroft ( 29/04/2007 15:09)
:-D:-D:-D:-D

8)8)8)
12. diamondra27 ( 29/04/2007 15:23)
booboo:

hafa² koa zany...ampijaliana ve tsy vao maika hi-déprime grave dia hitady fika hamoana tena @ lé tena izy tokoa vokatr'izay ? :roll:



ka le izzy nge tsy rtafa de lasa otran'ny mamy be tampoka le miaina , de fay de tsy te-hamerina tsony , moa eo koa ilay centre manisy sira de tena tsy te-hierika an'izany T.S zany tsony ndry fa tsy hoe: vao maika mi-deprime zany.
Tena choc choc be mampatonga saina le izy.
13. diamondra27 ( 29/04/2007 15:25)
rasiligaoma, lara::-D:-D:-D zany ve hono ny mamomno tena , avec para :-D:-D:-D
14. kelly13 ( 29/04/2007 15:59)
le oul nefa nge matou nanao io zvt io (na d tsy tateraka aza) d nisy antony e, sa te hi attirer attention le oul sa ahona? ny ahy mantsy le antony tiany hamonona tena no mba mahaliana ahy :?
15. sitlo ( 29/04/2007 16:00)
Ny olona ihany no mamono tena izany.
16. laracroft ( 29/04/2007 16:37)
:-D

misy kou mamono tena fa te hamaly faty :? 8)8)8)
17. jemimah ( 29/04/2007 23:00)
aza mamono tena fa aleo maty ho azy e!
18. karinah ( 30/04/2007 00:28)
:-D:-D:-D:-D:wink:
19. niryna ( 30/04/2007 04:42)
Efa nisy fanazavana nataoko ny antony mahatonga ny olona hamonon-tena(jereo ao amin'ilay hoe antony enina hialana ny adin-tsaina isan-karazany)misy fanaovana exercice ilay izy ka vakio.
Tsy mahazaka ny adim-piainana na ny onjam-piainana ilay olona.Tsy tatiny sy tsy zakan'ny eritreriny ny hanaiky ilay zavatra mitranga na inona izany na inona.Aretina io ka mila fitsaboana haingana raha mahita na maheno olona milaza aminao fa izay no fanafodiny dia mba vonjeo izy fa tena mahavita tokoa.Misy fitsaboana aty amerika ka,ary omeny fanafody fanasitranana ilay chemical ao anaty lohany ilay olona na fanafodin'ny olona marary saina no ataony anarany.Tsy ny olona te-hamono tena ihany anefa no omeny an''io fa ireny olona tratra ny depression ireny:manomboka tsy faly lava,tsy misy zavatra tiany intsony ireny fanaony taloha ireny na tsy mi-interesse azy intsony,manana fisainana te-hamono tena izy,tsy mety manao na inona na inona fa matory foana,ao anaty maizina izy no tena tia mipetraka,tsy mahavaha-tena fa iny akanjo nanaovany iny ihany no hoentiny matory ary rahampitso dia mbola hitanao eny ihany ilay akanjo.Raha resaka fivavahana indray dia tena misy herin'ny maizina ao aminy mamporisika azy hamonontena koa raha manampinoana ianao dia hoento ho sitranina any amin'ny toby izy raha misy na teneno ny fiangonana hivavaka azy na ny pasitera na ny deacon fa hain'Atra no manampy azy satria raha mamono tena izy dia tsy hisy hindrafo intsony fa tonga dia lasa any amin'ny afobe satria namono olona (ny tenany)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2915