NANDERSY I SARKO
1. boubounezy
(
07/05/2007 16:33)
ataovy @zay ny adievitra fa za alou tsy iala eto @ ty taniny SARKO ty fa aléoko miklandy eto satry ra mody any @ tananako any za dé méty lasa mahâtra vell bé ka iza ny ijanona iza ny andé??? hihihihihi=))aza manody ny kôm sâ!!!!
novalian'i boubounezy ny 14/05/2007 15:36
2. xxx
(
07/05/2007 17:35)
boubounezy:dia aza be menomenona rehefa tratra dia ahondrana eny cdg!
ataovy @zay ny adievitra fa za alou tsy iala eto @ ty taniny SARKO ty fa aléoko miklandy
4. rapopla
(
07/05/2007 22:33)
ka nareo any andafy any anie ka sady tsy revendravalo no sady tsy misy valeur hoan'i Sarko e!
6. xxx
(
08/05/2007 08:40)
boubounezy:
za alou tsy iala eto @ ty taniny SARKO ty fa aléoko miklandy eto
na raofina am la pelle az v ? :-D:-D:-D,zah koa lou e, efonako any ambany tonelina, tsy hiala ah ho ah
8. xxx
(
08/05/2007 09:13)
misy matahotra sao hiempo jabora angaha raha voatery hody tampoka any dago any ?
10. mirana5
(
09/05/2007 22:06)
rehefa tereny mody nareo dia any ndray manao demande vazaha, aiza ny olana mamaky lohanareo é:roll:
11. boubounezy
(
14/05/2007 15:36)
HAHAHAHAHA!!! toizo eo iany lé resaka alou mba iméhezako malakilaky!!!! iza io mievitra any Laborda tsy ho vaza io =))=))=))=))
