pampianatra

41. Aino ( 15/05/2007 10:07)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 14-05-2007 17:51:54
Lohateny : Re : pampianatra
misy koa ange tony sipakely tony atao an'zany de faly ery fa hoe tena manja be e !



izaho ry ise tsy mitomany dokafan'izaniza izany ah!!!
ary tsy maha faly azy aza fa maha gaga ahy!! raha tsetrotseroka sy molamola hireny aho dia mety nitsindraka be mihintsy.:-P
42. salmo1 ( 15/05/2007 10:13)
Aino:
izaho ry ise tsy mitomany dokafan'izaniza izany ah!!!
ary tsy maha faly azy aza fa maha gaga ahy!! raha tsetrotseroka sy molamola hireny aho dia mety nitsindraka be mihintsy.:-P

Aino aza tsy mahay mimolamola tamiko kou, mbola tsy hitako mahintsy... knefa ôtrany zay sy zay ihany i Aino sy lay tsy nety nilalao pin pom iny.

Vao tsy nilalao lay bandy de iny kou izy fa tsy nilalao, hiresahana menatra be.

Any an-tsaiko any de oe: inn ary kou ary ity mahazo an'ireto:roll::-D
43. Aino ( 15/05/2007 10:13)
Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 14-05-2007 18:44:10
Lohateny : Re : pampianatra
Hoy i Aino:
ary ianao ity isan-andro vao maika mafatifaty


de zany koa de maninn raha hataony isan'andro aza


Tsy zarany Aino ve alou Ny vazaha tsara fanahy rehefa manana culture betsaka, mety tiany tsy hiavaka @ mpianatra sasany Aino fa tsy tara @ Aino zany izy.. angamba
izaho anga milaza hoe tara aminko izy fa hafa kely hoa!!! izaho mandray azy tahaka ny zokiko sady izy raha teo tanora be, ilay namako sasany no tara azy, fa saingy izaho taloha mananianany dia lasa tsy mananiany hintsony aho fa saode hoe misy zavatra ny ambadiky izay ka nangina aho!!! salmo mila ny num ny phone anga toi dia resaho izy hoe ahoana izany lol!!!
raha ny fahitako azy hoa dia izy tia mivazivazy fotsony anga hoe, nefa matetika koa izy matotra be.



EY ILAY MAMANY ILAY NAMAKO IZAY AH!! NY VADINY DIA PAMPIANATRA TEAKWONDO AZY TALOHA!!

44. Aino ( 15/05/2007 10:21)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 14-05-2007 21:32:35
Lohateny : Re : pampianatra


aino a! somary sokafy ny fe de faly izy
:-D:-D:-D:-D izaho tsy mahay misaveraberaka alohany lhl izany indrindra ve fa pampianatra.

ka izy io anie olona normaly tsara raha ny fahitana azy fa tsy tahaka ny hireo hafa fihetsika hirony eh!!



diams efa arako fa vazivazy iny ka, ny kivazivazy sy meme tsy maintsy asiana kely faona!!!
45. miangalyandria ( 15/05/2007 12:49)
Izaho mpampianatra ary maromaro izahay no vahiny aty dia miteny zavatra mitovitovy amin'io lazain'i Aino io. Indrindra moa hoe niova coupe na lokombolo ny ankizy. Tsy midrague fa miteny hoe ary niova ny paozinao, nihatsara, ny ankizy koa miteny.Ny mpianatra koa miteny rehefa miova ny mpampianatra, ny mpampianatra samy mpampianatra koa.

Averiko indray an, tsy midrague fa manao remarques kely fotsiny. Ary raha izay aloha no ho raisina hoe tara amin'ilay mpianatra izahay dia tena hampihomehy ihany kno.
46. fanaina ( 15/05/2007 13:29)
Ary raha izay aloha no ho raisina hoe tara amin'ilay mpianatra izahay dia tena hampihomehy ihany kno.
:°):°) ary na hoatra aza ve hoe eny @universite?

sa pianatra manao ahoana no tianao lazaina?:°):-P
47. xxx ( 15/05/2007 13:41)
lapino:

Efa manomboka mafana ny andro :wink:



:wink: ie, dia maniry ny ahitra hoy ny gasy an
48. Fiffi ( 15/05/2007 13:51)
ka marina kosa io kah ! rehefa mafana hiany ny andro vao maniry ny ahitra koh !
49. sympa ( 16/05/2007 10:54)
Ny aty @nay ary lasa ohatra ny any Tana ko :!: :-D Lasa mangatsiaka be isakiny maraina sy ny ariva kle :!: 8-) :-D Tsy hita intsony ny hafana be taloha teo marina fa manjary mitady ankanjo ba sy bodifotsy izao mariana :!: 8-)
50. linarako2 ( 16/05/2007 17:38)
sympa:

Ny aty @nay ary lasa ohatra ny any Tana ko :!: :-D Lasa mangatsiaka be isakiny maraina sy ny ariva kle :!: 8-) :-D Tsy hita intsony ny hafana be taloha teo marina fa manjary mitady ankanjo ba sy bodifotsy izao mariana :!: 8-)

Ary lasa toetr'andro indry izy ity.Ahoana no atao amin'ilay mpampianatra.Izay ankizy vendrana no mety ho hadalainy fa ny mpianatra aloha dia misy tara ny mpampianatra e.

51. sympa ( 17/05/2007 15:43)
linarako2:

Ary lasa toetr'andro indry izy ity.Ahoana no atao amin'ilay mpampianatra.Izay ankizy vendrana no mety ho hadalainy fa ny mpianatra aloha dia misy tara ny mpampianatra e.




8-) tsy iza anie no nitarika taloa teo eee :!: 8-)

Ny mpampianatra koa ange indray² manao fomba ratsy koa eee :!: :-/:-/


52. Aino ( 21/05/2007 19:36)
Izay ankizy vendrana no mety ho hadalainy fa ny mpianatra aloha dia misy tara ny mpampianatra e.
oui misy pianatra betraka tia azy ao ampianarana saingy izaho tsy anisany fa izaho anisany ilay mianatra hireny dia ampy!!! satsia hianatra no aleo any fa tsy amde hamao akamany pampianatra :°)
53. miangalyandria ( 22/05/2007 15:29)
Fanaina : ka eo indrindra, amin'ny université aho no mampianatra fa tsy hitanay hoe mandray an'izany ho fahatarana aminy ny mpianatra.

Fa mety hoe ny aty mihitsy no hafa ny olona ve ?
54. sympa ( 22/05/2007 17:31)
miangalyandria -> fa aiza moa zany lazainao izany :?: 8O Fa aiza enao no mampianatra klé :?: 8-)8-)
55. fanaina ( 23/05/2007 11:11)
ny ahy aloha tiako ny mananiany eh!! na pampianatra io na pianatra dia aniniko dol!!
56. sympa ( 25/05/2007 11:53)
fanaina :arrow: za mitady otranao :-P :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.052