Fihaonam-pirahalahiana serasera 2007

61. xxx ( 25/05/2007 19:20)
ataovy 23 za azany aty montpl hiezaka ho any:-D
62. Fiffi ( 26/05/2007 06:53)
raha 23 aloha de zah tsy ho afaka eh !
63. bidagda ( 27/05/2007 15:31)
ka ra tsy afaka fiffy de inona zany no hatao fiffy zao no hantenaina hanafana
64. bidagda ( 27/05/2007 15:33)
azafady fiffi a! lasa fiffy ndray ty izy e! nifify loatra aho
65. Fiffi ( 27/05/2007 16:17)
bidagda: tsy misy olana akia an ! :):-* fa aleo omena an'i rakaroka io fanafanana azy io fa zah tsy de mahay an'io loatra an !
66. maina ( 31/05/2007 17:57)
zahako zany manakevitra ny hanao fohonana koa eh , fa lehizy alo dia miankina amitsika retra hiany eh , raha mazoto tsika de rahikitra, mois AOUT no niheritreretako azy fa mbola mandin ika ny date zahako we mety aminy rehetra ve , tsisangy io fa tena izy ah efa naghita trano lehibe hanahovanazy zahako raha samy mazoto dolo tsika fa ny toherana kosa alo dia somary lavitra any paris dia izay indray ary alo fa miandry ny sosokevitrareo eh
67. rakaroka ( 31/05/2007 20:16)
maina:

Io 'gné dia ny "intéressement"'ny daholo be no erany e, 'za koa mantsy manana karazan-trano isan-karazany sy "activités" isan-karazany azo atao ao anatin'izany eto an-tokontany mihitsy ( sérieux izany) saingy atao inn moa trano malalaka raha olona isaina @ ratsan-tanana no ho avy?:roll::roll::roll::wink:

68. Fiffi ( 01/06/2007 07:12)
zah mba gaga :roll:
69. nathie86 ( 01/06/2007 07:47)
d rôvina iany eh, d aiza iany no atao eh.:lol:
70. infinity ( 01/06/2007 13:52)
rakaroka:

Io 'gné dia ny "intéressement"'ny daholo be no erany e, 'za koa mantsy manana karazan-trano isan-karazany sy "activités" isan-karazany azo atao ao anatin'izany eto an-tokontany mihitsy ( sérieux izany) saingy atao inn moa trano malalaka raha olona isaina @ ratsan-tanana no ho avy?:roll::roll::roll::wink:

Rakaroka, Maina...afaka miara-miasa izany isika manomana hetsika hafa ohatra hoe manao "Soirée serasera" sahala ny t@ herintaona. Ny tenako manokana dia vonona @ fikararana sy fandraisana anjara eo amin'ny lafiny animation (DJ). Misaotra tompoko!:D

71. rakaroka ( 01/06/2007 17:41)
infinity:

Rakaroka, Maina...afaka miara-miasa izany isika manomana hetsika hafa ohatra hoe manao "Soirée serasera" sahala ny t@ herintaona. Ny tenako manokana dia vonona @ fikararana sy fandraisana anjara eo amin'ny lafiny animation (DJ). Misaotra tompoko!:D

Raha ny marina raha nitsaika tao an-doha ny hevitro ity dia nihevitra "possibilité"n-tsika maro tokoa izay nivela matory satria "inexploité" no fiheverako azy! Tonga tao an-tsaiko ny hoe samby hivimbina izay tsirambina kely (vola hanampiana ity site ity, na isan-taona hisy toerana ifandraisana eraky ny vazan-tany efatra iarahana mahatsiaro ny 26 Juin ohatra! saingy miankina @ feelingn-tsika izany:
Ny marihiko fotsiny dia "ny firaisan-kina no HERY"
ary "image tsara eo anatrehan'ny mpiara-belona foana izany!"
Tiako BBBBBe ny propon'infiniti eto, fa dia mila fanomanana sy fiatrehana foana ny rehetra e, ka izay aloha no nandrosoako ity hevitra tsotsotra ity,haiko tsara hoe efa nisy,ary....,fa tiako foana ny midinika toa izao, raha tonga any anie ny namana ho afa-midinika "tsara" izay hataontsika ny manaraka isika e !Ka izay no ataoko hoe "tongava" ho'aho.
Déjà lé date "raisonnable" tsara: 30 Juin. Lé fotoana
efa izay tsy hamatotra loatra no nanaovako azy.
Dia izay aloha!
72. ftma ( 02/06/2007 10:50)
rakaroka: tokony averina mazava tsara ny adresy ilay fihaonana 30 juin sy ny ora dia raha azo atao alefaso mail any @ Hery dia mba halefany @namana rehetra
Izay handeha koa tokony mba mandefa hafatra any @ rakaroka @ zay mba fatatra hoe ho avy marina ve
Izaho aloha lavitra fa raha sendra misy programa tapoka dia tonga any ihany
73. rakaroka ( 02/06/2007 19:22)
ftma:

rakaroka: tokony averina mazava tsara ny adresy ilay fihaonana 30 juin sy ny ora dia raha azo atao alefaso mail any @ Hery dia mba halefany @namana rehetra
Izay handeha koa tokony mba mandefa hafatra any @ rakaroka @ zay mba fatatra hoe ho avy marina ve
Izaho aloha lavitra fa raha sendra misy programa tapoka dia tonga any ihany

Efa tao an-tsaiko foana ny hevitra "officialisation" dia hoe ho resahina @ i Hery, saingy niandry foana aho ny "bon élément" mba liana sy vonona hifandrimbona, raha ny marina nanipy hevitra aho ery ambony , ny hira mahafinaritra anareo, inn 'zay revinareo tiako ho nohezahina ho notohaina,ny disponibilité, sns, saingy:-w:-w:-w:-w
ilay endrik'ilay "gasy voafatopatotra" , tsy hita izany ny handraisana azy, sahirana sady toa ilay miala "andraikitra" izany daholo, dia ny moindre des "choses" @ ireo liana fety sy fihaonana aloha no
voaresako hatramin'izao, fa raha misy toa an'i ftma na ny hafa, manao "pub" kely: "mahafinaritra ahy ny hoe miara-misalahy"@ ny toa itony!Raisina an-tanan-droa sy isaorana eram-po eran-tsaina izay hanao izany!
Ny Date:"30 Juin 2007" @ 12 sy fiaraha-misakafo sy araka izay "feeling-tsika"
Ny toerana "Base de loisirs Creteil".
Izay aloha ny azoko ambara dia ny "sur" hoe hisy sary hanamarihana io fotoana io, tsy an-tery anefa ny olona izay tsy tiana alaina sary,hisy resaka tohiny koa avy eo hoe "nanao ahoana ity fihaonana ity?:?::?::wink:

74. ftma ( 04/06/2007 08:04)
rakaroka: efa misy pub koa ao @ chat ao fa tonga dia ataovy halefany ihany, raha roa na telo aza no tonga ao anie dia efa mahafinaritra e
Manentana antsika rehetra fa mahafinaritra anie ny mihaona e
75. hery ( 04/06/2007 09:41)
Misy ankizy miteny aty amiko hoe handeha dia noteneniko hoe mila mandefa hafatra amin'i rakaroka. Sao mantsy misy mitontona fotsiny any... sa?

76. Fiffi ( 04/06/2007 16:01)
de mbola tsy fantatra hatram-zao hoe firy no ho avy ?
77. ftma ( 04/06/2007 16:30)
Misy ankizy miteny aty amiko hoe handeha dia noteneniko hoe mila mandefa hafatra amin'i rakaroka. Sao mantsy misy mitontona fotsiny any... sa?
ka izany no hitenenako hoe ataovy foana na vitsy aza no nilaza handeha, misy mantsy tonga tapoka.
78. rakaroka ( 04/06/2007 20:17)
De toute façon izaho tompon-kevitra ho any :
"Affirmative" io , ary na iza ho afaka sy tsia :
"Ahafinaritra foana io , satria mba isika rehetra no "acteurs" fa tsy sanatria ho "spect"n'ny hafa lava izao! :wink:
79. tess ( 04/06/2007 20:44)
fa aiza kay io fiaoanana io ????:roll:
80. rakaroka ( 05/06/2007 04:11)
Manao ahoana i Tess!
Ity ny toerana:
http://www.base-loisirs-creteil.fr/
Dia amin'ny 30 Juin ho avy izao , ka izay ahatongavana tsy maninona satria arakaraka ny fahafahan'ny Tsi1/1, fa raha te handray anjara @ "voile" sns hono dia @ sivy maraina dia efa tokony ho tonga any! ary mila misoratra anarana mialoha sy mandefa ny participation mialoha aty, afaka mandefa mail aty izay liana @ izany,
Fa @ 12 ora isika mba hiaraka "hiredona ny ry tanindrazanay malala" dia hiara -misakafo ( samy hivimbina ny anjarany anefa) , dia malalaka ny ambin'ny fotoana amin'izay hitiavantsika handaniana izany avy eo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1871