Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou
(
07/05/2007 22:04)
tandremo ry diaspora!!
Manomboka amin'ny volana Oktobra izao, izay ankizy teraka ka tsy misy fanampin'anarana malagasy, dia tsy mahazo mizaka ny zom-pirenena malagasy.
Tandremo fa ho lasa lavitra izy ity an!!:wink::wink::...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 29/05/2007 12:48
bazylou
(
07/05/2007 21:49)
ho any afrika
hanao codéveloppement sy fanampiana hono i SARKO ato ho ato!!:-D:-D beurkkkk...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/05/2007 04:32
bazylou
(
07/05/2007 21:46)
fa nahoana
no foana tsy misy intsony ireny bd gasy taloha ireny ??? ary maninona no vitsy ny gasy mamaky boky sy ny boky atonta isan-taona??...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/05/2007 09:51
sitlo
(
07/05/2007 19:10)
Iza ianareo no tsy efa nanaikitra vodina sitlo
[center]=))=))=))[/center]
...
tohiny
novalian'i sitlo ny 14/05/2007 14:58
boubounezy
(
07/05/2007 16:33)
NANDERSY I SARKO
ataovy @zay ny adievitra fa za alou tsy iala eto @ ty taniny SARKO ty fa aléoko miklandy eto satry ra mody any @ tananako any za dé méty lasa mahâtra vell bé ka iza ny ijanona iza ny andé??? hih...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 14/05/2007 15:36
fiderana
(
07/05/2007 16:14)
tena mahafinaritra ny namana ato......
asa aloha ianareo fa mahafinaritra ny namana ato ê!, na dia misy aza ny somary maningana kely, na izany aza namana ireny, fa tsy hoe tsy namana, fa mahatonga connection mahafinaritra sy maha-velombol...
tohiny
novalian'i johnnyandri ny 10/05/2007 04:11
Lalah
(
07/05/2007 15:28)
Ravalo dehors rehefa tsy hampihaina malalaka ny vahoaka
Nanao fanadihadihana tamina olona 20 aho, tao ny mpiasam-panjakana, tao ny mpianatra, tao ny olon-tsotra, tao ny mpiasan-tena, collecteur, tantsaha. Zao ny bilan azoko:
- mihalafo ny fiainana
- amet...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/05/2007 03:33
xxx
(
07/05/2007 15:10)
Raikitra ny ady saritaky ny zaza madinika ato ...
Manoatra noho ny any @ kilasy maternelle marina !!!
- I anona kanjo a milaza hoe ...
- poy, tsy izaho fa i anona no niteny voalohany
- Je vais dire à ma maman
- t'es pas ma copine ...
Aoka iz...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/05/2007 18:30
sympa
(
07/05/2007 14:02)
Re : ZALOZY sa FIALONANA
Fa inon kay no mahatonga ny olona Mialona na Zalozy be mintsy? Tsy mifidy io na Jo izy na Ko! Tena tsy azoko mintsy?8O Ok ay eeeeeeeeee!:P...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2007 09:39
pimaso
(
07/05/2007 13:33)
2cv sy 4l
ho nofy ve sisa?...
tohiny
novalian'i mionona87 ny 22/06/2007 12:15
pimaso
(
07/05/2007 13:30)
fanafarana taxi mauricien :
Dia ho atao aiza daholo hono ny 2cv sy 4l tsika
dia hanao inona daholo indray hono ny tompon'ireny taxi gasy ireny?
sao dia ny sarety no lasa aloha,
ary raha soloina daholo koa ny trano bidonville,...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 23/05/2007 07:07
pimaso
(
07/05/2007 13:23)
réussite foire vidy varotra
tohizo fa tsara ry JREWS a!
ireny no fandrosoana haingana fa tsy
ny fanafoanana ny 4l sy 2cv
dinio tsara...
;-)
;-)
;-)
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/05/2007 18:35
pimaso
(
07/05/2007 13:01)
kianjaben'ny mahamasina t@ asabotsy/alahady
Fa feno olona kosa aloa tao e!
faly i pasitera
indro kely hoy ny mpandrafitra :
inona ny hidiran-drakevoka @ sabatiste
sa mitady kil suppl?
dia témoin, jesosy mam,
dia boudiste indray ny m...
tohiny
novalian'i Zina ny 30/05/2007 18:24
mabloo
(
07/05/2007 12:55)
seheno
efa henonareo ve ny vazony!milay be fa henoy![url] www.seheno.com [/url]
mazotoa e!...
tohiny
novalian'i mabloo ny 07/05/2007 13:00
xxx
(
07/05/2007 12:53)
Rakipiainana
Hono hoa mba misy manaraka ilay tantaran'i Soanja ve ianareo? Mba lazao ny hevitrareo momba io...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 03/07/2007 14:17
bibidia
(
07/05/2007 12:45)
raozy vao maraina
: mba asio tondrom-peo raha azo atao...
tohiny
simplex
(
07/05/2007 12:32)
ady ny fiainana
Tsy dia hoe gidragidra be akory fa tiako fotsiny le film hoe: "ny fikatsahana ny fahasambarana". Mampahonena be :snif:.
Tsara jeren'ny zatovo eo ampanomanana ny hoaviny sy izay mieritreritra fa ma...
tohiny
novalian'i pitoussy ny 07/05/2007 22:31
gagoopy
(
07/05/2007 12:27)
anyah e
akory,
ze mba manana ny biographie sy sarin'i anyah d mba andefaso kely e satria mahafinaritra be izy ary mahay mihira koa, ary izy ve mba azo resahana tsara sa, ny fahitako azy aloh ohatry ny tsy de...
tohiny
pimaso
(
07/05/2007 12:00)
sarkozy : avantageux au Français pas nous
;-)
;-)
;-)...
tohiny
novalian'i pimaso ny 09/05/2007 06:42
hery
(
07/05/2007 08:52)
krampy
Efa miha antitra ny tena kanefa mbola manao baolina ihany :-) dia misy krampy miverimberina. Misy fika mety hikarakarana an'io ve? (ankoatry ny hoe tsy manao baolina intsony?)
Misaotra...
tohiny
novalian'i niryna ny 16/05/2007 17:59
