resak'ankizy- âme sensible s'abstenir

1. xxx ( 15/05/2007 11:04)
Tafaraka i Lita, Ikoto, Bema, Najy ary i Mandefitra.Samy manana ny finoany izy ireo,raikitra ary ny resaka hoe iza no nanangana ny fiangonan lisany.
Lita: Ny anay leity i Lotera a, dia lasa Loterana izahay satria mpanara-dia an'i Lotera
Ikoto: Ny anay leity i William an, adavantista no hiantsoana anay satria izahay dia mpandala ny fampianaran'i William
Bema: Ny anay leity i Maihol an, mpaminany izany an, fa 'zahay aloha tsy Maiholista fa Apokalipsa e!
Najy: Ny anay leity izany Calvin izany a, fa 'zahay aloha dia hoe Protestant e!(Mpanohitra amin'ny teny gasy)
Mandefitra: Hay ve olona daholo no nanangana ny fiangonan lisany e. Ny anay leity i Kristy mihitsy no nanangana azy an, efa ho 2000 taona izay ary hatrizao mbola mijoro foana ny fiangonana satria miorina eo ambony Vatolampy!
Lasa saina kely izy efa-dahy ambiny
hihihi

N.B: i William dia ilay mpaminany sandoka nilaza fa ny taona 1844 no fara-andro rehefa avy nandinika ny baiboly araka izay saim-patany izy.:-$
:-w
novalian'i Zina ny 22/05/2007 01:00
2. Fiffi ( 15/05/2007 13:00)
"xxx":
âme sensible s'abstenir
:roll:
3. rakaroka ( 15/05/2007 13:08)
:-D:-D:-D
Misôtra e . :-w:-w fa ilay izy nataonao hoe resaka ankizy mety his'abstenir rizareo lehibe ato knou!
:-D:-D:-D
4. Zina ( 15/05/2007 18:01)
Mandefitra: Hay ve olona daholo no nanangana ny fiangonan lisany e. Ny anay leity i Kristy mihitsy no nanangana azy an, efa ho 2000 taona izay ary hatrizao mbola mijoro foana ny fiangonana satria miorina eo ambony Vatolampy!


marina mihitsy izany ka i Kristy no lohan'ny fiangonana.

N.B: i William dia ilay mpaminany sandoka nilaza fa ny taona 1844 no fara-andro rehefa avy nandinika ny baiboly araka izay saim-patany izy

dia ahona kay ny tohin'ity?
5. niryna ( 16/05/2007 06:05)
xxx misaotra:D
6. nikopol ( 16/05/2007 15:05)
resakankizy marina ! azo antoka fa ankizy i xxx
7. lapino ( 16/05/2007 15:12)
Neveriko fa hatsikana sy lalao
8. ikaretsaka ( 18/05/2007 19:40)
ame sensible daholo ireto namaly kle
9. xxx ( 19/05/2007 16:05)
Tokony tany amin'ny hatsikana ity kle.Tena tsy misy hidiran'io ato.:wink:
10. ikaretsaka ( 20/05/2007 13:09)
sans cible koa fa tsy sensible ihany
11. Zina ( 22/05/2007 01:00)
nikopol [ Valio ] 16-05-2007 17:05:42
Lohateny : Re : resak'ankizy- âme sensible s'abstenir
resakankizy marina ! azo antoka fa ankizy i xxx


Niko a amiko io tsy resaka ankizy knou:wink:...

Ika a misy cible mihitsy io tiany lazaina io ka:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2316