ifanihy

1. mandrak ( 01/05/2007 12:12)
sode mba misy manana hira ny fany lé oé "
"ry bakaratsanô
tô bakabaka toko zato ratsana
nde isikare ho any Antsirabe
kapa pné no mety any séé...."
novalian'i Fiffi ny 02/05/2007 05:46
2. Fiffi ( 01/05/2007 12:47)
dray ! dray ! hihihihi le fomba fanoratana an'le tononkira aza tena efa sarotra be an !
3. mandrak ( 01/05/2007 20:21)
:-D aza mifanakiana kely azfady an :-P
4. Fiffi ( 02/05/2007 05:46)
aiza kosa akia ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0538