ny sipa gasy !!!

21. rhina ( 11/07/2007 10:02)
diso doly zany lazainareo izany!

ny bandy gasy tsy mba tsotra fa mamy ny atsy fy ny aro nefa ny sipa ne rehefa tia d tia e!
ka rehefa tsy milamina ny bandy gasy d aleon'ny sipa gasy miaraka @ vazaha satria ireo manaja azy kokoa noho ny mpiray tanindrazana aminy.

Any frantsa any misy bandy zay namitaka an le namako miasa @ hotely ry zalaha ireo taty.

d zao le namako nanambady vazaha milay sady tsara no manana no be fitiavana. D natsangan le vazaha le zanany t@ le bandy gasy rahalahan'ilay any andafy io

d tsy milay t..y zay bady zay nefa be zesat be oe lasa any andafy.
Sady maivando no kely saina no tia tena
22. loick ( 18/02/2008 06:55)
ko ny bandy gasy ohatran'ny rainimalama daholo ko mody tia d maka menaka fotsiny d avy eo miapa d refa tonga any ampita tsy mahita afitsoka fa maloto dessier @ sipa gasy daholo!!!avy eo nefa marary fo refa lasan'y bandy vaza ny sipa gasy :-/:-/:-/eo vao mahita hoe tsara ihany kay lay mofo gasy kanefa tsy mahatakatra pizza tondroin'y sipa vaza vody fotsiny fa tsy homeny fahafahampo d oe hiverina @ gasy indray ve ?,? nofy any zany dana mahazo any:twisted::twisted::evil::evil:
23. ni81 ( 18/02/2008 10:06)
Ny maro @ ireny sipa tia vazaha ireny ry akama isany dia leo ny fahatran'ny gasy à!
Satria vitsy ny bandy gsy misy sôsy dia " vente aux plus offrant " ngamba no milay kokoa. Fa ireny kosa aloha raha misy gasy bé sôsy maka azy ireny dia mandeha ry zareo é!
Raha nanaraka tantara lisany dia nahatsiaro hoe Taloha kely teo dia ireny efa baina soarasoara ireny no nahazo ny sipakelin'lisany. Fa zao efa tonga ny mpandraharaha vahiny dia any indray izao ny tenambarotra.
Ary ialahy isany ireo koa ange raha nahazaka sipa vazaha dia narian'lisany koa ny sipa gasy é! Ka aza dé kafaraina kosa lé sipa fa rehefa bé sôsy lisany tsy maintsy mahazo
. Misy vazà mahantra mihitsy fa tsy hoe be sôsy daholo rehefa vazà, fa kosa ny vazà tsy sahala @ gasy lahy sasany (sasany hoy aho) tsy mety hanao ny raharaha fanaon'ny vehivavy, ohatra hoe mipasoka na manasa vilia sy ny vilany sy manasa lamba, raha ilaina ny manasa azy tanana fa tsy ampidirina anaty machine.
24. yonikafopl ( 19/02/2008 09:11)
Ianareo ve mino ilay anjara sy vintana???
Samy manana ny anjarany io,samy manana ny tiany fa tsy misy tokony hifanomezantsiny.
25. serena ( 22/07/2008 05:02)
Araka ny heritreritro aloha de tsy fitiavana ny hitiavany supa gasy vazaha e fa vokatry ny izy te hipetraka aty an-dafy fa tsisy tsara hoatrany gasy ihany manko sa ahoana ry gasy lehilahy rht nefa za manana sipa vazaha @io an :P
26. bazylou ( 03/09/2008 01:16)
andana e, !! raha te hitaingina vzaha ianao dia mitaingena!! tsy olanaizany, aleo ny hafa hitaingina zavatra hafa
27. bazylou ( 03/09/2008 01:18)
tous des salopes!!!!
28. xxx ( 03/09/2008 16:53)
bazylou:

tous des salopes!!!!



ianao angamba ilay salope ( au feminin ) nolazaiko tary ambadika tary fa aza manompa olona koa !
29. ni81 ( 03/09/2008 17:31)
Araka ny heritreritro aloha de tsy fitiavana ny hitiavany supa gasy vazaha e fa vokatry ny izy te hipetraka aty an-dafy fa tsisy tsara hoatrany gasy ihany manko sa ahoana ry gasy lehilahy rht nefa za manana sipa vazaha @io an
:lol: :lol: Fa angaha moa ny rehetra dia mitovy hevitra @ zay lazainao daholo? Na ny voalazanao etsy ambony aza izao dia efa mifanohitra sahady. :roll:
30. ravonjison ( 14/01/2009 16:37)
Betsaka ireo efa voalaza etsy ambony, ny tsirairay toa samy manana ny marinadaholo. Andramako ho fintinina kely izany. Ireto no antony mahatonga ny vehivavy gasy atý andafy tsy te hiaraka @ lehilahy gasy ( marihiko fa ny lehilahy gasy koa dia mie izany) :
1- ny toe-karena malagasy. Mahantra ny gasy. Noho izany dia manantena isika fa raha hiaraka @ vazaha dia hihatsara ny situation-tsika ( indrindra ara-bola). Aza hadino anefa tsy ny vazaha rehetra akory dia tsara situation daholo, misy vazaha mangataka atý, raha ampitoviana anefa dia ny vazaha manambola no betsaka noho ny vazaha mpangataka.
2- ny anakamaroantsika dia mba te-hivoatra @ ankapobeny. Manantena isika fa ny fiarahana @ vazaha dia mety hampivoatra antsika @ lafiny rehetra: teny vahiny ( mora ny mianatra teny frantsay raha frantsay no sipanao), fomba fisainana, siantsa, toetra,sns...Ny vazaha efa mandroso sy mivoatra dia mifanaja, tsy mandainga sy be resaka fotsiny, manan-kevitra,maharaka zava-baovao...
3-misy koa anefa amintsika mba curieux, mba manao ahoana moa izany miaraka @ sipa vazaha izany ( lehilay na vehivavy) ( @ lafiny rehetra : sakafo, loisirs, sex ...)
4- dia eo koa ilay probabilité: raha atý andafy ianao dia vazaha no possible azonao, satria vazaha no betsaka.
Mbola misy ireo antony sasany, fa ireo antony voalazako ireo no hitako sy ananako porofo directe. Niniako tsy navahana ny lehilahy sy vehivavy, satria mitovy ihany ny fomba fisainan\' izy roa ireo mikasika izany.
Ireo antony ireo dia facteur manampy rehefa mifidy olontiana, izany hoe tsy hadino miaraka @ ireo ilay fitiavana ( raha misy olona roa samy tiako, ny iray manana ariary zato, ny faharoa arivo, mazava fa ho fidiako ilay manana arivo). Misy kosa anefa olona mifidy olontiana araka ireo antony ireo ary tsy misy
fitiavana, matetika anefa dia tsy maharitra ny fiarahany.
Ny tiako holazaina eto ampamaranana dia izao: aza dia mifamaly be loatara
isika, samy manana ny antony sy izay tiany atao, aoka fotsiny isika samy hifanaja. \" Tsy ny vazaha rehetra akory dia tsara hatao sipa daholo, ny gasy atý andafy koa dia mba efa niezaka nivoatra sy ho tsara situation ara-bola \"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1186