Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Jeankely
(
10/05/2007 03:23)
Tokony hanao "Politika" ve ny mpiasam-panjakana?
Anisany tena olana amin'ny asam-panjakana ny resaka "Politika". Ny Mpiasam-panjakana dia anisany mandray anjara ary nandray anjara lehibe tokoa amin'ny fihetsiketsehana "Politika" isan-karazany. Demok...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/05/2007 03:12
sympa
(
10/05/2007 03:01)
Joyeuse anniversaire ocean !
!kiss be enao :-*:-*:*:* de omeo gato zay an :!:
Aiza aloa ny fety no atao sao mba afaka izay kle :!:
!tourlou ocean :*:*:*:*:*:*:*...
tohiny
novalian'i sympa ny 12/05/2007 14:21
Vargas
(
09/05/2007 23:06)
Misaotra manokana an'i serasera ,gasy ka manja
Hola!
Faly miarahaba anreo rehetra.Tena faly ,mibitabitaka tsisy ohatr'izany fa nahita an'ity sehatra serasera ity.Hobiana manokana ny mpandrindra rehetra fa tena mahafinaritra izy ity.Teny gasy ts...
tohiny
novalian'i sitlo ny 14/05/2007 15:34
beza
(
09/05/2007 22:37)
CONCERT HANTATIANA SY FARA ANDRIAMAMONJY
[b]CONCERT HATATIANA SY FARA ANDRIAMAMONJY[/b]
NY 17 MAI 2007
AO @ SALLE POLYVALENTE ANDILLY (74)
libre participation
http://www.faniloradio.com/CONCERT23.html
[img]http://www.faniloradio.co...
tohiny
novalian'i vale ny 10/05/2007 14:18
xxx
(
09/05/2007 21:18)
tia ve izany????
Ianao,
ilay masoandro mibaliaka manazava ny marainako
Ianao,
ilay vain'afo mipariaka manafana ny fiainako
ianao,
ilay mpanjakako ametrahako ny fitiavako
ka ianao,
no fihiniko sy antenaiko fa ho...
tohiny
novalian'i fasaly ny 16/05/2007 10:57
niryna
(
09/05/2007 17:48)
Ianareo ve mba manao toy izao koa!!
Mandeha any amin'ny mpivarotra ianao dia misy zavatra tena tianao tokoa toa hoe lasan'ny olona iny rehefa tsy vidina.Dia mihezaka ny hividy an'iny sao tsy tratra intsony.Rehefa tonga any an-trano anef...
tohiny
novalian'i niryna ny 20/05/2007 20:53
menalamba
(
09/05/2007 17:44)
Babena neny ô ô...!!!
:DMiarahaba ny rehetra.Miala-tsiny indrindra fa tena tsy fantatro ny lohatenin'ilay hira na ny mpihira azy koa aza,koa sao dia mba misy mahalala ilay izy ré ray olon
a fatena mba tsarotsaroako ny fe...
tohiny
novalian'i menalamba ny 11/05/2007 08:57
moumousa
(
09/05/2007 17:14)
so mbo misy mafantatra ity hira ity
hira any fefi izy ity
oe
"izay miaraka @ kristy tsy ho resy ny fankampanahy satria izy efa nandresy tety ka tsy misy izay mampahory..."
misy izy io ilay izy fa tsy tadidiko tsara
de misaotra mialo...
tohiny
novalian'i veromahefa ny 12/05/2007 15:50
brahmann
(
09/05/2007 16:27)
Mitady Chargeur sy batterie ana camera SONY NP 78
Mitady Chargeur sy batterie ana camera SONY NP 78 so d mbo misy maita
Misaotra indrindra...
tohiny
novalian'i melody ny 17/05/2007 17:35
ravakamalala
(
09/05/2007 16:22)
toro hevitra
salama daholo!
saika mba haka toro hevitra re fa tena fanina e! nijerijery tao am aterineto ihany aho fa tsy nisy nahafa po!
hividy an ireny "four combiné" na multifonction ireny aho, tena betska...
tohiny
novalian'i mangabe ny 25/06/2007 19:05
linarako2
(
09/05/2007 14:51)
Lava loatra ny anaran'ny gasy mety ve raha afohezina?
Tena nandinika ity namako niara-nianatra ahy aho dia tena kivy mihitsy.Asa aloha raha ho tafiditra ao anaty karapanondro daholo e.Aiza ve ka olona iray izy dia anarana tokony omena olona fito lasany d...
tohiny
novalian'i wooda ny 17/05/2007 21:21
chouchoo
(
09/05/2007 14:19)
aty fort-dauphin
manaona daoly ny pisurf reetra ato,
za oa mba te anontany ihany oe misy mpihira ve membre ato?
tsy aiko alou satri aty fort-dauphin mba tokony misy pihira mlaybe tonga aty na le pazzapa reny na autr...
tohiny
novalian'i fanoly ny 23/05/2007 15:55
xxx
(
09/05/2007 13:35)
glaire acide
manona doly sao de misy afka mamaha ny olako nareo ! ahona kay no ahafantarana fa manana glaire acide ! de mety miteraka ihany ve...
tohiny
novalian'i booboo ny 15/05/2007 15:08
ftma
(
09/05/2007 07:19)
joyeux anniversaire nanoukely
Faly miarahaba an'i nanoukely tratry ny taona nahaterahana, mirary ny soa indrindra akia, dia mirary fahasalamana sy fifaliana mandrakariva
:-* mamy be ...
tohiny
novalian'i sympa ny 12/05/2007 15:22
Jeankely
(
09/05/2007 05:29)
Hambarao ny "Opportunity Cost" ny fandrodanana fitondrana
Ny zavatra atao rehetra dia misy "Opportunity Cost". Raha mianatra ny mpianatra dia tsy afaka mijery fampisehoana, tsy afaka mampiaraka, tsy afaka mamonjy fivorian'ny fikambanana samihafa ary tsy afa-...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/05/2007 03:03
Rakoul
(
09/05/2007 04:49)
3DS Max
Liana dia liana amin'ny fampiasana io Logiciel io aho ka raha misy namana afaka mifampizara traikefa dia miandry no sady manantena aho....
tohiny
novalian'i xxx ny 27/07/2007 18:32
mandrak
(
08/05/2007 22:41)
ho anareo mpijery filma gidragidra
nareo vé efa mba nandalo tato http://sitlo.blaogy.org/2007/05/06/si-fito-omby/...
tohiny
novalian'i wooda ny 17/05/2007 23:58
ftma
(
08/05/2007 18:53)
mailaka serasera
Efa nisy dinika momba an'io mailaka io ihany http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m459cd19860f1e fa mbola betsaka angamba no tsy mahalala fa tena mahafinaritra ny mampiasa azy, indrindr...
tohiny
novalian'i sympa ny 11/05/2007 23:05
maditra
(
08/05/2007 17:26)
Jeankely sy Bazyou
Lisany ve tsy leo e? ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/05/2007 02:27
niryna
(
08/05/2007 16:30)
Ny voninkazo,ny olona nataony inona no hifandraisanireo.
Raha mieritreritra sy mandinika ny fanirian'ny zava-boary isika dia indraindray maniry sy mitsimoka ho azy ireo kanefa tsy nisy nikolokolo.Raha ampitahana amin'ny voninkazo ny fiainantsika olombelona ...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2007 08:30
