pampianatra
23. salmo1
(
14/05/2007 17:38)
mim: tsy hitako zay ifandraisany firedirediko sy ny firesaky ingahy, sôde ingahy aza no mirediredy:?:
24. mim
(
14/05/2007 17:39)
salmo1:ny kiltioran'ialahy leity no tsy aleany a!tsy misy afatsy sipa sy kapoty v leity!sy ny fitombenana!itako leity iny dinika iny a!
Culturenareo efa t@ segle XX avan Jesus Kristy ranga aza hampitovizana ny akehitriny fa mitarika ny olona hiembotra:!:
25. salmo1
(
14/05/2007 17:42)
mim: ka zay no tiako kou, nareo ve afaka hanakana anah am zay tiako hatao:?:
26. salmo1
(
14/05/2007 17:47)
mim:
ny kiltioran'ialahy leity no tsy aleany a!tsy misy afatsy sipa sy kapoty v leity!sy ny fitombenana!itako leity iny dinika iny a!
=))=))=))
Za tsy hamaly intsony fa sôde tsy poinsa eo lay zavatra zay :-D
mim: tsy fantatry ingahy zay tiako tenenina fa ny azony ingahy hatao de mangina: tsy miteny, mahazo mimonomona rery eto ingahy raha te hiteny
;-)
27. fasaly
(
14/05/2007 18:20)
nareo aza tsy mahita anzany prof de math tany madà zany fa misy anzay ramosé zay efa malaza ratsy mitsy fa avy izy mipetraka eo akaikinao dia alefany ny tanany mi lamasy ny fenao de refa mandalo izy de misafo anao foana....nefa fenarana protestanta en plus lay nianarana:x
dia misy mi sipa am mpinatra alou de ho anzé sipa mola na tara dia lasa miaraka am prof e!:-P
dia misy mi sipa am mpinatra alou de ho anzé sipa mola na tara dia lasa miaraka am prof e!:-P
29. diamondra27
(
14/05/2007 19:32)
:-D:-D:-D aleo himé kely aloha e!
aino a! somary sokafy ny fe de faly izy :oops::oops::oops:
vazivazy zany fa tsy maintsy misy foana zany @ fiainana. Raha sipa manja otran'izao sy mahay mipozy kosa ve no tsy hahataitra de misy tsy norme ao.
Mba manandrakandrana izy sao de... koa!
Tsapatsapa vody akoho io e! raha tsy atody de tay
Manaraka izany, de miomana @ feo mandeha any ambadika any ho an'ny mpialona andry, mety hisy hilaza any fa we tsy afaka fanadinana ndry raha tsy misy tosika t@ le prof...
Fiainana daholo izany fa aza atao mahataitra e!Aza mandeha irery fotsiny sao de voamparasy eo(violet);-);-)=violée
de aza de mi-charme be loatra aminy fa mampitombo ny envie-ny. Zany we mety tsy mi-charme ndry @ fihetsika ataonjy satria naturelle fa aminy tena mi-charme azy.
DE inona koa re no azo ambara e! raha azo atao de éviter-o au maximum izy e!

30. diamondra27
(
14/05/2007 19:34)
salmo: miala any ndray salmo sy ny franchise-ny de tsy maharaka ny olona. Ny anao wa de lasa aloha foana le analyse de tsy mifandray @ le resaka
Iza ndray zao zany razobako zany?
Iza ndray zao zany razobako zany?
31. diamondra27
(
14/05/2007 20:14)
tsy voamparasy fa volomparasy manko e! diso frapy koa za klé , tsss
32. karinah
(
14/05/2007 20:44)
Aino; ny efa hitako indray akia de tao @ fianarana nianaranay talou, tsy nisy hafa -sty iray ny pampianatra lhl tao lol, ary tsy misy zazalahy mianatra koa ao @ ilay sekoly fa zazavavy dhl manomboka classe de 6è; ka lasa tara2 tam lay ramose pampianatra dhl ny sasan-tsasany , hihi , izy alou ts ratsy e :°); fa de tena nisy izany ;-) ary le ramose io mintsy ny mikôtikôty ny pianatra hiany koa!!:P:wink:
33. karinah
(
14/05/2007 20:48)
tohiny> betsaka ny RR nitaraina tany @ ny directrice ka tsy nahazo nampianatra tao @ ilay sekoly intsony ilay pampianatra.:wink:
34. xxx
(
14/05/2007 21:05)
diamondra27:misy d efa mivaha mintss e!na d fihomehezana aza!zany v ny fombanareo ampianarina ny ankizy?
aino a! somary sokafy ny fe de faly izy :oops::oops::oops:
35. fasaly
(
14/05/2007 22:44)
xxx: enao koa de tsy mba hanala azy mitsy ve e! aino nge efa majeure fa tsy la petite tsony e! izy ve de handray anzao ho ten seriézy fa zao mandray tsy raisina otran tsipolitra antintra zao foana no mahatonga ny gidraka ato ndraindray, cool foana e!
36. xxx
(
14/05/2007 23:01)
mim::{:{8-)
salmo1:ny kiltioran'ialahy leity no tsy aleany a!tsy misy afatsy sipa sy kapoty v leity!sy ny fitombenana!itako leity iny dinika iny a!
Culturenareo efa t@ segle XX avan Jesus Kristy ranga aza hampitovizana ny akehitriny fa mitarika ny olona hiembotra:!:
37. diamondra27
(
14/05/2007 23:47)
fasaly: calme fotsiny toi e!
Aino ndray ve de taitra @izany eo sady efa ozy za we vazivazy
raxxx koa tena tssss
sao de tokony ampianarina manala azy marina ary xxx fa toa coincé(na e) be loatra.
miteny 'zany koa ve de mampivaha :-D:-D:-D
za ngah miteny we sokafy ny FO fa tsy we ny fe:lol::lol:

38. diamondra27
(
14/05/2007 23:48)
salmo1:
mim: ka zay no tiako kou, nareo ve afaka hanakana anah am zay tiako hatao:?:
:-D:-D:-D:-D
puni zany elah androany leisy , tsy mahazo mivoaka a!:(:(
39. sympa
(
15/05/2007 00:19)
Tandremo ihany fa araka ny fiteny hoe: " L' amour commence par un bese et se termine par un bebe " de noho izany fait gafe à toi Aino an :!: Misy zvtr tadiaviny ao fa mbola manomboka @ kely aloa vao mandeha @ lalina izy :!: 8-)
40. sympa
(
15/05/2007 00:42)
salmo1:
Culturenareo efa t@ segle XX avan Jesus Kristy ranga aza hampitovizana ny akehitriny fa mitarika ny olona hiembotra:!:
Fa aiza i salmo1 no mamboly klo eeee :?: 8-) :-D:-D