Fihaonam-pirahalahiana serasera 2007
21. karinah
(
20/05/2007 14:00)
mandrindra:mandrindra: oh ! :(
kiiiiii, izaho sady tsy afaka na 23 na 30 jona raha vao atoandro io kle.
22. salmo1
(
20/05/2007 18:23)
xxx: i takaka no tokony hande ho any voalohany... raha tsy zany lasa tsy fety sy fihaonana :D
23. rakaroka
(
20/05/2007 20:24)
Heu...Aleo aloha jerena ny fahafahan'ny tsi1/1:
omeo aza ny date sy fotoana mampalalaka ny tsi1/1, ahitana ny "bonne date" hi-fixé-na ny fotoana aloha.
Ho hita @ izany koa ny mety ho "tendeancen'ny prog",
raha olona roa fotsiny moa no afaka dia mifanaraka @ izany ny mety atao":-D:-D ! raha maro2 isika, dia afaka mifandamina @ fikarakarana isan-karazany, fa alohan'izany tsara ho fantatra fotsiny aloha ny fotoana mampalallaka sy ireo afaka ho tonga!

24. diamondra27
(
21/05/2007 00:44)
za zany le mpanarakefa fotsiny fa nenay tsy haihay ny pro e! mety miasa na mety tsy miasa. Mety misy urgence tampoka manko de tsy maintsy mandeha.
Fa mety rakaroka nge zany no mpikarakara azy e sa iza?
sa samy mikarakara doly
ra vô any lavitra be any alou de tsy afaka za e!
de ra vô misy olona be poerapoera sy be valamaty koa de tsy mande za:-D:-D:-D

25. rakaroka
(
21/05/2007 05:42)
rehefa dinihiko ny fandehan'ny resaka hatreto dia toa tsy hita be ihany izay tena ho afaka:roll::roll:
:-w. aleo omena andro hatramin'ny 1er juin ny hanapahana ny fotoana:wink:
:-w:-w
Mampmé tsy hitako koa izay andraisana antsika, toa
fifanahiana no betsaka noho ny "fifanantonana":wink:
toa be siasia izany!
maro anefa ny vahiny eto miray hina, ary na izaho izao aza mivoaka miaraka @ hafa firenena tsy mifankafantatra, pour des simples sorties, fa dia nahafinaritra foana, sa isika malagasy tia raorao?:?:
Roa taona lasa izay "annéé" de Brésil: miray hina Bbbbe rizareo, nanontany anay ny mairie teto ary rahoviana ny "année des Malgaches":?::?:
tsy haiko, fa ny malagasy nitory fihavanana izay toa mifanasa vangy sy mifampitazana 'ngamba no tena talenta:?::?::-D:-D:-Dsanatria kosa e:-D:-D:-D

26. rakaroka
(
21/05/2007 06:02)
Fa mi-comprendre ny "situation"ny maro eto koa aloha:
tahaka an'i Diamondra! tsy ifanomezana tsiny izany,
Na sao misy menatra ny itonona mivantana hoe handeha dia alefaso hafatra aho, ahitana raha misy mis'interesse ihany ity propo ity, raha tsy misy moa dia mivela resaka eto ihany tahaka ny mahazatra e!
Isika no erana, izay mety amintsika no toavina:lol::lol::lol:

27. Fiffi
(
21/05/2007 07:21)
booboo:io angamba no zavatra tokony jerena voalohany......(ny amiko aloha de tsy lasa le 23 !)
Mba afaka fantarina ve ny :
-toerana
-daty
-ora
-zavatra tokony entina
-zavatra atao (progany)
-tél-n'ny mpikarakara (pratique sy haingana kokoa raha sendra tsy afaka tampoka na very an-dalana)
-euh...zay ihany :°)
28. booboo
(
21/05/2007 10:08)
Rakaroka > aza atao resaka any ambadika any rangah fa aleo eto dia samy mahita aby na ny menatra na ny interressés nefa tsy mpandray anjara forum sns. Ny mety kokoatondé manome daty sy toerana ary ny coord. (tahaka ny nataon'i Maina t@ fihaonana tany Paris farany iny) dia anjaran'ny tsirairay avy eo no mandamina ny fotoany. Raha tsy izay, dia hifampijerijery soratra sy hifampiandriandry eto fotsiny ny be sy ny bobaka... Tsy hoe sanatria mi-s'impose ianao raha tondé manome daty sns fa aleo ara tonga dia raisinao @ tandrony ny omby rehefa tsisy handray...zà vonona ny handray aty Sens (feno toerana milay aty) fa ny fialan-tsiny azoko t@ zany fotoana zany hoe : lavitra loatra.... donky....
34. sasa
(
21/05/2007 13:57)
ravatorano hi hi hi hi isika sy zoky manaraka bol fotsiny d miandry sary
Za manome soson-kevitra anareo fa raha hanao fihaonana d tonga d alefo sy daty sy ny fandaminana rehetra d izay hande no tokony handamina ny pro-ny avy eo, fa raha samy hanome daty eo d tsy ho tafa mintsy le fihaonana.

35. bidagda
(
21/05/2007 14:59)
tsy aleo ve mba entre le 15 sy 30 juin @ zay mba manakaiky ny 26 juin fetintsika ry akama isany ô!
hiraina hatra@ farany ny ry tanindrazanay malala ô!
za tena lavitra be fa mba hezahiko
hiraina hatra@ farany ny ry tanindrazanay malala ô!
za tena lavitra be fa mba hezahiko
36. Samoana
(
21/05/2007 15:37)
ny volana jona efa tsy kaoty 'zahay na parisy na holandy na ambatofotsy e:cry: .
39. rakaroka
(
21/05/2007 18:04)
booboo:
Rakaroka > aza atao resaka any ambadika any rangah fa aleo eto dia samy mahita aby na ny menatra na ny interressés nefa tsy mpandray anjara forum sns.
Eny aza e!
Ny mety kokoatondé manome daty sy toerana ary ny coord. (tahaka ny nataon'i Maina t@ fihaonana tany Paris farany iny) dia anjaran'ny tsirairay avy eo no mandamina ny fotoany. Raha tsy izay, dia hifampijerijery soratra sy hifampiandriandry eto fotsiny ny be sy ny bobaka... Tsy hoe sanatria mi-s'impose ianao raha tondé manome daty sns fa aleo ara tonga dia raisinao @ tandrony ny omby rehefa tsisy handray...
Vu ny hasarotan'ny "disponibilitén'ny gasy Paris-Ile de France",no mahatsara zavatra ihany ny maka ny "avis"'ny namana sy étuden'ny "variables" mety
tsy tratry ny saina no ifampidinihina toa izao aloha!
zà vonona ny handray aty Sens (feno toerana milay aty) fa ny fialan-tsiny azoko t@ zany fotoana zany hoe : lavitra loatra.... donky....
Ka izay no niheverako aloha hoe iza avy no afaka?
Aiza avy ny toerana misy ny tsi1/1 afaka, dia izay marimaritra iraisana sy hananosarotra ny daholo be no jerena! tsara angamba raha tsy dia lavitra "garem-pitanterana" satria mety hisy mpianatra na olon-tsotra tsy amim-piara, raha tsy hoe hisy afaka hanao navette