Fa maninona ny Gasy any andafy no misy donto e?
1. Jeankely
(
15/05/2007 10:46)
Toa hoe itoeran'ny fahaizana rehetra any andafy any. Fa manino toa hoe misy Donto hono lasa any?
répondu par Vitsikakely le 09/01/2008 08:11
3. Fiffi
(
15/05/2007 11:01)
Jeankely:heu.....misy donto ahoana aloha zany eh ? de taiza no nahitanao an'zany ? tairo ny source iharahana mahita fa raha mbola honohono...heu;.....
Toa hoe itoeran'ny fahaizana rehetra any andafy any. Fa manino toa hoe misy Donto hono lasa any?
4. simplex
(
15/05/2007 11:04)
Aza manala-bara-batana kosa ry Jeankely a :P.
Za miteny hoe tsisy ol donto izany fa misy ny nahita fianarana/mahalala (par experience) bebekokoa noho ny sasany fotsiny.
7. vahiny2004
(
15/05/2007 11:54)
fa taiza no voasoratra hoe tsy mahazo mandeha any an-dafy ny DONTO ???
8. kally
(
15/05/2007 12:28)
Ohatran'iza ry reto izany dontokely resahinareo izany?
Ny fantatro fotsiny izay mihevitra ny hafa ho donto hono no tena donto.
Ny fantatro fotsiny izay mihevitra ny hafa ho donto hono no tena donto.
10. Fiffi
(
15/05/2007 13:32)
hummm.....tam zah mbola kely de nahazatra anaha mintss le milaza hoe celui qui le dit y est ! na hoe zay miteny azy no izy.... de halaza ratsy indray ve zany ny olona tonga aty ivelany mba nanohy ny fianarany ? :roll: lasa donto :?: :roll: sa...maha-donto le mianatra aty ? :roll:
11. Fiffi
(
15/05/2007 13:34)
xxx::-w:-w:-w juste atsy ambadika i bazylou nanao dinka hoe "fa maninona ny gasy any dago no.....de eto njay i jeankely manampy fa aty ivelany....:-w:-w:-w:-w
toa manao fomba firesak'i bazylou koa anie i jeankely zany e :{
13. pissoa
(
15/05/2007 16:52)
Jeankely:
Toa hoe itoeran'ny fahaizana rehetra any andafy any. Fa manino toa hoe misy Donto hono lasa any?
Aza mba donto ihany hoa ! io avy ka anontaniana :-D:-D:-D
18. Jeankely
(
16/05/2007 05:17)
Ya. izaho efa donto fantantro fa misy donto anakiray izay nampiomehy ahy dia gaga aho ka nametraka fanontaniana hoe kay tsy izaho irery ny donto kay kano=))=))=))=))=))
20. naughtyboy
(
17/05/2007 13:13)
:?:sao kosa mbo diso fipetraka ny fanontanina de lagy daoly ny pokona:)