sarkozy : avantageux au Français pas nous

1. pimaso ( 07/05/2007 12:00)
;-)
;-)
;-)
novalian'i pimaso ny 09/05/2007 06:42
2. bazylou ( 07/05/2007 12:16)
Marina aloha io nefa tsy ho possible ny hahatanteraka ny ploitikany 100% satria; tsy hijery fotsiny ny gauche sy ny extreme gauche rehetra,
3. pimaso ( 07/05/2007 12:41)
ny droite anie no majoritaire @ zao e!
any @ parlements sisa no manarina,
ary ireto gasy be dia be miasa au noir izany ahoana?
ireo mpitsabotena isan-taona mankaty France,
ny débouché ny mpianatra après Bacc?
marina fa misy avantage social fa ho an'olombitsy, efa mieux placé,
fa ny cadre moyen , sy ny madinika mangana ihany k'lé
ho hita eo ny personalité ny sâr kôzy e!
;-)
4. salmo1 ( 07/05/2007 13:09)
VIVA EUROPA
;-)
5. pimaso ( 07/05/2007 13:41)
VIVA MADAGASIKARA
;-)
;-)
;-)
6. anouck78 ( 07/05/2007 14:33)
bazylou
Izay mipetraka eto france de TSY MAINTSY MANARAKA NY LALANA FRANTSAY (Bientôt lalana didianay UMP ) sinon ndana mody mamboly ahitra tena avantageux kokoa satria ny tany malalaka tsara any dago
VIVE SARKOZY PRESIDENT
Pimaso aza manantena miracle fa tsy hisy intsony izany
7. xxx ( 07/05/2007 20:18)
aza dia fayot loatra aloha e!
mbola tsy hita izay vita fa ny vavany no be dia be dia efa faly ery ianareo!
ny lalana anie efa narahina hatry ny ela e!
aza roahina koa ny hafa hoe hamboly izany fa ianao aza tsy mety mamboly akory!
tsy misy olona manantena miracle izany fa ianao io no hitomany rehefa kelikely eo! gasy be koa anie ianao e!
izahay aza efa vazaha elabe mbola tsy faly fa aza be vava @ hafa hoy aho!!
vao 1 andro!
8. xxx ( 07/05/2007 20:36)
anouck78:

bazylou
Izay mipetraka eto france de TSY MAINTSY MANARAKA NY LALANA FRANTSAY (Bientôt lalana didianay UMP ) sinon ndana mody mamboly ahitra tena avantageux kokoa satria ny tany malalaka tsara any dago
VIVE SARKOZY PRESIDENT
Pimaso aza manantena miracle fa tsy hisy intsony izany



inona koa ary tony mpiasampanjakana tsy aninontsy aninona miseho azy fa dadany itony ?
maty aho baba :-D:-D:-D
9. ainga ( 08/05/2007 12:59)
oadray ! Miedinedina tsy mhalala menatra ry anouck78 UMP !:twisted: Ho hita eo ny manaraka fa aoka tsy hitsahana izay tsy mitovy hevitra aminareo.

xxx> aza henjehina aminapa ny mpiasampnjakana :fampisarahambazana izany. Ny dokotera, infirmiera, mpampianatra ffoksionera ve dia olona kamo be tenda daholo ?
10. pimaso ( 09/05/2007 06:42)
anouck78 : Pimaso aza manantena miracle fa tsy hisy intsony izany

on verra petit,
;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0714