Fanjakana mitady ho azy foana

1. fafabe ( 01/05/2007 16:38)
Ben'ny Tanana Marovoay ambony vohitra nahiditra amponja nohon'ny tsy rariny.Fahavitana asa mialohan'ny fotoana no anton'izany.Ka izahay miaradia aminy (Fikambanana miisa 16) dia maneho etoana fa miara-miory @ fianakaviana na dia tsy hitan'ny mpitondra aza! satria efa azo sy efa vita ny notadiaviny taminay nahazo 85% izy!!!
novalian'i Jeankely ny 03/05/2007 05:07
2. Fiffi ( 01/05/2007 16:50)
fafabe:
Ben'ny Tanana Marovoay ambony vohitra nahiditra amponja nohon'ny tsy rariny.Fahavitana asa mialohan'ny fotoana no anton'izany.
fahavitan'ny asa mialohan'ny fotoana kosa ve de nahatonga azy nampidirina am-ponja ? :-w:-w

Halefaso kely aloha ny source mba jerena izany.....


3. fijo ( 01/05/2007 22:08)
azavao bebe kokoa fa toa tsy mazava le resaka
4. Fiffi ( 02/05/2007 05:30)
mila source ......
5. Lalah ( 02/05/2007 19:57)
le migadra koa anie zao efa lamaody indray e! tsy atao mahagaga mihintsy. fa tsy mazava marina ry fafabe inona no idiran ny nahavita asa aloha be amin ny fampidirana amponja sao misy infos tsy feno ao
6. Jeankely ( 03/05/2007 05:07)
Tsy mahagaga io fa ny zanaky ny Mpangaropaosy sy mpanendaka koa malahelo ny Raiamandreniny migadra ka dia ho fohanana izany ny lalana fa hiverina any anaty ala amin'ny fiainana tsy misy fifehezana "Wild life" no tiandreo atao. Izany no fandrosoana aminy. Tsy hisy izany akory
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.0925