Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
lehilahy ( 19/05/2007 08:07)
mampalahelo ny toetsaintsika malagasy
fahiny narary ery ny fo sady nalahelo raha nahita olona ambony, na olomalaza eny na olotsotra iray nanao ny tsy mety, nandika lalàna, namono olona, kanefa dia indro fa mbola miriaria eny @ fiarahamon... tohiny
novalian'i Jeankely ny 23/05/2007 10:45
niryna ( 19/05/2007 04:48)
Antony mahatonga ny vhvy miasa ora feno ankehitriny?
Inona no antony mahatonga ny vehivavy miasa feno ankehitriny raha oharina ny taloha?:D:D... tohiny
novalian'i niryna ny 22/05/2007 06:34
bazylou ( 18/05/2007 22:57)
RY vhv MAlagasy
tsy tsara aminareo ny famille recomposée, na amiko koa aza aloha e. Tokony hitandrina ihany ianareo amin'ny lhl sy ny sipanytaloha na ny vadiny taloha!!... tohiny
novalian'i wooda ny 02/06/2007 02:23
bazylou ( 18/05/2007 22:55)
Mba mahagaga ihany e!!
CECILIA SARKOZY::,, Efa nandalovandra zaka martin in-piry dia avy eo notsiponin'i SArkozy!!izany ve no mba taratry ny 1ere famille de France e!!, tsss tena mampalahelo, tsy aleo i Segolene , concubi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2007 12:25
fijo ( 18/05/2007 22:27)
mahaleo zandriny
nijery ny santionany tamin'io fifaninanana io aho ,ka tena falyfa mahay le ankizy any ka.na ny hira io na ny gitara.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/05/2007 20:38
bazylou ( 18/05/2007 21:55)
Sadika tokoa ny gasy
de 1960 à 1972 aprés avoir été gaté par le président TSIRANANA ils ont préféré faire la gréve et demande le départ du président ! de 1975 à 1991 : misére à gogo de 1991 à 1995: ZAF... tohiny
novalian'i sympa ny 25/05/2007 00:05
lemenakely ( 18/05/2007 21:47)
Raha ianareo sipa no sendra tratra toy izao dia ahoana?
Ny tampoka hono tsy mahalehilahy nefa raha izao kosa tsy mahavehivavy http://www.dailymotion.com/relevance/search/SLIP/video/x12odb_slip-hunter... tohiny
novalian'i xxx ny 28/06/2007 05:26
bazylou ( 18/05/2007 21:41)
Apres les pierres , le feu
""Les manifestants de Toliara ne se contentent plus de saccager les boutiques et les étals. Des maisonsd'habitation de "" mpiavy"" auraient été également incendiées dans la cité du soleil,. Ce s... tohiny
bazylou ( 18/05/2007 21:29)
Mba ahoana ny fanononan'ny sima
ny hoe ""kids game"" ???... tohiny
novalian'i sympa ny 22/05/2007 21:18
diamondra27 ( 18/05/2007 21:22)
Tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka.
Raha io no arahina de tsy afaka hanao na inona na inona izany fa hanome fahafahampo ny mpiara-monina. Ny ahy rehefa madio ny saiko de tsy miraharaha zay tenin'olona any aho. Ahoana ny hevitrareo... tohiny
novalian'i sympa ny 23/05/2007 14:37
niryna ( 18/05/2007 20:49)
Baiboly/sary:mahaliana-faly-diso?-anao ny safidy!!!
Mahafinaritra ny mizara ary fiteniko matetika io tsy ato ihany fa niainako ary mbola ezahako hatrany ihany koa.Misaotra izay olona nandefa ity http://www.chick.com ity aho tato amin'ny sera2 fa tena ... tohiny
novalian'i cutie ny 26/05/2007 22:17
bazylou ( 18/05/2007 19:26)
Madagascar:: ho zana-tany sinoa atsy ho atsy!!
Interview du président de la république Ravalomanana accable Urfer De Shangai où il suit la réunion annuelle de la Banque africaine de développement, Marc Ravalomanana commente les actualité... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/05/2007 20:37
mavvoo ( 18/05/2007 19:13)
LIBAN,mbola mitohy ny asaratsin'ireo mpanondrana olona an!
Nivoaka angazety tokoa ny antso momba ny asa any Liban,mbola maheno anefa izahay aty Dago fa mbola misy olona mijaly any Fa tsy raharahin'ilay olona mpandefa azy akory,na kitakitainy na anaovany valy ... tohiny
novalian'i tendry77 ny 08/12/2007 05:23
xxx ( 18/05/2007 19:12)
gasikara
:arrow:o ry zareo e,toa mialasa ny karana anié dago fa isika toa variana mikorotana an-trano dia zareo misoaka mangina e,efa saika lasa-zareo la reunion,maurice ko,tetika indray izao dago e,grave fa ... tohiny
novalian'i bazylou ny 19/05/2007 07:57
Fiffi ( 18/05/2007 18:55)
France: composition du nouveau gouvernement ......
PARIS, 18 mai (XINHUA) -- La présidence française a annoncé vendredi la composition du nouveau gouvernement dirigé par le Premier ministre François Fillon: -M. Alain Juppé, ministre ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/05/2007 11:02
pimaso ( 18/05/2007 15:01)
Aorian'ny masera dia an'iza indray ny tour?
Aleo tonga dia mioman-komana fa tsy ankitsitsy ity, ho telo izany sisa ny membre ny FFKM, na ho lasa dimy : miampy ny Apokalipsa sy Adventiste mahereza ry relijiozy; ;-) ;-) ;-)... tohiny
pimaso ( 18/05/2007 14:41)
lundi de pentecote au stade...
"TSELATRA-RAIMBL-GREEN-HIRAH" au stade mahamasina C LA BOMBA ! ;-) ;-) ;-)... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/05/2007 21:33
sitlo ( 18/05/2007 11:34)
sary mihetsika
[img]http://img514.imageshack.us/img514/2253/spinnynu5.jpg[/img]... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/05/2007 13:59
pimaso ( 18/05/2007 08:11)
masera iray voaroaka eto M/car...
Azafady hoe! Mba misy afaka manazava @ izay ve hoe inona no anton'izao fandroahana lava izao ? mistery sa lolompo? ;-) ;-) ;-) ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 30/05/2007 08:49
bezestah ( 18/05/2007 08:06)
mariazin'olon-tiana
Fa dia tena tsy misy mahay mits ve io vazo io e!... tohiny
novalian'i sitlo ny 18/05/2007 20:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7886