Fihaonam-pirahalahiana serasera 2007
1. rakaroka
(
19/05/2007 16:58)
Manao ahoana daholo ô!
Ka efa manakaiky ity ny fialan-tsasatra:lol::-w
Ahoana raha mba "asiana" fihaonana serasera:-*:-*:
mba hamantarana misimisy kokoa ny namana sasany
mba aharahako en vrai koa lé karajia e!:-D:-D:-D:-P
:roll:sns...tsy voatanisa:-P
Ohatra hoe mivoaka manao picnique,
dia alefaso aza ny hevitra: "possibilité" , toerana, fotoana ho an'i Paris sy ile de France aloha fa aoriana hitarina:-P

novalian'i rakaroka ny 30/06/2007 19:31
2. diamondra27
(
19/05/2007 17:19)
bien zany e!
ataovy haingana fotsiny le izy fa sao lasa vakansy zahay na miasa
miala any le ketriketrika klé
samy mitondra piknik de any mizara
de asiana belote sy rami
de vazo @ gitara
ataovy le 23 juin e!
de fiffi tongava mihira hanafana ny lanonana
:-*:-*:-*:-*

3. diamondra27
(
19/05/2007 17:24)
de aza atao fotoangasy fa masosotra an!:evil::evil:
base de loisirs ny créteil ny proposition-ko
iza no hanao vako-drazana sy tsinjaka?
tenue exigé:
lhl: satroka penjy
vhv : mitafy lamba sy lambahoany
ny ankizy manao kiranil na scoubidou fa tsy basket FILA na NIKE

4. Fiffi
(
19/05/2007 18:30)
ny 23 Juin aloha de mety eh ! am-zay mbola tsy lasa vakansy ny pokona ! de aza adino ny dité ! :{:{:-D:-D
6. rakaroka
(
19/05/2007 20:23)
:-w:-w Misaotra sahady @ soson-kevitra,
'za aloha afaka @ 23 io dia atao miatomboka @ firy?..
Ataontsika "manjamanja" io fihaonana io:(Entina amim-bavaka, "organisé-na" tsara!
Ilay "creteil" ve accéssible RER na métro?...
Dia ento lé mofo aseho an-tsary sy soratra ireny
mba ho azo atelina fa tsy jeren'ny maso fotsiny:
I Fiffi mahay ilay samosa milay be:lol:
Dia misy manana talenta isan-karazany koa!
(:-DAsa raha tokony indrana ilay gouvernemanta serasera iry:-D)? Vazivazy fa afaka mieritreritra rindran-damina isika:wink:

9. rakaroka
(
19/05/2007 21:10)
karinah:
rakaroka; tsara b ilay hevitrao!! fa dia tokony raiketina:-*
karinah:-*:-*
Dia mbola afaka mipaozy maka sary koa anie, alefa @ serasera indray e, mba tena "apetratsika hoe "gasy ka manja an!:-D:-D:-D:wink:
11. Fiffi
(
19/05/2007 21:23)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Confus/circonspect-2403.gif[/IMG]heu....tsy mi-poinsa le daty amiko......
13. rakaroka
(
19/05/2007 21:32)
Fiffi:
kelly: hay tokoa moh am le 23 io le ....antsika ? :-$:-$:-$
:roll:Fa misy inn indray ary? dia ahoana izany? sa ny
30?... De toute façon mbola tsy fanapahana hevitra izao fa jerena aloha izay fotoana mahaafaka ny be sy ny maro e!
14. rakaroka
(
19/05/2007 21:37)
:-$
Dia mikasika ny hirahira mba alefaso eto ny "titren'ny hira tiana hohiraina" mba misy hiomanana @ tonony:lol:, @ izay maredona tsara fa tsy toa ilay hira tsy hay tonony anefa tiana hohiraina ireny dia tapaka antenantenany avy eo.
Misy iomanan'ny mpitendry gitara koa e!:-D:-D:-D

17. mandrindra
(
20/05/2007 09:05)
kiiiiii, izaho sady tsy afaka na 23 na 30 jona raha vao atoandro io kle.
20. booboo
(
20/05/2007 10:15)
Mba afaka fantarina ve ny :
-toerana
-daty
-ora
-zavatra tokony entina
-zavatra atao (progany)
-tél-n'ny mpikarakara (pratique sy haingana kokoa raha sendra tsy afaka tampoka na very an-dalana)
-euh...zay ihany :°)
-toerana
-daty
-ora
-zavatra tokony entina
-zavatra atao (progany)
-tél-n'ny mpikarakara (pratique sy haingana kokoa raha sendra tsy afaka tampoka na very an-dalana)
-euh...zay ihany :°)