pampianatra

1. Aino ( 14/05/2007 13:45)
tsy haiko aloha ny fandraisanareo any izao, fa rah any fandraisako azy dia hoe sympa aminko fotsony izy!!
fa ny pampianatra langue ao ampianaranay hoa mandinika foana izy tsy haiko na izaho hirery no hataony any izany na hataony @hafa koa, fa matetika izy milaza faona hoe " ary ianao ity isan-andro vao maika mafatifaty,:{ sady mitsikitsiky ihany izy" ary tsy vao indray na indroa izy no nilaza any izany!! de gaga ihany aho hoe raha sympatia ny ahy dia tahaka ny hafahafa ahy ihany ny pampianatra mananiany pianatra sady matetika izy be aniany.8O
novalian'i sympa ny 25/05/2007 11:53
2. sakaizakely ( 14/05/2007 14:15)
hafahafa koa izany any aminareo izany ry Aino.

Asa moa kilasy faha firy ianao fa raha aty aminay dia tsy mahazo miteny zavatra toy izany @ mpianatra ny mpampianatra. Tena voararan'ny lalàna :evil: bedy :twisted: mahazo sazy disciplinaire mihitsy

Azo anaovana rapport @ académie izany raha toa tinao hijanona.
3. salmo1 ( 14/05/2007 14:44)
Aino, sôde lesbiana alou lay profesora:?:

:D
4. fanaina ( 14/05/2007 14:47)
salmo Jordi ve no anarany dia ho lesbian.


sakaizakely, izaho aloha tsy mivaky loha fa 1mois sisa dia miala ao aho, fa mahagaga ahy fotsony.
5. salmo1 ( 14/05/2007 14:52)
fanaina: io ary lay nolazaiko http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m46469b28758b2
:lol:
6. sitlo ( 14/05/2007 15:07)
Raha ao aminay izany ka raha itarainanao any amin'ny tompon'andraikitra ambony dia voaroaka ilay mpampianatra.
7. maditra ( 14/05/2007 15:37)
hmm, Misy ramose tatanta indray an! haha
8. xxx ( 14/05/2007 15:51)
misy koa ange tony sipakely tony atao an'zany de faly ery fa hoe tena manja be e !

de tohizo zany ramosé fa izy tsy hitoroka a
9. Fiffi ( 14/05/2007 15:54)
heu....tena marina aloha fa raha aty frantsa aty no manao an'zany ny prof de :arrow::arrow: ho grave ny hanjoa azy eh ! am-zay ve efa classe faha-firy de mbola hanaovana an'zany ? :-w:-w
10. lapino ( 14/05/2007 15:58)
Efa manomboka mafana ny andro :wink:
11. sakaizakely ( 14/05/2007 15:59)
sitla sy Fiffi> marina mihitsy. Voararan'ny lalàna izany

hafa koa angamba ny legislation any espagne any.

12. Fiffi ( 14/05/2007 16:20)
humm......nisy ankizy mbola classe heu....CE2 nilaza tam RAD-ny fa lazain'le mpmampianatra hoe mignonne sns le zaza de jereo kely ange ny zavatra niseho suite-n'io eh ! lazaina fa pédophile le mpampianatra.....ka tena mitandrina mafy ny mpampianatra saingy....ny any am misy an'i Aino zany tena zavatra hafa mintss ny lalana an !
13. salmo1 ( 14/05/2007 16:23)
Vive Espagne, vive France satry ao anatiny Union European 8)

De izao zany: ny fanabeazana sy ny fandrosoana samy hafa ny taloha sy ny akehitriny.

Izaho alou mpananihany madama sy madozele ihany e. Indrindra fa rehefa mpampianatra tanoranora.

fiffi:
heu....tena marina aloha fa raha aty frantsa aty no manao an'zany ny prof de :arrow::arrow: ho grave ny hanjoa azy eh ! am-zay ve efa classe faha-firy de mbola hanaovana an'zany ? :-w:-w
Aza mandainga re tompoko ô!:-D

Mba manana fianakaviana Frantsay ihany ny tenako... a+ vazaha frantsay, mipetraka any LE PUY NOTRE DAME. akizy vao 10taona sy 14taona de efa manana sipa2 any Ampianarana. Matory any @ lay namany mahintsy aza ry zareo. de ny Autobus ny sekoly mahazo lalana avy tany @ ray amandreny fa tsy mody makany an-tranony ny fianakaviako frantsay.

a+ aty EUROPA rehetra, ny classe vao manomboka 14ans dia hampianarina hampiasa kapaoty, lesona manokana ao an-tsekoly.

Culturenareo efa t@ segle XX avan Jesus Kristy ranga aza hampitovizana ny akehitriny fa mitarika ny olona hiembotra:!:


;-)
14. Fiffi ( 14/05/2007 16:34)
sakaizakely:

hafahafa koa izany any aminareo izany ry Aino.

Asa moa kilasy faha firy ianao fa raha aty aminay dia tsy mahazo miteny zavatra toy izany @ mpianatra ny mpampianatra. Tena voararan'ny lalàna :evil: bedy :twisted: mahazo sazy disciplinaire mihitsy

Azo anaovana rapport @ académie izany raha toa tinao hijanona.
salmo: mazava angamba io nolazain'i sakaizakely io an !


15. Fiffi ( 14/05/2007 16:37)
salmo1:

Mba manana fianakaviana Frantsay ihany ny tenako... a+ vazaha frantsay, mipetraka any LE PUY NOTRE DAME. akizy vao 10taona sy 14taona de efa manana sipa2 any Ampianarana. Matory any @ lay namany mahintsy aza ry zareo. de ny Autobus ny sekoly mahazo lalana avy tany @ ray amandreny fa tsy mody makany an-tranony ny fianakaviako frantsay.

a+ aty EUROPA rehetra, ny classe vao manomboka 14ans dia hampianarina hampiasa kapaoty, lesona manokana ao an-tsekoly.

Culturenareo efa t@ segle XX avan Jesus Kristy ranga aza hampitovizana ny akehitriny fa mitarika ny olona hiembotra:!:

;-)
O ry salmo aaahhh ! tsy misy hidiran'ny fanaovana sipa ange io eh ! na firy taona na firy taona ny olona iza no hanakana azy tsy hanao sipa ? fa.....ny zavatra lazaina eto de ny COMPORTEMENT NY MPAMPIANATRA !!!!!!


16. Fiffi ( 14/05/2007 16:40)

salmo: aza afangaro ny FANAOVANA SIPA sy ny

COMPORTEMENT NY MPAMPIANATRA !!!!!!
17. salmo1 ( 14/05/2007 16:44)
Aino:
ary ianao ity isan-andro vao maika mafatifaty:{


de zany koa de maninn raha hataony isan'andro aza:?:
:-D

Tsy zarany Aino ve alou:?: Ny vazaha tsara fanahy rehefa manana culture betsaka, mety tiany tsy hiavaka @ mpianatra sasany Aino fa tsy tara @ Aino zany izy.. angamba





18. Stretch ( 14/05/2007 17:05)
:-D
19. mim ( 14/05/2007 17:23)
salmo1:
Mba manana fianakaviana Frantsay ihany ny tenako... a+ vazaha frantsay, mipetraka any LE PUY NOTRE DAME. akizy vao 10taona sy 14taona de efa manana sipa2 any Ampianarana. Matory any @ lay namany mahintsy aza ry zareo. de ny Autobus ny sekoly mahazo lalana avy tany @ ray amandreny fa tsy mody makany an-tranony ny fianakaviako frantsay.

a+ aty EUROPA rehetra, ny classe vao manomboka 14ans dia hampianarina hampiasa kapaoty, lesona manokana ao an-tsekoly.
o leity rasalmo a!ialahy ve mba misaina a?ny an'ialahy d resaka sipa sy ny kapoty no mba ao an-dohan'ialahy!inona leitsy noidirany zany @ fihetsikin'ny mpampianatra!aza mba miditra mpampianatra aty ialahy fa ihinana ny tsy fihinana aty a!d mbo misaina leitsy alohan'ny ilazaina zvt fa tsiiiiiii!


20. salmo1 ( 14/05/2007 17:32)
Tsisy probleme anie zany e:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1976