lavitra azy Njila

1. sudou ( 01/05/2007 13:41)
:*mangataka ny hiran' Njil Lavitra azy


Misaotra
novalian'i sudou ny 13/05/2007 15:51
2. karinah ( 01/05/2007 14:21)
manahoanasudou; tsy misy ve ao amin,ny tononkira?
:-*
3. Angie ( 01/05/2007 21:42)

Atolotra ampitiavana be an'ireo akama mankafy Njila ao Karajia Serasera koa :-*

Lavitra any izy tsy mety hiverina intsony
Inona ary no nahasodoka ny fony
Angamba tamana izy any ho any
Mamisavisa izany eto aho lasa vinany

Toa adinony tsy tsaroany
Ny fiarahanay omaly
Isika mahatsiaro izao
No tena mijaly

Lasa ambiroa ny aty mieritreritra anao
Tsy mety ho avy
Toa lany lainga manao izay hiverenanao
Adala anao, manembona anao

Nefa raha nieritreritra aho f'aleo izy ho any
Fa ndrao manjary fitiavan-tenako izany
Metimety koa izy raha mijanona any
Fa ny fiainako aty feno tomany

Inona no ataony aty
Ny aty tsy vokin'ny fitia
Raha mbola tokan-trano maso
Sesehena foana ny ankaso

Nifampizara fahantrana fotsiny izahay
Raha mbola teo izy
Mifanome tsiny rehefa tonga any aoriana
Aleo izy ho any (2x)
Ho zakaiko ny elenelan-tany
Aleo izy ho any
4. jemimah ( 01/05/2007 21:52)
misaotra akia angie a! hay moa isika sy ianao lay samy mpakafy njilamampatsiahy ny lasa
5. mmimi ( 04/05/2007 09:50)
Am maha mpaka fy re a! "Lavitra" no titre fa tsy "Lavitra azy".
6. sudou ( 13/05/2007 15:51)
DIA MISAOTRA BETSAKA FA TEHAFAPO TOKOA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0573