slam

21. wooda ( 17/08/2007 21:50)
Fa inona aloha le dikan'ny slam izany fa tsy nazava t@ko?
22. dongadonga ( 19/08/2007 06:36)
hanontanio an'i zakilinina sy tslem ooh:-D:-D:-D
23. xxx ( 19/08/2007 09:03)
:roll: bdb reo oul mifondrana mivika
anjanamasina no antenimieran'ny saina mipika very tsy hita
24. dongadonga ( 27/08/2007 18:41)
sao de ianao ri xxx
no mipika
sy mivika
fa anjanamasina
de tany voahasina
:twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted:
25. frero ( 10/09/2007 09:47)
ka inona mo no atao
tsy aleo milalao
k zao
tsy aiko tsony ny tohiny fa ao
hihi

aza mitapy eo :-D:^):P:oops::lol:
26. sitlo ( 10/09/2007 15:16)
sarobidy
tsy hay amidy
ilay atody
tsy omby tratra

manimanina
amin'ny alina
ilay atody
tsy omby tratra

milamindamina
mody fanina
ilay atody
tsy omby tratra

aleo hilamina
slam
ilay atody
tsy omby tratra
27. tess ( 10/09/2007 20:39)
fa miverina impiry ilay atody tsy omby tratra????8-)
28. xxx ( 11/09/2007 09:34)
:-D ary inn koa zany atody tsy omby tratra? :roll:
29. Aino ( 11/09/2007 12:06)
:-D:-D:-Dmampihomehy dol nareo
ka aleo alaina milam.
sady ny tsiky koa tsy indram


raha ho ahy ilay izy dia tsy zavatra avy @ry zareo silamo izany?

ny ahy aloha taloha tiako ny nianatra tany @ ecole arab, mba naharitra 5ans aza fa avy eo tsy tamana tsony aho!!:Dmanahirana ahy be ny fehim-piainan-dry zareo.
30. mandrindra ( 12/09/2007 11:35)
xxx, ny atody tsy an'ilay omby tratran'i lery
31. sitlo ( 12/09/2007 14:37)
Kilalao teny re ny slam ah, tafiditra ao daholo ny rap gasy sy ny antsa tononkalo sns ... raha ny fahalalako azy.
http://madagaslam.iquebec.com/Historique.html raha mila fanazavana bebe kokoa.

ps: izaho tsy namaky fa lava loatra fa tamin'ny gazety no efa hitako. :wink:
32. tess ( 12/09/2007 17:47)
ho lasa mpanao rapy ihany ny farany kah!:-P
33. zakilinina ( 12/09/2007 20:39)
Misaotra indrindra ry sitlo fa izay vao tena azoko.
34. tywa68 ( 29/09/2007 07:40)
Tsy novalian'i sitlo ny fanontanian'i xxx ! inona ilay atody tsy omby tratra ?:lol:

mandrindra : :-D
35. mandrindra ( 29/09/2007 12:39)
tywa68, koa ho fakafakao ny tonokalo, hay moa slam koooo:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1394