sary mihetsika

1. sitlo ( 18/05/2007 11:34)
novalian'i Fiffi ny 19/05/2007 13:59
2. sitlo ( 18/05/2007 11:35)
http://img514.imageshack.us/img514/2253/spinnynu5.jpg
3. kelly13 ( 18/05/2007 13:00)
hihihihi, mahafanina ry se a, otran'ny mihodina moramora zany le izy :°)
4. Fiffi ( 18/05/2007 13:53)
tena mihetsika tsy akihetsika klé ! hehehehehehe manimba maso be le izy klé ! ohatran'fanina zany zah mijery azy klé !
5. mamzelkely ( 18/05/2007 15:20)
tena mihetsika ve io tôny saina ko mtondra an le izy kanou :^):^):^):-D:-D
6. sitlo ( 18/05/2007 19:48)
mamz> tsy misy mihetsika izany ireo, andramo indray jerena daholo ireo teboka mainty ivon'ny rehetra.
7. lancia ( 18/05/2007 20:08)
arabakiteny tokoa mou zany. Sary mihetsika, hihihi:D:D:D
8. mpindrana ( 18/05/2007 20:41)
nivoraka ny voamasoko kleaza .
9. Fiffi ( 19/05/2007 13:59)
heu....raha fixéna le maso eo ampovony de tsy mihetsika le izy......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3827