Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou ( 16/05/2007 01:07)
tairo saosy fa noana e!!
''Ravalomanana plaide pour un secteur privé solide en Afrique '' MADAGASCAR - 15 mai 2007 - PANAPRESS Le président malgache, Marc Ravalomanana, a estimé mardi à Shanghai que le dévelo... tohiny
novalian'i jefra ny 16/05/2007 09:00
bazylou ( 16/05/2007 01:03)
vita hatreo ny aminy e!!
Bulletin Lundi 14 Mai 2007 à 15:30:00 db17833 (Madagascar) L'Organisation africaine et malgache du café n'existe plus L'Organisation africaine et malgache du café (OAMCAF), créée le... tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/06/2007 04:47
sitlo ( 15/05/2007 22:47)
Anjely mainty
Rehefa mankao Antananarivo dia zary lasa ohatra ny mari-pahamantarana io anjely mainty io. ---Ilay rova tery ambony efa fongana. Lasa resaka politika hoe marika ny fiandrianan'ny merina koa moa ilay i... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/05/2007 21:58
sympa ( 15/05/2007 21:12)
Fanararaotana?
Hono hoa, nareo nga efa tratra toa izao? Fanantenan\' ny rehetra no mba hoe hiasa rehefa lehibe. D\'efa lehibe moa zany ny tena de hoe hiasa @zay ary, ka rehefa hita ny havana moa zany izao fa mety m... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/06/2007 07:44
xxx ( 15/05/2007 18:31)
andao mba hanao gvnmt serasera !
premier ministre : Hery Eugène:lol: ministry ny fikarohana scientifika: Herimiafina (* efa ela izy no tsy hita : mbola variana mikaroka):lol: ministry ny fitsarana: Fijo:lol: ministry ny spo... tohiny
ftma ( 15/05/2007 17:36)
afindrafindrao
saika mba hanontany aho hoe ity tononkira ity ihany ve ilay hiran'i Clo Mahajanga sa hafa http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=2129 raha hafa misy mba manana ve?... tohiny
novalian'i sitlo ny 16/05/2007 16:41
riaka ( 15/05/2007 16:50)
ny sipa gasy !!!
:roll:maninona kay rireto ny sipa gasy ny ankabeazany , indrindra fa ireo izay aty an -dafy , no tsy mety miaraka @ bandy gasy firy intsony ? Hainareo bandy gasy ve ny antony ?... tohiny
naughtyboy ( 15/05/2007 16:44)
ho any ze mirevy kitra njay ty e
http://3.upload.dailymotion.com/video/xhq5a_footskill... tohiny
Fiffi ( 15/05/2007 13:57)
Gouvernement d'ouverture.....
Ahoana indray ny fahitanareo an'ity ? -Raha ny "droite no lany Chirac" ohatra io an ! de ny membres ny gouvernement de "droite" daholo..... -Raha "gauche" no lany de mazava ho azy fa gauchiste d... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/05/2007 21:38
xxx ( 15/05/2007 13:12)
tolory tanana
faly miarahaba antsika rehetra, sambany ny tenako no niditra teto amin'ity sehatra fivavahana sy finoana ity. Manana olana lehibe za eo amin'ny fiainako ka mba mangataka vavaka avy aminareo. Misaotra ... tohiny
novalian'i xxx ny 22/05/2007 07:48
xxx ( 15/05/2007 12:16)
hira tendry gasy
izaho mba maniry hahay hitendry ireny hira atao hoe "tendry gasy" ireny @ piano , sao mba misy afaka hanampy ahy . Misy naoty ve izy ireny sa dia intuitif fotsiny ? Ohatra afindrafindrao, kalon'ny ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/05/2007 19:02
DotMG ( 15/05/2007 12:14)
Code secret Gmail tchat
Ho anareo mpi-tchat @ Gmail, matetika misy misoratra eo hoe [color=#888888]eugene is typing[/color] na hoe [color=#888888]eugene has entered text[/color]. Fantaro fa afaka atao rapida be ny tchat, ka ... tohiny
novalian'i agoago ny 16/05/2007 10:28
xxx ( 15/05/2007 11:04)
resak'ankizy- âme sensible s'abstenir
Tafaraka i Lita, Ikoto, Bema, Najy ary i Mandefitra.Samy manana ny finoany izy ireo,raikitra ary ny resaka hoe iza no nanangana ny fiangonan lisany. [b]Lita[/b]: Ny anay leity i Lotera a, dia lasa Lo... tohiny
novalian'i Zina ny 22/05/2007 01:00
nikopol ( 15/05/2007 11:02)
T hatory
za zany te hatory... tohiny
bezestah ( 15/05/2007 10:50)
mariazin'olon-tiana
Miarahab e!Mba mangataka ity hiraity raha mba misy mahay e.Msotra tompoko !... tohiny
novalian'i fanoly ny 19/05/2007 04:22
Jeankely ( 15/05/2007 10:46)
Fa maninona ny Gasy any andafy no misy donto e?
Toa hoe itoeran'ny fahaizana rehetra any andafy any. Fa manino toa hoe misy Donto hono lasa any?... tohiny
jefra ( 15/05/2007 09:30)
Otrikafo : Ny fankamamian’ny vahoaka ny fitondrana
Otrikafo : “Efa mihen-danja ny fankamamian’ny vahoaka ny fitondrana ankehitriny” Manoloana ny “korontana” niseho lany tato ho ato eto amin’ny tany sy ny firenena dia naneho ny fomba fij... tohiny
novalian'i Jeankely ny 30/05/2007 09:42
xxx ( 15/05/2007 08:49)
soso-kevitra momba ny sary eto @ sera2
Efa hitako aloha fa mihatsara hatrany io fametrahana sary io tato ato e. satria efa azo foanana izao ny hevitry ny olona iray raha tsy tiana. Fa ny mba tiako kokoa zany dia ny hoe : afaka misafidy... tohiny
novalian'i wooda ny 17/05/2007 23:34
potakely ( 15/05/2007 08:31)
FILS D'ADELINE
Misy olona manana ny tonon'kira milaza hoe : "INONA NO ANTENAINAO" ? Fils d'Adeline no mihira azy. Merci... tohiny
novalian'i potakely ny 23/05/2007 05:59
nathie86 ( 15/05/2007 08:31)
Grand amour
Tena misy v io eh:?::roll: Iza no efa niaina an'io:?: refa hita v io d tsy misaraka ntsony:?:... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.5277