Fa maninona ny Gasy any andafy no misy donto e?

1. Jeankely ( 15/05/2007 10:46)
Toa hoe itoeran'ny fahaizana rehetra any andafy any. Fa manino toa hoe misy Donto hono lasa any?
2. sipagasy ( 15/05/2007 10:54)
mmhhh izany ve?? omeo hoe ny loharano nahitanao io?? "source... gazety sns ..."

:-D:-*
3. Fiffi ( 15/05/2007 11:01)
Jeankely:
Toa hoe itoeran'ny fahaizana rehetra any andafy any. Fa manino toa hoe misy Donto hono lasa any?
heu.....misy donto ahoana aloha zany eh ? de taiza no nahitanao an'zany ? tairo ny source iharahana mahita fa raha mbola honohono...heu;.....


4. simplex ( 15/05/2007 11:04)

Aza manala-bara-batana kosa ry Jeankely a :P.
Za miteny hoe tsisy ol donto izany fa misy ny nahita fianarana/mahalala (par experience) bebekokoa noho ny sasany fotsiny.
5. nikopol ( 15/05/2007 11:06)
za manana donto loha kely
6. simplex ( 15/05/2007 11:12)
kely sa ngoza ? :roll:
7. vahiny2004 ( 15/05/2007 11:54)
fa taiza no voasoratra hoe tsy mahazo mandeha any an-dafy ny DONTO ???
8. kally ( 15/05/2007 12:28)
Ohatran'iza ry reto izany dontokely resahinareo izany?

Ny fantatro fotsiny izay mihevitra ny hafa ho donto hono no tena donto.
9. xxx ( 15/05/2007 13:12)
toa manao fomba firesak'i bazylou koa anie i jeankely zany e :{
10. Fiffi ( 15/05/2007 13:32)
hummm.....tam zah mbola kely de nahazatra anaha mintss le milaza hoe celui qui le dit y est ! na hoe zay miteny azy no izy.... de halaza ratsy indray ve zany ny olona tonga aty ivelany mba nanohy ny fianarany ? :roll: lasa donto :?: :roll: sa...maha-donto le mianatra aty ? :roll:
11. Fiffi ( 15/05/2007 13:34)
xxx:
toa manao fomba firesak'i bazylou koa anie i jeankely zany e :{
:-w:-w:-w juste atsy ambadika i bazylou nanao dinka hoe "fa maninona ny gasy any dago no.....de eto njay i jeankely manampy fa aty ivelany....:-w:-w:-w:-w


12. mandrindra ( 15/05/2007 16:44)
resaka donto ato antin'ny kolotsaina,hmmmmm
13. pissoa ( 15/05/2007 16:52)
Jeankely:

Toa hoe itoeran'ny fahaizana rehetra any andafy any. Fa manino toa hoe misy Donto hono lasa any?

Aza mba donto ihany hoa ! io avy ka anontaniana :-D:-D:-D

14. xxx ( 15/05/2007 17:07)
jeankely sao de enao le donto matoa voafaritra hoe kely
15. mignone ( 15/05/2007 17:25)
maty ndray ra jean kely kleaza !!:-D:-D
16. sitlo ( 15/05/2007 17:45)
aza mba venansy ihany wa :-D:-D:-D
17. tatamo40 ( 15/05/2007 18:14)
:-D:-Dlasa adin'izy roalahy ny forum !
18. Jeankely ( 16/05/2007 05:17)
Ya. izaho efa donto fantantro fa misy donto anakiray izay nampiomehy ahy dia gaga aho ka nametraka fanontaniana hoe kay tsy izaho irery ny donto kay kano=))=))=))=))=))
19. naughtyboy ( 16/05/2007 15:46)
:-D:-Dtratrany angara tato ndray ra jean kely=))
20. naughtyboy ( 17/05/2007 13:13)
:?:sao kosa mbo diso fipetraka ny fanontanina de lagy daoly ny pokona:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4787