Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mazavaloha ( 14/05/2007 03:12)
IO Anay amin' ny iTunes Music Store
http://phobos.apple.com/WebObjects/MZStore.woa/wa/viewAlbum?id=12017 ALAIVO EO NY ORONAN-KIRA voalohany navoakan' IO Anay. Arenesanao an' i Tessa, Mazavaloha, RaDoda, Olombelona Ricky, Vonoafo, Lou... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/05/2007 07:31
Jeankely ( 14/05/2007 02:54)
hay moa izany misy sehatra matahotra fandrosoana
Dia tena gaga sy talanjona aho mahare tenin'olona mipetraka andafy sasany, averiko ihany sasany, fa tsy tokony handeha mafy ary alefa miadana fa hazakazaka be loatra ary tsy araka. Ka raha izao tokoa ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/05/2007 03:38
bidagda ( 13/05/2007 22:51)
hanandrano sy hena matavy na totokena
efa nanao hanandrano sy hena ve nareo na totokena handramo hoanzay mbola tsy nanao, hena matavy misy tsoka na trafiny ireny hiver alo no fihinanay azy e!asio sakamalao de sakay ko... tohiny
novalian'i melody ny 21/05/2007 23:07
bidagda ( 13/05/2007 22:45)
jaojoby
za hamojy jaojoby ao lyon fa sao misy hoany mba mihaona e!!!!! @ sabotsy zao io 19 MAI... tohiny
novalian'i tynah ny 18/05/2007 21:14
evasoa ( 13/05/2007 21:49)
mitady namana
manahoana daholo ? vaovao dia te hahafantatra namana vaovao koa :P efa nijerijery tany ambadika tany ny resakareo eto @ serasera fa mafinaritra be doly nareo, fa za mbola sarokenatra be de tsy s... tohiny
novalian'i sonibi ny 01/09/2008 11:42
bidagda ( 13/05/2007 21:47)
rainay oh! tselatra
ity indray no angatahiko rainay oh! tselatra hanao karaoke tsinona zay @ zoma zao zay no mahatonga ahy mitady tononkira misaotra dieny mialo e!... tohiny
novalian'i bidagda ny 15/05/2007 19:17
bazylou ( 13/05/2007 18:20)
takalon'ny 5e plasy!!
L'objet "qui tue" : cette semaine, la crevette d'élevage Par Terra Economica dim 13 mai, 17h59 La culture de la crevette a fait un bond prodigieux en dix ans. 1,5 million de tonn... tohiny
novalian'i agoago ny 14/05/2007 11:50
Fiffi ( 13/05/2007 16:52)
Mahaleo à l'olympia.......
hummm.....iza no andeha hijery Mahaleo à l'olympia ? na ny 2 na ny 3 Juin ho avy zao ? (sao mba afaka mihaona any eh ! ):)... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/06/2007 20:04
xxx ( 13/05/2007 12:23)
omeo torohevitra o! te hiova specialités malagasy
mba mangataka torohevitra,e! mba te hanao restaurant za ka mety mande ve reto ny specialitétsika gasy, izany hoe hanao sakafo gasy mihitsy hitako ireny restaurant gasy any paris sns ireny fa fantatro... tohiny
novalian'i xxx ny 22/06/2007 11:36
bazylou ( 13/05/2007 11:45)
mba misy hopitaly
firy ao Madagasikara ??hopitaly tena izy fa tsy hoe hopitaly tsy misy seza na fandriana notiako lazaina an!!... tohiny
novalian'i xxx ny 15/06/2007 12:39
bazylou ( 13/05/2007 11:41)
fa maninona ny gasy any MAdagasikara
no taizana amin'ny trosa sy ny ilay hoe '' tsy hita e; efa izay no anjara ......"":?:? sy ilay hoe ""Tsy hita e, lafo ny fiainana....""... tohiny
novalian'i niryna ny 22/05/2007 06:32
bidagda ( 13/05/2007 11:36)
vary amin'anana sy nofokena nokapakapaina
ity ndray no mba hitako nisy ftona aho te hihinana vary @ anana saingy tsy nahita hanana navoakako ny epinard de nafangariko t@ vary nasiko kbor reny ,curry kely ihany tongololay, voatabia fa tsy misy... tohiny
bazylou ( 13/05/2007 11:29)
resevera
-Misy miala ao @ siperma? ao le fréan'le miala ao @ siperma azafady ô! -Aty "vato eroporo, roanjato o", "mandroso ry neny an" (lay neny aminio nefa vao sipakely) -Andraso aloha fa misy roanjato ... tohiny
novalian'i bazylou ny 14/05/2007 23:32
bazylou ( 13/05/2007 11:20)
taorian'ny fanagadrana ny
mairen'ny tsiroanomandidi sy toamasina dia ny mairen'ny Marovoay indray izao no gadraina, avy eo iza indray ??... tohiny
novalian'i bazylou ny 16/05/2007 00:32
bazylou ( 13/05/2007 11:04)
ankosoka
filman'i volatiana farany hitako io, tena faran'izay nofa , be, ary tsy misy fivoarana ilay mpanao azy iny fa sady nofo no mamaky script daholo ny tao, beuurk... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/05/2007 16:23
bazylou ( 13/05/2007 10:51)
boom
La gloutonnerie du groupe TIKO SA ne connaît pas de limite De sources bien informées, l’on apprend que le groupe appartenant à Marc Ravalomanana veut se lancer dans des activités touchant ... tohiny
xxx ( 13/05/2007 09:50)
tia
manambady efa ho 10taona za , manan_janaka 2, miandry anilay vadiko hiova za fa ee , tsy mety miova mihintsy ! , izy aloha tsy miodina fa tsy attentionné mihintsy , fa za foana no manao ezaka , anaty... tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/05/2007 20:10
diamondra27 ( 13/05/2007 08:06)
iza nareo no mahalala?
toa be de be zao ny fomaba hitsatiana fa misy mahalala le we meebo ve? inona no risque mety azo i-espionner-na ve le izy satria eo doly na msn na yahoo na etc...... tohiny
fasaly ( 13/05/2007 06:56)
Bonne fête!
bonne fête à toutes les mamans du serasera:-*:-*:-*:-*... tohiny
Jeankely ( 13/05/2007 05:26)
Ilaina ny mitady 19 ho an'ny Mpianatra
Nandritra ny andro naha-mpianatra ahy miteny dia izay mamaly fanontanian'ny mpampianatra na mazoto miakatra tableau sy manao fanazavana dia mpitady 19 ary tia ho deraina no filaza azy. Ny mampalahelo ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/05/2007 03:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.4143