fa maninona ny gasy any MAdagasikara
1. bazylou
(
13/05/2007 11:41)
no taizana amin'ny trosa sy ny ilay hoe '' tsy hita e; efa izay no anjara ......"":?:? sy ilay hoe ""Tsy hita e, lafo ny fiainana....""
novalian'i niryna ny 22/05/2007 06:32
4. pissoa
(
13/05/2007 15:45)
:-D:-D:-D toa tsy any Dago ihany izy izany !
Ny ahy ny tena tsy tiako amin'ny fitenin'ny gasy de le hoe "Manao zavatra tsy mora e " :-w:-w:-w:-D
Ny ahy ny tena tsy tiako amin'ny fitenin'ny gasy de le hoe "Manao zavatra tsy mora e " :-w:-w:-w:-D
5. simplex
(
13/05/2007 15:53)
Ny any ivelany no tena tsy laitra @ le trosa kle. Iza no mbola tsy nividy zavatra a credit eto zao ohatra? Sady le izy matetika le zavatra ngoza ireny no trosaina an. Ny tiako tenenina d hoe tsy voatery ho ny trosa foana akory no ratsy, ra toa k efa voakajy mialoha hoe ahoana ny fomba hamerenana azy.
Ity kou misy 1: "minambary aza misy loaka" :oops::roll: tsy hita e, izay no lahatra @ gasy :-P:P
6. diamondra27
(
13/05/2007 16:38)
bazylou: ra ny falalako azy de tsy fidiny ho azy reo le izy fa tsy we tezaina @ trosa
ny volan'ny RAD zany tsy ampy faran'ny volana de lany
de soa ihany fa paps kely iny de mety angalàna entana any @ episerie, de efa mifanaraka ny mpivarotra sy ny RAD-tsika; kestion de confiance io
fa tsy voatery akory enao we refa lebe de hanao trosa ihany koa.
ZA zao tena tsy tia manao trosa zany raha tsy efa tena zavatra tsy azo, ialàna no ampiasaina azy.
Ataovy fady dambo @ amboa mitsy ny mitrosa sy mampitrosa
Voarara ao @ baiboly koa io.
Ny vola no fototry ny ratsy rehetra ...
Aleo trano bongo misy ronono ...
TSY MANAO TROSA ANIO;
manjary very ny volanao de very koa ny namanao sy ny havanao.
Za tsy mirarah na de lazain'olona aza za we mahidy na ratsy loha fa za tsy hampindrana vola zany na hanao trosa.

7. xxx
(
13/05/2007 19:11)
za tsy tia manao trosa, fa za kosa manome ra manana, tsy ampindramina fa omena antsitrapo, mamrerina izy tsara tsy mamerina izy tsara, en fait za tia manampy namana, olona, havana, namana ra mba manana ariaroa azo zaraina aho de manome foana, fa tsy mila tambiny, nefa kosa za tsy tia mindrana sy mitrosa fa refa tsisy za miondana ampandrina tsy managataka tsy mitrosa fa mianina mihonona @ hananako. de toute façon eto aminay henatra @ fiaraha-monina ny mifampindrambola, sady na ianao koa aza tsy hisy ny hindrana aminao, donc tsisy hampindramina moa mazava be fa tsisy hampindrana koa angamabany hihiiiiiiiiiiiii, fa ra ny havako any dago no mangataka vonjy amiko sous forme trosa de omeko antsitrapo foiko ho azy iny, ra mbola misy azoko zarana aminy koa ato, ka na mamerina amiko izy tsara tsy mamarina izy efa foiko ho azy fanampiana ho azy iny satria ny fitiavana no basen'ny fiaraha-monina fa tsy ny vola. ny vola fitady sady tsisy dikany ny vola, fa ny aina tsy hananampiry ary ny fitiavana no tena zava-dehibe!!!!!!!!!!!!zay ny ahy ny principe-ko @ fiaraha-monina, satria tsisy haharitra ela eto antany eto, donc ilana ny mamela trace mamy @ mpiara-belona @ tena.
8. fasaly
(
13/05/2007 19:21)
koa izaho aza aty ivelany fa tsy any madà mbola manao hoe " ka atao akory e! izay lay fiainana":?
9. Fiffi
(
13/05/2007 19:57)
simplex:misy kosa aloha olona tena manao2 foana am le trosa io an ! fa maninn aza rehefa tsy manana moyen raha mba mihaina ohatran'rehetra ? de injaindray aza tena tongavan'huissier mintss klé ! de miakatra fitsarana sns...
Ny any ivelany no tena tsy laitra @ le trosa kle. Iza no mbola tsy nividy zavatra a credit eto zao ohatra?
Fa raha ny trano kosa aloha de tsy maintsy manao crédit eh ! heu..fa plus manam-bola de coté , plus sady tsy ela no tsy de lafo ny crédit....
10. fasaly
(
13/05/2007 20:42)
aretina dool io fanaovana trosa io e!
sady tratran'ny attrape koa etsy andaniny de vositona :?
sady tratran'ny attrape koa etsy andaniny de vositona :?
11. xxx
(
14/05/2007 08:10)
zay manana zany mba mizarà e! matetika tsy manana ny ampy no mitrosa e, naizanaiza io!kôzy e!
12. xxx
(
14/05/2007 16:29)
mbo manana nareo de tsy tia manao trosa fa hohitanareo aoriana ary tsy ny any mcar ihany no tia manao trosa fa ny ety an-dafy angamba ny olona rehetra ataoko fa manana trosa, efa tafiditra anaty trosa daholo amiko na ny abonnementnao @ net aza
14. xxx
(
15/05/2007 11:47)
za de mipetraka à tanàna kely zay aty fa epicerie kely zay no mba aty aminay, ny ankamaroan'ny ol eto aminay anefa de hitako fa manao trosa @ io epic io daholo eny fa na ny tenako aza satria matetika avy maka an-janako avy mianatra aho de tsy ao an-tsaina ny hitondra vola, fa de ataoko ihany ny courses de ny hariva haloako ny vola, fa ny ahy kosa voalohako daholo ny andron'iny ihany ary matetika ny famerimbola kely 50, 20,10cts, de tsy raisiko intsony f'izy aza mo manome trosa foana
15. niryna
(
22/05/2007 06:32)
Toa mampiresaka fotsiny no fahalalako azy.Ohatran'ireny hoe mangatsiaka androany.Na hoe ka lafo anie ry madama no nakako an'io e,tena tsy misy tombom-barotra ho ahy mihitsy marina.Na ilay teny marina aza toa mandeha pli-vava fotsiny kou.
Izaho indray efa nahita olona fa manam-bola izy saingy fetsifetsy dia mandositra trosan'olona.Ny fanafodiny fotsiny dia na ianao tsy manao trosa na manome ianao fa efa manantena fa tsy hiverina intsony iny.