Retour de bonheur , muguets ho an'NAMANA.....

1. Fiffi ( 01/05/2007 06:49)
Depuis de longues années, on s'offre le Muguet le 1er Mai en se souhaitant d'être heureux.
Cette merveilleuse coutume permet de concrétiser ses vœux de bonheur par le don de ces petites clochettes blanches


D'après le langage des fleurs, le Muguet signifie " Retour de bonheur ".
Le Muguet est la fleur du Printemps par excellence.




Ireo hatolotro anareo namana rehetra tsy misy ankanavaka...am (l)(l) ho feno fahasambarana hatrany anie ny fiainanareo rehetra.....Ny Tompo anie Homba sy Hitahy antsika lalandava .
novalian'i Fiffi ny 03/05/2007 20:49
2. klemntina ( 01/05/2007 07:26)
merci Fiffi dia ho feno fahasambarana hatrany koa ny fiainana njy!!!ho tahin'Andriamanitra lalandava koa njy
3. Fiffi ( 01/05/2007 07:31)
:)(l) misaotra akia an ! de torak'zany koh ! :):-*:-*
4. melody ( 01/05/2007 09:23)

Misôtra Fiffi, dia torak'izany koa o!



[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img227.imageshack.us/img227/2347/bubullemuguetskd0.jpg[/IMG][/URL]
5. Fiffi ( 01/05/2007 10:02)
:) :-*:-*:-*:-*
6. sakaizakely ( 01/05/2007 14:03)


Ho an'ny namana rehetra

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img293.imageshack.us/img293/2529/tmuguet1zt3.jpg[/IMG][/URL]
7. ratonga ( 01/05/2007 14:09)
msôtr'é!!!!:lol:=D=D=D
8. Fiffi ( 01/05/2007 14:45)
9. kelly13 ( 01/05/2007 15:18)
miciii sakaizakely sy fiffi :-*:-*:-*
10. Fiffi ( 01/05/2007 16:05)
:):-*:-*:-*:-* au plaisir akia an ! :)
11. dadie ( 02/05/2007 11:50)
fiffy>merci d indry koa akia a ,tsy misy muguets ao am sariko ao fa :-* :-* :-*
12. sakaizakely ( 02/05/2007 12:38)
tsisy fisaorana fa dia samia sambatra daholo o !
13. lancia ( 02/05/2007 12:52)

Merci fiffi, bizz mamy be kou njy.
14. Fiffi ( 02/05/2007 17:22)
:):-*:-*
15. totofy ( 02/05/2007 18:00)
tena trara fanahy owa ity fiffi ity ...
melsy :-*:-*
16. Fiffi ( 02/05/2007 19:18)
:):-*:-*:-*
17. mbaliana ( 02/05/2007 20:06)
merci fa aty aminay tsy mba misy an'io fomba io e :)
18. Stretch ( 02/05/2007 20:11)
aty aminay ko e ! sady zay niasa omaly e !
19. Fiffi ( 02/05/2007 20:53)
zany ve ry zareo ? fa ny voeux de bonheur kosa azo atao foana ô ? :):-*:-*:-*
20. andry08 ( 02/05/2007 21:16)
zah akia niasa koa omaly koh!
Misaotra e!:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.235