Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i anjely, milahatra araka ny daty
anjely ( 30/04/2007 17:40)
kole sere
bonjour dôly. Mba mitady ny tonon'ny kole sere n'i Mima ê! M'ci!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/05/2007 19:24
anjely ( 28/01/2007 20:51)
iza no radaoro?
Bonjour daholo! HELP! Mba mitady ny tonon'ilay hira hoe: iza no radaoro? za tompoko, iza no Rasoa? zà Tompoko, etc....... tohiny
novalian'i mnirina ny 28/02/2014 01:24
anjely ( 03/11/2006 15:50)
possible ve hoe amoureuse -na olona 2 en même temps?
Salut daholo! manontany tena aho ry reto hoe 8O possible ve hoe tia olona 2 en même temps? zà marina ohatran'ny tsy afaka hisafidy fa mamy ny atsy fy ny ary. Zay jerena :^) mampilndalenda daholo :-o... tohiny
novalian'i kala ny 21/11/2006 09:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0249