soso-kevitra momba ny sary eto @ sera2
1. xxx
(
15/05/2007 08:49)
Efa hitako aloha fa mihatsara hatrany io fametrahana sary io tato ato e. satria efa azo foanana izao ny hevitry ny olona iray raha tsy tiana.
Fa ny mba tiako kokoa zany dia ny hoe : afaka misafidy ilay tompon-tsary ny amin'ny hoe : azo ametrahan'olona hevitra ny sariny na tsia. Mazava hoa azy fa izay tia an'ilay fametrahan'olona hevitra dia tsy ho voaelingelina fa mitazona ny safidiny.
Izaho izay manoratra manko dia te hametraka sary ihany fa tsy tiako ametrahan'olona hevitra ilay izy anefa.
izay fa misaotra ô

novalian'i wooda ny 17/05/2007 23:34
2. ftma
(
15/05/2007 08:54)
xxx: efa mety hoe fafana na sakananao izay mandefa tsikera ko, tonga dia sakano daholo ny namana dia tsy afaka manao tsikera ao :wink: andramo fa mety io :D
3. pissoa
(
15/05/2007 09:24)
Andray ! dia lasa tsy mahazo mifandefa hafatra koa nge e ! Za mahita hoe tsara ny hevitry i xxx !
4. hery
(
15/05/2007 10:09)
Hitako tsara ilay hevitra fa tiako hitarina kely.
Isaky ny sary angamba no tsara asiana an'io safidy io. Ohatra hoe rehefa mampiditra sary dia misy an'ilay hoe ho an'ny namana manokana, dia azo asiana koa hoe tsy manaiky hafatra, na hoe tsy azo asiana hafatra.
izay?

5. Fiffi
(
15/05/2007 10:37)
tsara le hevitra kah ! am-zay complet be le izy....ao ny tsy azo tsikeraina , ao ny azo fafaina , ao koh ny azo tsikeraina....
7. simplex
(
15/05/2007 10:53)
rapidite, efficacite
hafa ihany refa ny matihanina no mitondra ny bolina hehe ^:^^:^
chef oui chef =D=D
hafa ihany refa ny matihanina no mitondra ny bolina hehe ^:^^:^
chef oui chef =D=D
9. xxx
(
15/05/2007 12:29)
[center]ho an'i hery :[/center]
lamako =D =D =D
lamako =D =D =D
avereno =D =D =D =D =D =D =D =D =D =D =D =D
avereno =D =D =D =D =D =D =D =D =D =D =D =D
atambaro =D
atambaro =D
lamako =D =D =D
lamako =D =D =D
avereno =D =D =D =D =D =D =D =D =D =D =D =D
avereno =D =D =D =D =D =D =D =D =D =D =D =D
atambaro =D
atambaro =D
11. xxx
(
15/05/2007 13:10)
booboo:
hihihihi tsy mety ny lamakon'i xxx
tena mihoatra be tokoa le "avereno" e :oops:. Mbô aza de kianina lôtra fa samy nanao lamako iany tsika tany @ sk.t. e :lol:
13. ftma
(
15/05/2007 17:19)
pissoa: oups kay tokoa moa tsy mahazo hafatra ko
Mety ilay izy fa misaotra an'i hery dia mazoto mampiasa ireo izay mametraka sary fa efa manana safidy be dia be izao e
fiffi ka ilay xxx aza mbola tsy hay hoe iza ko, sa izay mandefa sary voalohany mampiasa ilay "tsy azo asiana tsikera" :wink:

15. pissoa
(
15/05/2007 18:32)
:-D:-D:-D:-D:-D
I Tokinao koa fa ny sarin'i Tokinao efa tsy azo asina hevitra sahady ! :-D:-D:-D
I Tokinao koa fa ny sarin'i Tokinao efa tsy azo asina hevitra sahady ! :-D:-D:-D
17. xxx
(
15/05/2007 19:35)
:oops::oops::oops::oops::oops::oops::oops::oops::oops::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
20. cutie
(
16/05/2007 02:11)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 15-05-2007 20:32:33
Lohateny : Re : soso-kevitra momba ny sary eto @ sera2
I Tokinao koa fa ny sarin'i Tokinao efa tsy azo asina hevitra sahady !
eny wa ry pissoa
nefa za efa sainga kinga ery hametraka tsikera :-w:-w:-w:-w:-w