reveo fa nofidianareo e
1. bazylou
(
01/05/2007 10:26)
""Toa midingin-drambo ny president gasy fa hoe accordée ny dette be sans précédent 5 milliards de dolars.Fa mba misaina ary ve tony prezda gasy tony sa dia mitovy amin'ny africains samy arrierés faly mihinana vola daholo fotsiny e?Inona ny conséquence directe amin'ny amélioration fiainan'ny gasy amin'izany?ZERO!!!Ny conséquence néfaste poids de dette/habitant kosa dia hiavesatra kanefa vao haingana no hoe voafafa.TSY ho civilisés tahaka ny européens mihinana izay nosasarana fa tsy faly mi s'endetter fotsiny.""" hatao ahoana fa gasy e!! tsy misy hafa tsy io no takatry ny sainy sa ahoana ry jeankely be.....:-D:-D:-D:-D:-D
répondu par Jeankely le 04/05/2007 03:27
2. mandrak
(
01/05/2007 11:14)
bazylou mievitra oé ny européens tsy misy dette/habitant diso enao
lé dette tsy de oé zavatra ratsy foné (alefaso lavidavitra ny sahina)
lé dette tsy de oé zavatra ratsy foné (alefaso lavidavitra ny sahina)
4. Fiffi
(
01/05/2007 13:09)
bazylou:heu.....mba noheveriko fa mba olona nahita fianarana sy misaina aza i bazylou ..kanjo.......
Fa mba misaina ary ve tony prezda gasy tony sa dia mitovy amin'ny africains samy arrierés faly mihinana vola daholo fotsiny
Et non, ce n'est malheureusement pas un gag. C'est bien une dette de plus de 1000 milliards d'euros que la France, à l'instar de beaucoup d'autres pays, a accumulé au cours des années. Ce chiffre est tellement hallucinant qu'il faut le comparer à d'autres pour en prendre la mesure:
De nos jours, les experts de tous bords préfèrent le comparer au PIB, le produit intérieur brut: Fin 2004, la dette publique était l'équivalent de 2/3 des ressources produites en France (Non, il n'y a toujours pas de coquille dans ce document). Si on regarde les valeurs brutes, sans en déduire les augmentations du PIB, c'est pire. La dette représente aujourd'hui 4 fois le buget annuel de l'état!
Chaque année, la dette coûte environ 50 milliards d'euros: C'est l'équivalent de 20% du budget de l'état, soit 89% de l'impôt sur le revenu ou encore 140% de l'impôt sur les sociétés qui sert à payer les intérêts de la dette nationale. Pas la dette, hein! Juste les intérêts. Malgré les avertissements répétés de Bruxelles, et des taux d'intérêts qui ont rarement été aussi bas, les choses empirent chaque année. Mais selon la formule consacrée, jusque là, tout va bien…
http://www.lemonde.fr/web/chat/0,46-0@2-3234,55-727044,0.html
http://www.nirgal.com/wakeup/dette
Pendant les années Mitterrand, la dette de la France est passée de 100 milliards d’euros à 500 milliards d’euros (multipliée par 5 en 14 ans, soit plus de 400 milliards). Certains sympathisants UMP croyaient que le changement d’orientation politique du pays allait redresser la situation déjà alarmante, mais cela ne fut pas le cas.
Au cours des 10 premières années du mandat Chirac, la dette s’est alourdie de 600 milliards d’euros supplémentaires pour atteindre le chiffre de 1,100 milliards d’euros aujourd’hui. Même si l’on ne tient pas compte de la période de cohabitation, durant laquelle Jacques Chirac n’a pas eu la conduite des choix politiques, nous observons que l’endettement s’est fortement accéléré pendant les deux années (95-97) du gouvernement Juppé, puis de nouveau dès l’arrivée, en 2002, de Jean-Pierre Raffarin.
http://www.place-publique.fr/article2133.html
de mba aoka zay ny fanaratsiana ny mpitondra gasy fa tsy noho izy veli2 no nahatonga an'zao fa hanontanio ny MPITONDRA TEO ALOHA......
6. Fiffi
(
01/05/2007 14:54)
pissoa: ka lery akia lozany miteniteny foana koh ! nga dago hiany no natao hanana dette ,?
7. fafabe
(
01/05/2007 16:23)
Karakôry jiaby e!
miarahaba ianareo jiaby ny tenako
mafinaritra raha mahavita izao isika Gasy ary afaka mifaninana tsara @ tontolo misy!
miarahaba ianareo jiaby ny tenako
mafinaritra raha mahavita izao isika Gasy ary afaka mifaninana tsara @ tontolo misy!
8. bazylou
(
01/05/2007 18:27)
ka ahona andao atao 50 000 000 000 E ary ny trosan'ny MAdagasikara e!! dai samia mitrosa 50 000 000 tsirairay dia amin'izay mitovy amin'ny eropeana sy amerikanina !!:wink::wink::wink:
NY trosa dia ratsy foana, na inona lazainao na inona, ny olana dia mba mizity manao copie collen'ny vazaha ny gasy dia mba revo hanao trosa izy.. NY mena sofina aza miezaka ny hiala ao , ny gasy sy ny prezdany no misisika ihany!! tssssssss tsy omena tsiny fa gasy e!!:-P:-P:-P

9. bazylou
(
01/05/2007 18:28)
izay foana ilay excusen'ny tim and co, "" tsy izahay fa ny teo aloha e, maketsy sy makeroa..."" nefa efa hita izao fa izy no nampitombo azy , tsss
10. salmo1
(
01/05/2007 20:48)
bazylou:ra deba no teo vao maika loza, ingahy tokony hivelona tsara any @ fireneny ingahy any de izao fotsiny: rehefa miresaka ny politika sy manohitra ny tsy tinareo, aoka tsy hisy fanambaniana @ olona tsy manana fahalalana be loatra.
izay foana ilay excusen'ny tim and co, "" tsy izahay fa ny teo aloha e, maketsy sy makeroa..."" nefa efa hita izao fa izy no nampitombo azy , tsss
Manana zo ingahy hilaza izay ao ampony ingahy rehetra, fa ilay manambany ny mpakafy ny safidiny no tsy lasa. oh: pauvre gasy. Eny e, ekena tokoa fa mahantra ny gasy, fa saingy ingahy aty apita de mahitahita ny any olona tsaratsara de esoriny ingahy daholo zao filosofia tsy takatriny politikany firenena mahantra izao. ilay manao raciste mihintsy no tsy lasa.
11. mandrak
(
01/05/2007 23:35)
salmo1:
ra deba no teo vao maika loza
salmo ary ve nama matakatra any zany (tsy oe manambany any la akory za salmo an :°) [IMG]http://emoticone.free.fr/Smileys/3D//Smiley-msn.com-3D-2010.gif[/IMG] )
12. Fiffi
(
02/05/2007 05:32)
bazylou:tsy azonao ve le nolazaiko tetsy ambony sy ireo jereo eto ireo ? :roll:
izay foana ilay excusen'ny tim and co, "" tsy izahay fa ny teo aloha e, maketsy sy makeroa..."" nefa efa hita izao fa izy no nampitombo azy , tsss
13. Jeankely
(
03/05/2007 02:47)
Hoy Bazylou: "dai samia mitrosa 50 000 000 tsirairay dia amin'izay mitovy amin'ny eropeana sy amerikanina !!"
Tsy fantatra ny fianarana nianaran'io Bazylou io. Mino aho fa tsy mahay mamaky ny atao hoe "Balance of Payment" io. Tsy fantany angaha fa "United States" aza manana trosa. Ary amin'ny tany mandroso ny olona tsy manana trosa dia tsy misy "credibility". Ho an'ny tanora no handraisako anjara fa mampalahelo ny fisainan'ny Mpamosavy an'i Madagasikara. Efa nisy vola ampaosin'ny havany ve nanaovana foto-drafitr'asa?

14. bazylou
(
03/05/2007 11:59)
Lazaiko anao rajeankely be.. fa tsy misy fandrosoana vanona raha feno ny trosa, aza izay mba fianarana nianaranareo fa izany ve no mba takatry ny sainareo e!! koa satria ny amerikanina manana trosa miavosa be, ny frantsay maheryny mille milliard d'euro!! ka ahoana, andao ary ampanaovina trosa i Madagasikara e!! atao 5 000 000 000 000 d'euro dia mba mitovy amin'ny frantsay sy ny usa!!
Ny anao izany ny trosa no credibilitén'ny firenena e!! tsy mba ny résultat net fa ny trosa miavosa!!
Izany veno mba sain'ny mpanabe e?? tss
TROSA=PRESSION=FIRENENA TSY MANDROSO!!!!
RAHA IZAHO NO MPAMOSAVY RY TSAMY , IANAO NO FASNA HITSAHIKO!!

15. paris10
(
03/05/2007 14:39)
revenay manja ny anay ry bazyl a!zahay koa miasa dia minana zay tianay,tsy noana zany ny aty!
16. Jeankely
(
04/05/2007 03:27)
I bazyloumorina Mpams mila miverina mianatra. Omeo ny statistika milaza izany resultat net-nao amin'ny fanimba foto-drafitr'asa izany.