Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tslem
(
20/05/2007 07:06)
raha nakarin'ny vintana
Mba mangataka ny tonon'io hira io izay mahay, tsy haiko izay mihira azy fa misy oe:
raha nakarin'ny vintana ianao
mba lanjalanjao ny fitondra ny havana.........
tohiny
novalian'i tslem ny 04/06/2007 06:24
fafabe
(
20/05/2007 06:51)
DG Inspection Générale Manao kolokolo eto madagascar
Mikasika ny volan'i Mon Père tao Marovoay nisy naka kay ny Mpiasa vavy tao antrano ihany no naka azy io io vola io dia vola Euro maromaro mihotra 2 000 Euro; ary Karana vitsivitsy tao Marovoay ihany ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 23/05/2007 10:02
fafabe
(
20/05/2007 06:44)
DG Inspection Générale Manao kolokolo eto madagascar
Mikasika ny volan'i Mon Père tao Marovoay nisy naka kay ny Mpiasa vavy tao antrano ihany no naka azy io io vola io dia vola Euro maromaro mihotra 2 000 Euro; ary Karana vitsivitsy tao Marovoay ihany ...
tohiny
bazylou
(
20/05/2007 02:03)
tamin'ny 2002
Le tam propagandy tam 2002:
le mpanao propagandy miteny de ny olona mamaly sady miady rima an!
A:Mahiratra fa tsy tatanana!
ny olona:Marc Ravalomanana
dia nisy nanohy hoe
A:Manao loaka anana...
tohiny
novalian'i sympa ny 22/05/2007 21:29
bazylou
(
20/05/2007 01:11)
le8, 15 ans
Ny lalam-panorenana vaovao izao no milaza mazava fa 15 taona no fahabetsahan'ny mandatn'ny prezda!!!
Efa assure izany ny 15 taona raha tsy hirefotra amin'ny delestazy sy ny foko le io!!...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/05/2007 11:32
xxx
(
20/05/2007 00:35)
dontcry
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/F_05BL_1.GIF[/IMG]...
tohiny
novalian'i Aino ny 22/05/2007 10:33
Fiffi
(
19/05/2007 22:15)
Mercedes indray an ! hummm......manja an !
http://images.google.fr/imgres?imgurl=http://www.leblogauto.com/images/saleen_s7_1.jpg&imgrefurl=http://www.leblogauto.com/2005/10/tokyo_2005_live_10.html&h=480&w=640&sz=84&hl=fr&start=3&um=1&tbnid=q3...
tohiny
novalian'i deutsch007 ny 20/11/2007 07:51
lemenakely
(
19/05/2007 20:49)
Soso-koditra ,tourteau,cylindre....
Dia tena nampalahelo tokoa ny gasy teo @ faramparan'ny taona 80 fa dia nihinana ny tsy fihinana mihintsy ! aiza ve ko hitanao teny an-tsena ny soso-koditra ,ny tourteau ,ny jeu des îles (mofo gasy ka...
tohiny
novalian'i sympa ny 24/05/2007 23:55
karinah
(
19/05/2007 20:45)
Mitady fan an'i D. Hallyday na Justin Timberlake?...
Mba mitady fan aan'ireo pihira ireo raha misy dia mba anoraty zaho.^:^
Sotra betsaka....
tohiny
novalian'i karinah ny 20/05/2007 13:39
xxx
(
19/05/2007 19:02)
Mody eeeee
Mba mahalasa saina ny filazan'ny sasany fa raha mody aty Dago hoe izy dia hahantra velona. Izaho anefa te hanao antso avo hoe: ianareo izay nahavita fianarana any am-pita any mba mody hampivoatra ny a...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/05/2007 14:21
xxx
(
19/05/2007 18:40)
Tsy mety misokatra!!
Asa iza no afaka hamaha an'zany ato fa tsy mety misokatra ny dress mailko,yahoo io fa misy teny anglisy tsy fantatro no avoakany eo!! ny yahoo mandé fa ra mampiditra mail ianao d tsy mamely!! saotra ...
tohiny
rakaroka
(
19/05/2007 16:58)
Fihaonam-pirahalahiana serasera 2007
Manao ahoana daholo ô!
Ka efa manakaiky ity ny fialan-tsasatra:lol::-w
Ahoana raha mba "asiana" fihaonana serasera:-*:-*:
mba hamantarana misimisy kokoa ny namana sasany
mba aharahako en vrai koa...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 30/06/2007 19:31
ikaretsaka
(
19/05/2007 15:47)
Maquette
Mitady olona za-draharaha (any Madagasikara) amin'ny fanaovana "maquettes" trano sy zavatra mifandraika @ architecture.
Atao vita @ baoritra na hazo , ary mafy tsara sy azo bataina sy afindrafindra...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 31/10/2007 10:24
Sosy
(
19/05/2007 14:49)
Toro-hevitra hahazoana vola !!!
:DMbola té hahazo vola bebe kokoa ve ihanao akoatry ny karamanao na ny gouter na ny argent de poche?:roll:
Ty misy hevitra tsara be sady efa naha mpanan-karena olona maro be maneran-tany8-). Tsy mis...
tohiny
novalian'i 2gasy ny 27/12/2007 11:27
meva007
(
19/05/2007 11:42)
Ricky - Ditsoka
Miarahaba antsika rehetra ary misaotra mialoha anareo manome ny dikan'ny "Ditsoka" hiran'i Ricky, mazotoa daholo.
Veloma e...
tohiny
novalian'i cmbolatiana ny 01/06/2007 12:57
xxx
(
19/05/2007 10:47)
zodiac
tsy ilay serie bidon t@ la une akory no tiako lazaina eto fa ilay film basé @ tantara marina! iza ianareo no mba nijery azy io?...
tohiny
novalian'i tiarah ny 29/08/2007 12:18
kapera12
(
19/05/2007 10:39)
thiera bruno/ravoromanidina
Bonne e...
tohiny
novalian'i felaniaina13 ny 16/06/2007 16:43
xxx
(
19/05/2007 10:33)
sex sy fitiavana
mahita anilay resaka etsy ambany d mametraka fanontaniana we ny sex v mampisaraka ? tena important v? d ahoana ny fitiavana ?...
tohiny
novalian'i la ny 27/06/2007 08:49
tezitra
(
19/05/2007 09:44)
madagascar porte de l'enfer
1)avec free, wanadoo.mg, alice... [b][[b]b]offre triple play[/b]: [b]telephone[/b], intenet, television[/b]
2) avec Tsiranana et ZAFY pas de souci, pas de sampy ni de truc satanique
3)avec ra...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 23/05/2007 06:10
wooda
(
19/05/2007 08:26)
Fanaovam-beloma serasera
Manao ahoana daolo!
tena tsy haiko ny hanazavana azy tsara fa ity angambany ny soratra farany andraisan'i wooda anjara @ forum sy ny serasera rehetra ato!
bdb ny zavatra tsara hitako t@ fotoana...
tohiny
novalian'i rhina ny 25/07/2007 10:52
