Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Jeankely ( 12/05/2007 03:51)
Madagascar Team but not TIM
Izaho araka ny filazako tany aloha dia tsy TIM ary tsy fantany akory. Saingy tarika (TEAM) manohoana ny fampandrosoana an'i Madagasikara kosa aho. Ny famotehana zavatra mijoro amiko tsy tsara satria n... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/05/2007 02:36
johnnyandri ( 12/05/2007 03:16)
Lany lasantsy
Neny a, andeha hoentiko mandehandeha i toto manodidina ny farihy. Neny: Angamba tsy tokony hoentinao izy fa mbola en chaleur io izao. Fa inona no dikan'izany en Chaleur kay???^^ Anontanio ny rainao... tohiny
novalian'i sympa ny 14/05/2007 00:42
Zina ( 11/05/2007 21:22)
Ny Fanahy Masina
Maninona isika no mila ny Fanahy Masina. Ny antony Ny Fanahy masina dia : - Manampy antsika hanana fiainana masina - Ilain-tsika @ ny vavaka ataon-tsika ary izy no manao intercession ho antsika... tohiny
novalian'i majesty ny 22/05/2007 09:56
bazylou ( 11/05/2007 21:12)
aza manam-be rajeankely e!!
tsy mila mamaly akory aho fa ireo ny olona dia hitanao ny valiny , izay provocation keli'ny mpampiady akoho lahy ve no idiranao eto !! tssss akombony fa efa lany andro e!! ereto aho koa fa ianao ihany... tohiny
dailynews ( 11/05/2007 19:46)
saka mitendry piano.
mahafinaritra ahy loatra fotsiny dia zaraiko. http://www.youtube.com/watch?v=TZ860P4iTaM&mode=related&search= http://www.youtube.com/watch?v=v0zgQAp7EYw&NR=1... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 03:57
xxx ( 11/05/2007 17:20)
lhl misy volokelika
Nijery ito aho http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/sary&asa=tsikera&saryid=s463a0fe5e8e89 dia gaga hoe angaha koa ny lhl mila manala volokelika?... tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/06/2007 03:57
dailynews ( 11/05/2007 16:56)
ambondrona
Iza kay no anaran ilay "lead singer" ilay tsara feo be ao amin ny tarika ambondrona iny? izy foana no tena mihira fa ny sisan izay ilay manarakaraka fotsiny ihany. ... tohiny
novalian'i mioucool ny 24/07/2007 11:33
Samoana ( 11/05/2007 16:48)
Zana-bola tsy misy !
Sahirana @ kajy lebado. Miezaka manampy mafy azy ny mpampianatra: - Raha atsofokao ao am-paosipataloha ankavia ny tananao dia misy roanjato ariary ao. Atsofokao ao @ paosy ankavanana de mahita telonj... tohiny
novalian'i Bita ny 31/05/2007 08:53
niryna ( 11/05/2007 16:16)
Ry neny o ,ry neny tiako,lazaiko anao fa tsy afeniko
Amin'izao fentin'ny reny(Mother's day) May 13th.Tsy fantatro na Victor Solo angamba no mihira azy io fa mba omeo kely ahy ny tonony raha misy mahatadidy ianareo.Mandeha foana io isaky ny fetin'ny reny... tohiny
novalian'i Penhell ny 29/11/2007 08:41
kelly13 ( 11/05/2007 13:52)
ahhhh
vonjeo fa misy bouton de fievre ngôda b eo @ molotro, sambany ze mba nisy izany za d tsy haiko oe inn no tokony atao! mampimé b fa ôtran'ny lasa bifteka b ny molotro =))=))=))... tohiny
novalian'i kelly13 ny 14/05/2007 10:36
ari.malala ( 11/05/2007 12:38)
hono hoa
Fiteny heno foana ilay hoe ny fitiavana tsy misy taona, ka mba te hanontany anareo lehilahy za hoe tinareo ve ny miaraka @ olona zokinareo, de hatramin'ny firy taona ny elanelana eken'ny sainareo?... tohiny
novalian'i fasaly ny 16/05/2007 11:04
jefra ( 11/05/2007 10:53)
Ny Katolika sy ny hery politika
L’affront des affronts Tandis que de nombreux chefs confessionnels, en quête de privilèges, rampent devant le régime au pouvoir, l’Eglise Catholique fait figure de trouble-fête, en refusant... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/05/2007 16:31
bezestah ( 11/05/2007 10:39)
mariazin'olon-tiana
Miarahaba e!mangataka ny tonon-kiran'ny MAmi Basta mitondra ny lohateny hoe: Mariazin'olon-tiana,dia misaotra shady e!... tohiny
Jeankely ( 11/05/2007 10:38)
Fiovana sy fandrosoana midika fangirifiriana @ voalohany
Raha ny zavatra fanao mahazatra no tohizana dia tsy misy fandrosoana izany. Ianareo rehetra aty andafy dia samy mahita ny resaka Taxi fotsiny ohatra. Raha asaina manarapenitra ve ny Taxi any Madagasik... tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/05/2007 09:27
Rafotsy ( 11/05/2007 10:25)
Mitomany ny foko !!
Salut daholo ! Tsy dia haiko na eto no tokony hametrako ity ! Anniversaire ny nahaterany zanako lahimatoa androany , tokony ho 31 ans izy raha velona teo , kanefa moa dia izay ny sitrapon' Andiamani... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 03:36
Payci ( 11/05/2007 09:16)
GOUVERNIGGA
Ny Fuckaz production zany de faly manolotra anao ny live rap "gouvernigga" ao amin'ny Collège Sainte-Famille Mahamasina ny asabotsy 02 jona 2007 amin'ny 3 ora tsy diso. Ny vidim-pidirana dia 2000ar. ... tohiny
Jeankely ( 11/05/2007 08:52)
Nitsoaka aiza ny taranaky ny Mapngalatra kely ary eee?
Ary toa vizana i Bazylouzotra ka tsy hita intsony ilay mangalatra kely e. Averina milay amin'inay ny resaka fa rehefa mangaltra leitia dia tsy izy e=))... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/05/2007 02:41
faxkely ( 11/05/2007 08:12)
adama sy eva
Bonjour daholo ry mpiserasera rehetra, mba afaka manome ny tonon-kiran'i Xstory ( tsy haiko na mety ny fanoratako azy )iny ve? le misy hoe adama sy eva hiiiiiiii^:^... tohiny
novalian'i cutie ny 11/05/2007 20:11
bazylou ( 11/05/2007 07:46)
efa 3 volana aloha
ny hanaovana ny JOI hono vao manamboatra kianja ry lerony!!! tandrametaka and co indray io. """Toeram-pifaninanana Mizara ho sokajin'asa 44 ny fanamboarana Atomboka amin'iny herinandro am... tohiny
novalian'i boulki ny 09/10/2007 01:36
naritsimba ( 11/05/2007 07:03)
FANDROAHANA MOPERA
Miarahaba antsika namana indray na dia efa elaela ihany aza izay no tsy nanoratana teto. Voaroaka hiala eto Madagasikara ary tsy mahazo miverina miditra eto intsony ny mpitondra fivavahana ao @ EKAR ... tohiny
novalian'i prime ny 29/05/2007 13:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.0541