Fa maninona ny Gasy any andafy no misy donto e?
21. hira
(
17/05/2007 13:36)
tsy marina izany e! ny RAR sahirana ara bola, mbola niady mafy ka izay asa tojo eo raisina. fa ny jeunes générations, teraka sy nianatra taty h@ mbola kely kosa tsy donto izany. au contraire! ny zana gasy tout comme les petits asiatiques ikoizan'ny vazaha ny fahaizany any ampianarana! rehefa lehibe dia tsy ahatoraka ny volambazaha andefasana ny zanany any @ grandes écoles ny gasy, fa any @ facs aloha dia matetika ny gasy miavaka @ fahaizana. aza mba atao hoe donto kosa e, mahay ny ankamaroan'ny zanatsika
22. soanja
(
18/05/2007 06:20)
Jeankely:
Toa hoe itoeran'ny fahaizana rehetra any andafy any. Fa manino toa hoe misy Donto hono lasa any?
Ohatra ny tsy mety amiko be ny mamaky ity hevitra ity satria milaza ve zany ny mpametrakevitra fa ny izay tsy lasa aty an-dafy zany hoe ny mipetraka any Mada mety donto daholo? Na hoe tsy misy donto mihitsy aty an-dafy no tokony ho izy fa any Mada tokony ho betsaka be?
Azavao tsara fa tsy mazava.
Tsy izany mantsy fa lasa toy izao ny fahitako azy hoe:
-Ny Malagasy dia olombelona. Ny olombelona dia hofaty daholo. Noho izany dia ho faty daholo ny Malagasy.
Sa ve hoe
-Ny Malagasy dia donto. Be fahaizana be aty an-dafy. Noho izany dia izay Malagasy tonga aty an-dafy mahay daholo. :-D:-D:-D:-D
Sambatra aho fa Malagasy!
23. niryna
(
18/05/2007 06:29)
Jeankely:
Toa hoe itoeran'ny fahaizana rehetra any andafy any. Fa manino toa hoe misy Donto hono lasa any?
Donto ahoana izany?Tsy mazava ny tianao ho tenenina.Toy ny fiainana rehetra dia misy ny matsilo saina,misy koa izany ny dondrona saingy ny olona no mihevitra azy ho dondrona fa izy tsy mihevitra ny tenanany a.Mampihomehy ahy ny filazanao azy.Toa tahakan'ny toeran'ny hafetsena be anie i jean-kely izany e=))=))=))
24. naughtyboy
(
18/05/2007 14:34)
ny itako aloha atr@ zao de miary sy manovo fahalalana
daoly ny ankabeazany gasy aty 8)mahate hidera zany satria tsy te ho samy ambaniny hafa:D ka ra ireny no antsoina oe donto de mazava oazy fa ompa aratsaina zany:?
daoly ny ankabeazany gasy aty 8)mahate hidera zany satria tsy te ho samy ambaniny hafa:D ka ra ireny no antsoina oe donto de mazava oazy fa ompa aratsaina zany:?
25. Jeankely
(
28/05/2007 10:23)
Tsia tsy ianareo akory no donto fa izaho manoratra no donto. Tsy ny mpianatra andafy no noresahiko fa teo ambany na atsy ambadika manontany ahy foana ilay mpanoratra iray dia izy no novaliako kanjo tany amin'ny tsy donto no niantefa ny balako. Diso fitifitra aho fa donto e. Rariny raha resy ny donto o=))
28. papala
(
27/11/2007 12:55)
MISY DONTO HOY IZY, any andafy?:lol::lol::lol::lol:fa rangitra daholo ny MARANITRA !
29. Vitsikakely
(
09/01/2008 08:11)
Zaho koa akia hoatran-dry ry jeankely(jeannette)mahita gasy tsy dia manam-pahaizana akory tsy mahay mi-speak nefa any an-dafy.