Raha ianareo sipa no sendra tratra toy izao dia ahoana?

1. lemenakely ( 18/05/2007 21:47)
Ny tampoka hono tsy mahalehilahy nefa raha izao kosa tsy mahavehivavy
http://www.dailymotion.com/relevance/search/SLIP/video/x12odb_slip-hunter
novalian'i xxx ny 28/06/2007 05:26
2. jhouhlambout ( 18/05/2007 21:50)
Moahahahahahah..... Ié marina mihintsy zany é!:-D:-D:-D:-D:-D:-D
3. melody ( 18/05/2007 22:20)
andrekaikô:evil:
4. dongadonga ( 19/05/2007 05:57)
misy slip very ngambany any de any @ ol mpadalo izy no mitady anazy ,hiii hhhiiiiii:-D:-D:-D:-D:-D
5. mamzelkely ( 19/05/2007 06:19)
tena enjehako andaniko ny aiko mitry ra za no tratran'io de velesiko am kitapo daka totondry zay afaka amonoko azy eee :twisted::twisted::-D
6. diamondra27 ( 19/05/2007 06:39)
:-D:-D:-D

toa slip maxi doly le izy fa tsy misy string?

sao de mba misy morse tian'le olona atao kosa aza.

Lesona nitsoahako zany nahita an'ireny de we: aza atao fohy loatra ny zipo refa mandende:-P:-P
7. tslem ( 19/05/2007 07:34)
:-D:-D:-D te hanao zipo fohy kely eo ka aiza no tsy ho tratran'ny ôtran reny; aza milingilingy am mini jupe rankizy vavy a , ny nanao collant aza mbola voany ihany =))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
8. dongadonga ( 19/05/2007 08:03)
hii hii ,mahafinaritra kosa le mijery ani le izy an ,misy karazany maromaro:{:{:{:{
9. lemenakely ( 19/05/2007 08:03)
tapa-tsinay mintsy ry tslem izany an! fa raha @ ireny moa no tonga fotoana ilay jôba mety tena !!!!...:?::?::?:
10. lemenakely ( 19/05/2007 08:05)
dongadonga:

hii hii ,mahafinaritra kosa le mijery ani le izy an ,misy karazany maromaro:{:{:{:{



ié misy karazany maromaro ny zanany kely ao ny manga ao ny mavokely ao ny mainty fa ny fotsy aloha no tena betsaka asa mitombona koa ve io ho an'ny sipa gasy ? Fanontaniana mbà tsara apetraka @ ry zareo hi hi hi
11. bozylove ( 19/05/2007 08:38)
[size=13px]
lemenakely:
Ny tampoka hono tsy mahalehilahy nefa raha izao kosa tsy mahavehivavy
Jereo eto
[/size]

Dia i lemnekaley koa izany mba te hiditra club ny mpanala slip behivavy ve ???:-) :-p

[size=13px]Hita mihitsy ireo vaza tsy fanajana ny vehivavy sy ny mi banaliser an'izany @ fampisehona sy famelana sary toy izao.Karazana atteinte à l'intimité izao fietsika izao= viol[/size]

[size=13px]Bozy raha tratran'izao dia nasiko daka marefotra any filahiany :twisted: 8)[/size]
12. dongadonga ( 19/05/2007 09:52)
13. dongadonga ( 19/05/2007 09:58)
le manao slip mavokely iny an tena tiako be,hhi hhi:-D
fa raha @ ireny koa kalongany no tsy mislip ,fa tonga de wounabé an ,hiiii hhhhaaaaaahh=D=D=D=D=D=D=D=D:-D
14. kelly13 ( 19/05/2007 10:07)
:-D:-D:-D:-D zay d faly ery reto lhl ireto! manasa maso v eh? soa za fa bingo beuuuu tsy mba manao zipo fohy kely zany kle hahahahahahaha
15. Fiffi ( 19/05/2007 10:09)
:evil::evil::evil:
16. diamondra27 ( 19/05/2007 11:58)
=))=))=))=))=))=))

mahatapa -tsinay le izy koa!
za zany le mpitazana fotsiny devant ny écran @io an!

17. sipagasy ( 19/05/2007 12:54)
kay kay kay, ny aza tratrany fotsiny eh :twisted:
18. sitlo ( 19/05/2007 14:02)
=))fialam-boly vaovao be :-D
19. lemenakely ( 19/05/2007 14:11)
sipagasy:

kay kay kay, ny aza tratrany fotsiny eh :twisted:



raha ny gasy aloha tsy dia oainina satria ny ankabeazany dia short mille bande sy kilaoty lamba soga daholo e ny ankabeazany !!!!hi hi h i:°)
20. lemenakely ( 19/05/2007 14:17)
[quote=dongadonga]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1907