Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
jefra ( 15/05/2007 08:20)
Pr Urfer : Réaction du cardinal Razafindratandra
En aparté, lors de la célébration de la fête nationale sénégalaise au domicile de l’ambassadeur du Sénégal à Madagascar, ce cardinal a déclaré, devant un parterre de personnalités, que S... tohiny
novalian'i anahely ny 23/05/2007 14:28
niryna ( 15/05/2007 07:52)
Tratry ny fetin'ny reny!Maheno ve ny maty?
Fetin'ny reny (amerikana) omaly 13 Mai ary dia nankalaza izany daholo ny olona maro.Ny fiangonana dia feno ary nizara zavatra kely ho fahatsiarovana sy ho fankasitrahana ireo reny rehetra,ny fisakafoa... tohiny
nathie86 ( 15/05/2007 07:45)
Kristy
Andriamanitra iany v i Kristy, sa misy aloha Andriamanitra dia avy eo I Jeso Kristy ilay zanany lahy tokana ?... tohiny
wize ( 15/05/2007 07:21)
mangataka tononkira
slt mba mangataka ilay tonokiran'iBodo hira gasy ilay izy manao hoe: leo manao ny marina mba ilaiko maika a azo atao efa nijery ireo tononkirany iany zako ao amin'ilay misy ny hirany fa tsy misy mihin... tohiny
novalian'i xxx ny 15/05/2007 07:52
Fiffi ( 15/05/2007 06:20)
Pétition.......
EXPULSION. Le pouvoir se tait complètement depuis une semaine espérant rebondir quand la tempête aura passé. 700 signatures pour le retour du Père Urfer La mobilisation sur l’expulsion du ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/05/2007 04:46
Jeankely ( 15/05/2007 05:42)
Malagasy, Karana, Sinoa antanin'olona sy ny Politika
Dia samy hafa mihintsy ny fihetsiky ny olona vahiny antanin'olona. Raha ny fahalalako azy dia tsy ny Malagasy mihintsy akory no maro anisa amin'ny fandehanana, fipetrahana, fanambadiana ary fiasana an... tohiny
novalian'i Jeankely ny 23/05/2007 06:17
cute ( 15/05/2007 05:25)
fa maninona ary?
misy ny olona indray2 rehefa tezitra @zavatra iray izy d maha tezitra azy daholo ny olona rehetra,fa maninona ary?zavatra ohatra ohatran`izao no resahina ato tsy haiko raha hevitra mety fa mba sosokev... tohiny
novalian'i cute ny 16/05/2007 05:29
Jeankely ( 15/05/2007 04:17)
Misy tsy mahafantatra ny dikan'ny Fanalalahana
Ny fanalalahana ara-toe-karena tsy midika hoe samy manao izay sai-patany akory ary tsy misy ilana azy intsony ny Fitondram-panjakana. Ao anatin'ny fanalalahana indrindra no hisian'ny resaka "Normes/St... tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/05/2007 10:28
Jeankely ( 15/05/2007 03:25)
PMA: Pays les moins avancés, et Personnes les Moins Avancées
Miala tsiny fa tsa mahay teny Parantsay ka manazava amin'ny tenindrazana. Ny maha-PMA dia tsy misy Malagasy na iray aza manda tsy ao anatin'io fanakilasiana io. Mahatsapa izany izahay ary mitady lalan... tohiny
novalian'i Jeankely ny 15/05/2007 10:05
niryna ( 14/05/2007 18:18)
Manasitrana ny foko Izy raha mila vonjy Aminy aho
Manasitrana ny foko Izy raha mila vonjy Aminy aho.He heals my heart if I ask God for help! Mijaly aho,marary ny fanahiko,maratra ny foko?Zavatra tokana ary iray ihany no afaka hanasitra an'izany dia ... tohiny
johnnyandri ( 14/05/2007 17:24)
Analakely lasa Analagam...
Dia inona koa ny sasany??? Anareo indray ary ny tohiny ohtra: Soavimasoandro lasa soleil...:lol::lol: Amerika lasa bekintana...... tohiny
novalian'i tynah ny 25/05/2007 19:20
xxx ( 14/05/2007 16:46)
mahamenatra ry reto a!
fa inona loatra ty mahazo? mba jereo wanadoo.mg, forum,"tsy rariny kosa e!" vakio ny an'i zembla, gasy tsisy paps... tohiny
novalian'i wtf10 ny 26/05/2007 12:01
lapino ( 14/05/2007 15:14)
pedophile : efa don ?
Tenin'i Sarkozy talohan'ny propagandy io, hoe efa any amin'ny gene-n'ny olona hono no maha pedophile azy. Izany hoe efa toe-batana. Marina ve izany ? Voizina matetika koa hoe ny homosexuels efa toe... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/05/2007 19:51
Aino ( 14/05/2007 13:45)
pampianatra
tsy haiko aloha ny fandraisanareo any izao, fa rah any fandraisako azy dia hoe sympa aminko fotsony izy!! fa ny pampianatra langue ao ampianaranay hoa mandinika foana izy tsy haiko na izaho hirery no... tohiny
novalian'i sympa ny 25/05/2007 11:53
bonaventure ( 14/05/2007 10:15)
ensemble de dieu ou pantecotiste
inona jkay no mampiavaka ,y assemblé de dieu sy ny pantecotiste,fa tsy mazava amiko tsara ary misy hifandraisany @ protestant ve ireo ok... tohiny
hery ( 14/05/2007 08:49)
P. Urfer Tratran'ny immigration choisie
Tsy amin'ny maha mompera an'i P. Urfer indray no resahiko fa amin'ny maha Frantsay azy. Vao voaroaka izy dia mitsaingotsaingoka ery ny Ambassadeur Frantsay any Dago manontany hoe nahoana no noroahina ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/05/2007 20:43
simplex ( 14/05/2007 08:19)
Campus Andraijato: mahalasa eritreritra
Tsy haiko ity na tokony ho politika fa ataoko ato aloha, http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=7546 http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=1205&ART=23452 Ra misy ngamb... tohiny
novalian'i Jeankely ny 15/06/2007 08:19
LazaDaddy ( 14/05/2007 06:53)
ny fahamatesa-kambo
io no heloka voalohany indrindra eo anatrehan'Andriamanitra.... tohiny
novalian'i Zina ny 25/05/2007 13:32
wize ( 14/05/2007 05:58)
mangataka
mba mangataka ilay tononkiran'i Bodo ilay hoe: leo manao ny marina( hira gasy io) azafady ra mety ilaiko maika de mba alefoso @ le mailako misaotra tompoko... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/05/2007 05:56
anjac ( 14/05/2007 05:27)
rebika taloha
Mba mangataka an'le tononkiran'i rebika "tonga ilay malalany " ze mba mahay e! vol1 na vol2 angamba no misy azy iny.... tohiny
novalian'i rbkfoana ny 18/05/2007 23:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.782