slam

1. zakilinina
(
01/05/2007 13:32)
Te hahafantatra ny hevitrareo aho ny mahatsara sy ny maharatsy ny slam raha ampitahaina amin'ny tononkalo manara-dalàna.
novalian'i mandrindra ny 29/09/2007 12:39

2. nikopol
(
02/05/2007 16:17)
Ny mahatsara ny slam,
mampaniry volon-tsam
na kristianina
na ann ..
na silam
refa manann
dia mapiasa lame...
Lame eto mora Madama,
mora ... tera-drora
ny akama,
Akama Mi-revy slam
Rozirovy anaty vam
Damned ...
ataovy kôzy milam
tslem tslem
refa mba mitsamtsam
nareo mitsam ...
ouiiiii encorou
mé les zenfan dôrou
aleo Kalam ...
mampaniry volon-tsam
na kristianina
na ann ..
na silam
refa manann
dia mapiasa lame...
Lame eto mora Madama,
mora ... tera-drora
ny akama,
Akama Mi-revy slam
Rozirovy anaty vam
Damned ...
ataovy kôzy milam
tslem tslem
refa mba mitsamtsam
nareo mitsam ...
ouiiiii encorou
mé les zenfan dôrou
aleo Kalam ...

11. dongadonga
(
10/06/2007 12:00)
de atao fitoeran-tsatroka fotsiny ve izany ny loha rehefa tsy ampiasaina eh:?:

13. tslem
(
10/06/2007 18:53)
memezo tslam fotsiny aki kelly a, nena lou ny atidoha no tena miasa fa tsy ôtran nén'i donga² e,:-D:-D:-D ary nendry?
fa ny loha fitôratsatroka fotsiny :-D
fa ny loha fitôratsatroka fotsiny :-D

19. mandrindra
(
13/06/2007 15:13)
slam
mitsamtsam
kalam
milam
toa resaka am
havadio in
fa manin
tsisy tsin
ny feeling
rehefa ririn
mitsamtsam
kalam
milam
toa resaka am
havadio in
fa manin
tsisy tsin
ny feeling
rehefa ririn