ny sipa gasy !!!

1. riaka ( 15/05/2007 16:50)
:roll:maninona kay rireto ny sipa gasy ny ankabeazany , indrindra fa ireo izay aty an -dafy , no tsy mety miaraka @ bandy gasy firy intsony ? Hainareo bandy gasy ve ny antony ?
2. rush ( 15/05/2007 17:15)
satria be lainga loatra ny bandy gasy e!tsy mba galant ko e!sady tsy mba menatra fa eo imaso eo dia mbola mikaoty!
3. kally ( 15/05/2007 17:49)
Ka angamba kosa tsy nifanojo ny fitiavanareo fa mety tsy misy idiran'ny maha gasy na tsy mahagasy anao ilay izy.
4. sitlo ( 15/05/2007 17:49)
Resaka proba io zama ah,
any Dago 99.9% gasy daholo dia mazava wazy gasy no hanana chance koakoa.
Andafy 99.9% vazaha daholo dia tohizo
5. Ragadona ( 15/05/2007 19:27)
tsy mahagaga izany ka, ary tsy ny sipa gasy ihany fa saiky ny sipa avy any amin ny faritr'i Afrika no manembona sy maka tanjona ho azom bazaha daholo. Ny aziatika no tena mba mahafinaritra ahy na manam bady hafa firenena aza ry zareo ny maha izy azy ijoroany sy ireharehany mandrakariva.....
6. kally ( 15/05/2007 19:35)
Izaho ho'a mba efa manoro anareo lehilahy be menomenona tsy nahazaka sipa ireo hoe aza variana migoreraka fa mihetseha.

Ary hono ho'a e! Fa maninona ny lehilahy gasy any andafy tsy mety mahazaka sipa gasy ny ankabeazany :?::-D
7. salmo1 ( 15/05/2007 19:47)
riaka:
:roll:maninona kay rireto ny sipa gasy ny ankabeazany , indrindra fa ireo izay aty an -dafy , no tsy mety miaraka @ bandy gasy firy intsony ? Hainareo bandy gasy ve ny antony ?
Ary ny bandy:?::D

Mora kely rehefa mahay tsara lisany, ary tsy voatery hitia an-lah daholo izao fatina vhv manerantany rehetra izao:D
;-)
8. sitlo ( 15/05/2007 20:15)
kally> :-D
satria mbola variana miaraka am vazah.:wink:
9. fijo ( 15/05/2007 20:20)
mitady taratasy ny sipa gasy sasany e.
10. salmo1 ( 15/05/2007 20:35)
fijo:-D=))

hafa ndray zay
11. niceboots ( 15/05/2007 21:17)
No sady lasa tsy mahay teny gasy ny sasany;d Miheritreritre ry zareo fa ny vazah no manaja kokoa noho ny bandy gasy,no sady leo an'le bandy gasy mampijaly ry zareo,,,,no sady misy avenir kokoa angamba !!!! tsy haiko alo e,,zay no fandiniako azy...,ka d diniho tsara izany ry sipa gasy,,,ra mmky ny ttsiko nareo d mety misy faly misy tezitra ...hafatro farany d zao : manainga ny sipa gasy aho zany ho aty andafy e!!! mazoto d courage,,,
Mirary soa tompoko,,,
12. salmo1 ( 15/05/2007 21:24)
Mialona ndray ry zalahy:-D

Mitediava kou laisany sipa vazaha de 1 sy 1 ny baolina
;-)
13. karinah ( 15/05/2007 21:44)
Fijo> henjana io resaka raika io, ye, fa ny bandy koa toa misy manao an'io koa :lol: :wink:
14. karinah ( 15/05/2007 21:45)
riaka; fitiavana dhl izany re ah :-D:-D::-Pwink:
15. lemenakely ( 15/05/2007 22:12)
aza généraliséna kosa ilay izy e! amiko manokana dia hafa iahny ny hoe samy gasy no miaraka ! hevitra moa tera-bary e!
16. karinah ( 15/05/2007 22:28)
ka izay; misy ..fa tsy ny rehetra ah !
17. salmo1 ( 15/05/2007 22:29)
Za tsy mitady taratasy zany alou raha mikôty vazaha e, mety izy ndray aza no hitady taratasy fa tsy homekou...revy ihany ny any bandy d vita

;-)
18. karinah ( 15/05/2007 23:27)
:-D:-D
;-)
19. johnnyandri ( 16/05/2007 05:30)
Ary ahona ny hevitr'i Riaka?:?::?::?:
20. andrylahy ( 05/07/2007 13:31)
Ny maro @ ireny sipa tia vazaha ireny ry akama isany dia leo ny fahatran'ny gasy à!:cry::cry:
Satria vitsy ny bandy gsy misy sôsy dia " vente aux plus offrant " ngamba no milay kokoa. Fa ireny kosa aloha raha misy gasy bé sôsy maka azy ireny dia mandeha ry zareo é!
Raha nanaraka tantara lisany dia nahatsiaro hoe Taloha kely teo dia ireny efa baina soarasoara ireny no nahazo ny sipakelin'lisany. Fa zao efa tonga ny mpandraharaha vahiny dia any indray izao ny tenambarotra.
Ary ialahy isany ireo koa ange raha nahazaka sipa vazaha dia narian'lisany koa ny sipa gasy é!:roll::-D:-D Ka aza dé kafaraina kosa lé sipa fa rehefa bé sôsy lisany tsy maintsy mahazo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1801