Fihaonam-pirahalahiana serasera 2007
81. ikalapeta
(
05/06/2007 07:57)
wéééééé, milay kosa izany koa, sady hafinaritra be ny mijery an'i Tess sy Rakaroka mi-surf izany ah !:-P
Rakaroka: ho hita eo ihany fa dia manoratra any aminao izany eh..!
Rakaroka: ho hita eo ihany fa dia manoratra any aminao izany eh..!
82. sakaizakely
(
05/06/2007 09:01)
Mety tsara mihitsy ilay sosonkevitra, ny fandaharampotoana, ny fanomanana, ny fikarakarana. Samy maka ny azy tokotrany no mety dia miara-mikaly izay nentiny fotsiny avy eo.
Dia mazotoa daholo ze afaka fa zahay mbola tsy afaka hikodiadia mankany, sao ataonareo baolina any fa boribory be :-D:-D:-D
Aza hadino ny sary :-*:-*:-*:-*:-*
Dia mazotoa daholo ze afaka fa zahay mbola tsy afaka hikodiadia mankany, sao ataonareo baolina any fa boribory be :-D:-D:-D
Aza hadino ny sary :-*:-*:-*:-*:-*
83. booboo
(
05/06/2007 09:54)
-Hono ho'aho, rehefa tonga ilay mitatao vovonana dia aiza ho aiza ao ny toerana hifankahitana kay ?
84. karinah
(
05/06/2007 11:45)
sakaizakely>:lol:,.. mitongàva fa be lhl matandraka anie hono hande any, eh !:D ;-)
86. rakaroka
(
05/06/2007 16:47)
ikalapeta:
wéééééé, milay kosa izany koa, sady hafinaritra be ny mijery an'i Tess sy Rakaroka mi-surf izany ah !:-P
Rakaroka: ho hita eo ihany fa dia manoratra any aminao izany eh..!
:-D:-D:-D=))=))=))
Efa mi-surf @ net foana anefa:lol:Ho hita any izany::-w
toa "maro" isafidianana loatra koa anie lé "activités", sady mety mbola misy proposition'ny namana "intéressant" koa, dia ho hita eo e:lol:
87. rakaroka
(
05/06/2007 16:52)
sakaizakely:
Mety tsara mihitsy ilay sosonkevitra, ny fandaharampotoana, ny fanomanana, ny fikarakarana. Samy maka ny azy tokotrany no mety dia miara-mikaly izay nentiny fotsiny avy eo.
Dia mazotoa daholo ze afaka fa zahay mbola tsy afaka hikodiadia mankany, sao ataonareo baolina any fa boribory be :-D:-D:-D
Aza hadino ny sary :-*:-*:-*:-*:-*
Driiiy fa nahoana kosa no hiheveran'i sakaizakely fa hoheverinay ho toa ny baolina ianao:roll::?:
"Raisinay am-PITIAVANA TOKOA izay tonga rehetra ka, ary ireo tsy afaka fa mba naniry aza mihoatra noho izany ny firarian-tsoa ho azy ireny eo @ fiatrehany izay ataony sy @ "fiainany MANONTOLO" aza!(l):-*
88. rakaroka
(
05/06/2007 16:59)
booboo:
-Hono ho'aho, rehefa tonga ilay mitatao vovonana dia aiza ho aiza ao ny toerana hifankahitana kay ?
1-hanatsatohako ny "sainam-pirenena malagasy ilay faritra hihaonana"
2-Dia handefasana mialoha karazan-kira malagasy vitsivitsy eo !
3-Mbola hanao "étude sur terrain mialoha aho ahitako ny bonne endroit" tena hisian-tsika, dia hoezahiko omena "précis" eto miohatra ny sarin-tany ny 26 Juin.
89. rakaroka
(
05/06/2007 17:06)
xxx:
:?: fa ny andehanana any nga hono hijerevana lehilahy?:?:
:-D:-D:-D
dia ny tohiny hoe "taiza ny nifankahitanareo":roll:
dia ny valiny ve hoe
"base de loisirs cretéil":?:
:-D:-D:-D
Tsy maninona ny rehetra mitranga rehefa manaja ny
manodidina, au contraire aza mba miala ny fefin'ny geza isan-karazany!:lol::wink:
92. karinah
(
06/06/2007 02:37)
maztoa daholo Ianareo, fa zaho koa amin'io tsy ho afaka mifanakaiky @ le 23 io !^:^
93. karinah
(
06/06/2007 10:55)
xxx:ho an'izay "mavesa-tena" izany.:^)
:?: fa ny andehanana any nga hono hijerevana lehilahy?:?:
96. hery
(
07/06/2007 12:29)
TSy azon'i xxx koa ilay resaka...
Izany no manjo ny mandray tsy raisina :lol:
Aleo hazavaina fa sao dia wain i xxx :-)
Sakaizakely hono tsy afaka fa mavesatra
de hozy Karinah hoe misy lehilahy matanjaka betsaka any
Dia vao mahita an'io i xxx dia mieritreritra hafahafa sahady (efa sady borné no mbola mandray tsy raisina)
Dia mbola manazava ihany i Karinah hoe mavesa-tena izany... fa mbola tsy azony ihany satria efa zavatra hafa hatr@ voalohany no eritreretiny... tsss
Mba misoka-tsaina (open-minded) ra-xxx fa tsss. N'aiza n'aiza.

98. Fiffi
(
07/06/2007 18:58)
de iza hiany zareo no ho any an ? de hatram-zao ve de iza fotsiny no nilaza ho any ? sa....tsy azo lazaina eto ? :{:{:{
99. rakaroka
(
07/06/2007 19:28)
maina:
zahako zany manakevitra ny hanao fohonana koa eh , fa lehizy alo dia miankina amitsika retra hiany eh , raha mazoto tsika de rahikitra, mois AOUT no niheritreretako azy fa mbola mandin ika ny date zahako we mety aminy rehetra ve , tsisangy io fa tena izy ah efa naghita trano lehibe hanahovanazy zahako raha samy mazoto dolo tsika fa ny toherana kosa alo dia somary lavitra any paris dia izay indray ary alo fa miandry ny sosokevitrareo eh
Tsy manakana ny "eritreritra" fihaonana hafa ity hevitro ity an, indrindra 'ndrao volana "Aout"aza no mampahalalaka kokoa ny maro:roll::roll::roll:.
Tahaka anay eto dia misy sorties 2na mihoatra isaky ny vacances, dia malalaka ny tsi1/1 hisafidy izay mety aminy. Somary "bizarre" koa angamba ilay hevitra "atoandro" no nanaovana azy, ka taingim-be anie ny "fety mifanontona manodidina ny 26 izao : "alina daholo", dia mbô 'ndeha hanao "style mi-respect" ny torimaso sy mialavoly tsara avy eo:
izay no "feeling" tonga tan-tsaina e, anefa tsy mahazatra loatra ny eto angamba:-w:-w:-w:-w
Dia faratenin-dRakaroka hono: hoe "efa nikaroka" izay
noheveriny ahasoa MIHITSY izy fa "tsy disponible" ny olona, dia afa-nenina fa nanasa vahiny tsy tonga dia
...:lol::lol::-D:-D:-D:-D:wink:
100. glamoor
(
14/06/2007 19:05)
zay tapakareo borinay e! fa ataovy fotona matotra!ok! slt doly!:wink::?:-*